Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rova30 ( 09/10/2007 23:50)
Oroka
Mifampiarahaba, mifandao ,mifankatia ,mifamela eloka, mifankahala ,mifamitaka ,mifampihatsara ivelatsihy ... Inona kay no tena dikan' ilay oroka ,mifanoroka ? ...sa lamaody fotsiny , dia ... tohiny
fijo ( 09/10/2007 21:01)
pretra syny heviny
ao amin'ny RMC ao,dia misy pretra iray antsoina hoe "pere gourion"izy dia pretra mpitarika fiangonana katolika,sangy izy dia momba ny fampiasana kapoty ,ary milaza mivantana fa ilaina ny "mpivarotena"... tohiny
novalian'i fijo ny 17/10/2007 19:24
lemenakely ( 09/10/2007 19:20)
Feno hani-masaka TANA na maraina na hariva ....
Vao mangiran-dratsy aloha dia misy ohatra ny vary @ anana etsy Analakely ao @ ZAIMAIKA raha somary mamomamo mampody aina haingana io ...avy eo indray ho an'izay mahalàla an'AMBOHIMANARINA ao avarats... tohiny
boubounezy ( 09/10/2007 17:40)
mba nandalo ny eritreritro fotsiny
@ nareo v ny sentiment, sa ny raison, sa ny intelligence no mibaiko ny fiainanareo?:?: iza ny intelo? iza ny sentimentale? iza ny raisonable?:-*:-*:-*... tohiny
RyAnona ( 09/10/2007 17:28)
Rock gasy
Efa nisy ity tato fa tsy hitako intsony . Raha mba mety azafady mba omeo ireo tononkira na rock gasy e... na taloha na vaovao. Misaotra mialoha... tohiny
aidana ( 09/10/2007 17:26)
raha tratra nanao sipa ny vadinareo d in no ataonareo??
salut daholo nareo, tsy voatery ho natao an'i vehivavy irery ihany fa afaka mandray anjara ny lehilahy @ le debat! raha tratra nanao sipa ny vadinareo le lahy io resaka io,tsy nahita maso fa sms @ p... tohiny
novalian'i parazy ny 04/02/2008 11:49
salmo1 ( 09/10/2007 16:12)
koba
Mba azonareo homena ahy ve, ny fikarakarana manao koba? (olana kely) ^:^ aty tsy misy ravin-akondro, inn no mety hasolo azy? ;-) ...... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:26
wooda ( 09/10/2007 16:08)
Tena tsy rariny!
Tiako mba ho hita ny ataonareo raha tsy mahita jiro ao anatin'ny iray herinan'andro, aleo tenenina hoe ao anatin'ny tapabolana raha fara fahakeliny! tena efa tsy antson'ny fo intsony fa hatezeranan... tohiny
ratonga ( 09/10/2007 13:58)
fomba fiteny
Efa misimisy ihany angamba ny mahafantatra ny position-ko momba ity fivavahana sy finoana ity eto amin’ny sera², izaho aloa dia notaizaina tamin’ny fiainana kristiana fony kely, fianarana, katesi... tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2007 20:45
hery ( 09/10/2007 13:32)
Tsy mila resa-be
Marina fa ny baiboly dia misy pejy anjatony... ny an'ny katolika aza moa mahery ny arivo... Marina fa Andriamanitra dia lehibe tsy hita pesimpesenina... Marina fa nomena hafatra ny kristianina hoe A... tohiny
novalian'i fijo ny 11/10/2007 20:40
melody ( 09/10/2007 13:21)
fuji films
http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/xo98t_famille-japonaise_ads... tohiny
novalian'i Bita ny 14/10/2007 23:41
lemenakely ( 09/10/2007 12:01)
REGIS GIZAVO!! nankaiza toa tsy hitahita
izaho dia mpankafy manokana ity artista iray avy any atsimon'ny nosy izay mipetraka eto FRANTSA dia REGIS izany fa ny olana dia tsy dia hitahita intsony izy tato ho ato!... tohiny
aina472 ( 09/10/2007 11:42)
Poopy,hifanome tanana
Tena tsara be le hira fa mba omeo tonony raha misy.Merci... tohiny
salmo1 ( 09/10/2007 11:09)
Fomba fianarana
Iza no tinareo? Mianatra any an-trano de rehefa tonga examen, de manala fanadinana any antsekoly fotsiny sa... Mianatra any ampianarana ihany de ôtran-le tam T1 sy T2 ireny ihany. (asa, ra m... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 05:12
Antsatnk ( 09/10/2007 10:57)
Tia ve sa tsia
Enim-bolana zay izahay tsy nifakahita,tsy haiko izay antony fa miantso azy am-pinday aho tsy mahazo mihitsy.Nis fotoana talohan'izay nifamaly izahay fa izy moa manana olo-tiana hafa ankoatrako.Tsyv ai... tohiny
novalian'i andryrabe ny 12/10/2007 13:30
mangabe ( 09/10/2007 10:19)
-Ny sakafo anio
Inona ary ny sakafon'areo anio? Ny anay dia ravintsoanjo sy akoho atao saosy! tonga manko ity ny ririnina ka dia tsy maintsy ohanina ny ravina rehetra soa dia tratra ny atsika dia simba... tohiny
bosista ( 09/10/2007 10:13)
hanaiky ve ianao sa tsia?fa naninnn?
misy ilay hira hoe: tsy renao va ny feon'ny Ray o ,ry malahelo fo miantso hoe avia avia ,modia ianao! Raha toa ka nisy feo ary niantso anao marina serieux hoe :anio no androm-piainanao farany ,anio... tohiny
novalian'i fijo ny 09/10/2007 20:53
Shine ( 09/10/2007 09:58)
hanoratra ho anao aho
nohiran'i pazzapa 3 lay izy raha tsy diso a :D oatrany misy hoe any malala manoratra ho anao aho ny aty dia salama nefa tsy dé misy vaovao fa malaelo loatra anao aho mila ho adala .... tsy tad... tohiny
kallie ( 09/10/2007 07:20)
ary ra manafatra?
ary raha sakafo azo afarana ndray d in no angatahanareo? Ny anà, bombo voanjo, lé voanjo vaventy be reny fa tsy poteana be, d pate banane... tohiny
colar ( 09/10/2007 04:39)
bandy akama
misy bandy akama vo tonga eto,manana paps,tsy manambady ,tsy mananjanaka,mitady namana ato amintsika,namana akaiky an,afaka hifanampy aminy am fiainana,mitady kandra ko izy ho an zay mahita,manana per... tohiny
novalian'i UB40 ny 12/10/2007 00:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0061