pretra syny heviny
1. fijo
(
09/10/2007 21:01)
ao amin'ny RMC ao,dia misy pretra iray antsoina hoe "pere gourion"izy dia pretra mpitarika fiangonana katolika,sangy izy dia momba ny fampiasana kapoty ,ary milaza mivantana fa ilaina ny "mpivarotena""za hoy izy dia tsy hanambady,fa za kosa dia mangataka amin'ny eglizy hanaiky ny fanambadian'ny pretra"ary dia nataony ohatramoa fa i ST pierre anie ka nanambady e.
olona mahintsihitsy firesaka izay izy.
ka ahoan any hevitry ny mpino momba io resaka mpivarotena io???ary ahoana ny hevitry ny katolika momba ny kapoty sy ny fanambadian'ny pretra?

novalian'i fijo ny 17/10/2007 19:24
2. rabilabila
(
09/10/2007 21:40)
Feno piretra manerana ny Amerika atsimo , afrika , azia , ireo lazaina hoe "prêtres progressistes" , izay marihina fa betsaka no no-degrader n'ny Vatican noho ny asa ataony .
Raha izaho manokana dia manaja ny fiasan'ireo olona ireo satria noho ny zavatra atrehiny matetika ,any amin'izay tany misy azy ,dia tsy ny prosélytisme intsony no mibahana fa ny maha-olombelona azy .
mahatsiaro ilay piretra tany Cambodge izay ary aho nilaza hoe : " Ny maha-anareo anareo dia ny Bouddhisme ka aza miala amin'izany ,raha te-hanaraka ahy ianreo dia anjaranareo izany ,raha tsia , dia tsy manery anareo aho" Ary izy mihitsy aza no mizara kapaoty satria ny moeurs ao amin'ilay nanàta dia tsy mifanaraka amin'ny hevitra kristianina .
Izany hoe :hajainy ny olombelona , hajainy ny kolotsaina ,hajainy ny aina .
Ary io piretra io dia efa dégradé au niveau n'ny Vatican .
( exemple eto eoropa ,i Mgr Gaillot ,bailloné tanteraka satria nitsipaka ny dogme selon Ratzinger au temps de JPII).
Mahavariana ihany ilay démarche , la statistique des croyants prime sur l'être humain)

3. fijo
(
09/10/2007 21:46)
efa izay foana ,isa ihany.isa hatrany.izay no namonoana ireo tsy nety nino tany amerika atsomo,ahazoana ny isa 100%
4. hery
(
09/10/2007 21:48)
Voalohany indrindra aloha, anisan'ny maha-katolika ny katolika romana ny hiérarchie. Ny fisian'ny foto-pinoana tokana. Izany hoe eo amin'ny katolika dia tsy misy hoe izaho katolika kanefa tsy manaiky ny pretra tsy manambady sns. Fa na ianao katolika romana dia manaiky izay lazain'ny Fiangonana Katolika Romana, na ianao tsy Katolika fotsiny tsotra izao :-)
Catégorique io. Mety misy ny fampitandremana ny olona izay mivaona... sy ny fiezahana hamerina azy ao amin'ny làlana tokony ho izy. Fa tsy midika fandeferana na fanekena ny heviny izany.
Iverenako amin'izay ilay lazain'ilay mompera Gourion. Noezahiko notadiavina t@ internet sy t@ siten'ny RMC hoe inona tsara no nolazainy fa tsy hitako. Raha afaka manampy i Fijo mahita ny tena teny nolazainy dia mahaliana ahy.
Ireto ihany mantsy ny possibilité:
- Na izany mompera izany tsy mompera Katolika Romana intsony. Betsaka ny mompera niala na nesorina ary efa mandà ny fiangonana.
- Na izany mompera izany tsy mahalala intsony hoe ao anatin'ny Fiangonana Katolika Romana izy.
- Na tsy azon'i Fijo ny zavatra nolazainy :-)
Satria... ho an'ny Katolika dia
- Mbola tsy ankatoavina ny fampiasana Kapaoty sy ny fomba fanakanana ny fiterahana amin'ny fomba tsy natoraly.
- Mbola tsy nekena ho ara-dalàna ny fivarotan-tena
- Mbola tsy mahazo manambady ny pretra.
Noho izany dia tsy manana holazaina hafa momba an'ireo ny Katolika.

5. ikaretsaka
(
09/10/2007 22:45)
toa efa maty t@ 2005 io olona lazain\'i fijo io, raha ilay moine bedebedictine iny
6. ravatorano
(
10/10/2007 10:42)
zaho koa toa efa nahare ny fahalasanan'ilay preta gourion io fa asa anefa
marina ny voalazan'i hery ery ambony fa na ianao manaraka ny fitsipika ami'ny maha katolika anao na ianao miendaka amin'izany na endahina fa tsy manaja ilay fitsipika sia izay
tsy mety aloha amiko raha ny pretra katolika indray no miteny hoe ampiasao ny kapoty nefa ny fiangonana efa mandà an izany !

7. Samoana
(
10/10/2007 12:31)
Mety afangaron'i Fijo @ i môpera "Gourrier" angamba izy izany. Reko omaly t@ RMC teny an-dalana koa:wink: Namoaka boky miaraka @ i Brigitte Lahaie izy ( ilay actrice film érotique taloha !!!!).
Mivelatra tokoa ny firesany ary mivantana saingy mbola manaja tanteraka ny hierarchie arak'ireo voalazan'i Hery ireo izy t@ izaho nihaino.
Ohatra:araky ny nambarany dia tsy mankasitraka ny contraception " tsy naturelle " izy ary tsy mbola vonona @ fisian'ny pretra vavy koa hoy izy ny fiarahamonina.
Mifanipaka tanteraka ny fomba fijerin'ilay pretra sy Brigitte Lahaie @ resaka fitiavana . Izany indrindra anefa no naha-tapakevitra azy 2 hamoaka boky miaraka mba ahafahan'ny mpamaky mampitaha " sans tabou ".
"Parlez moi d'Amour" no lohatenin'io boky io raha sendra misy te hamaky:wink:

8. fijo
(
10/10/2007 20:08)
diso ilay anarana napetrako fa io nolazain'i samoana io.fa saingy nilaza mazava izy fa ekeny ny kapoty ka.izay no tena nahasarika ny saiko.tsy hoe tsy manaiky ny tsy fisian'ny pretra vavy izy,fa ny fiarahamonina hozy no tsy mbola vonona amin'izany.
za moa somary tara fa naheno le resaka pretra manaiky kapoty aho vao nihaino tsara.toa mbola mampivavaka lery io.izy dia matetika ao amin'ny GG"grande gueule"ary dia tena GG mihintsy.izy ohatra dia nilaza koa tamin'io fotoana io,fa ny fiangonana katolika sasany ao US dia ataon'ny pedophily fialokalofana.be dia be no nolazainy fa ireo no tena nanaitra ahy

9. ikaretsaka
(
10/10/2007 22:14)
hay ve io indray e: Toa efa nisy taratasy navoakan'ny papa any nananatra an'i lery fa tsa hitako tampoka teo
10. hery
(
11/10/2007 11:02)
Ah. Raha i Gourrier dia malaza be ilay voky vao navoakany. Fa io nolazain'i samoana io ilay resaka. Ny mety mampifangaro azy tamin'i fijo dia ilay resaka ataony momba ny kapaoty sns. I Brigitte Lahaie (ex porno star) no miaraka manoratra aminy ary milaza indrindra ny fifanoheran'ny hevitra misy eo aminy sy eo amin'i P. Gourrier.
Mazava izany fa boky mampiseho ny fifanoheran-kevitra ilay boky ka i Gourrier no toa mitondra ny hevitry ny fiangonana. Anisan'izany ireo nolazaiko etsy ambony ireo.
Mbola tsy nahita ny famintinana tsara an'ilay boky aho fa vaovao koa no henoko. Inoako fa tsara hovakiana io boky io.
Hery

11. xxx
(
11/10/2007 13:44)
Mba henoy tsara ihany izay lazain'ny olona fa aza manao dika vilana e! http://editions.flammarion.com/catalogue/fiche.php?l=a%3A12%3A%7Bs%3A2%3A%22st%22%3Bs%3A4%3A%22tout%22%3Bs%3A8%3A%22searchId%22%3Bs%3A44%3A%22Nirdq8vrmcFMxP4OFTbG36p1atYcSicbjnTEcVRKkwI%3D%22%3Bs%3A1%3A%22p%22%3Bi%3A1%3Bs%3A1%3A%22s%22%3Bs%3A8%3A%22DatParut%22%3Bs%3A4%3A%22mois%22%3BN%3Bs%3A7%3A%22editeur%22%3BN%3Bs%3A15%3A%22STEPTYPE_RAPIDE%22%3BN%3Bs%3A14%3A%22STEPTYPE_TITRE%22%3BN%3Bs%3A15%3A%22STEPTYPE_AUTEUR%22%3Bs%3A16%3A%22Gourrier+Patrice%22%3Bs%3A7%3A%22isbnean%22%3BN%3Bs%3A10%3A%22tracktheme%22%3BN%3Bs%3A9%3A%22trackedit%22%3BN%3B%7D&i=978-2-08-120190-3&nonotice=2007232065
12. fijo
(
11/10/2007 20:38)
hery ,tamin'i lery niresaka io kapoty io aloha dia navahany hoe raha izy "tenany "dia izao no heviny,fa manaraka ny fiangonana kosa izy.izy tsy mitsipaka ny fiangonana,fa milaza kosa izy fa manana ny heviny manokana.ohatra io resaka pretra tokony avela hanambady io;nilaza izy fa momba,nefa raha tsy manaiky ny fiangonana dia izay aloha no arahina.ary toa efa bedin'ny fiangonana tokoa hono lery,fa dia izay e,mitana ny heviny izy na dia tsy mitsipak any fiangonana aza
13. rabilabila
(
11/10/2007 21:09)
Raha mitohitohy eo 'zany piretra izany dia alefan-jareo any Ambatobevohoka (ohatran'i Gaillot)tsy misy olona "hosokafan-tsaina".Efa voasoratra mantsy ao amin'ny "genesisy " hoe "tsy mahazo mihinana an'io voankazo io " nefa nohon'ny fangetahetana dia mihinana ihany ary mampihinana ny olona ,ka tsy azo atao izany fa manjary tsy afaka ilay tapi-maso:lol:
14. pissoa
(
12/10/2007 17:55)
Otran'ny mila vakiana mitsy le boky fa film efa nandeha mantsy i Fijo nilaza hoe niteny an'io mihitsy i Kardinaly :oops::oops::oops::-D:-D:-D
15. xxx
(
12/10/2007 20:15)
marina ny an'i pissoa.
Izay no ilazana fa manao fiheno diso ianao. Raha nanaraka tsara izay voalazany ianao dia naheno tsara fa: tsy hoe mamela ny pretra hanambady izy, fa araka ny heviny dia tokony azo ho hamasinina ho pretra ny olona manam-bady. Samihafa araka izay lazainao io.
Izy tenany aza dia mahatsapa fa tsy ilaina ny manam-bady raha efa pretra ny tena.
Ahona ilay heviny? Nilaza izy fa tena d'accord amin'ny fampiasana kapoty? Raha ny fanarahako izay nambarany dia tsy mankasitraka ny fampiasana kapoty izy. Saingy manolona ny zava-misy kosa dia tsy mety ny mandrara be fahatany, tsy misy fitarihana ny tanora amin'ny lalana tena izy (dia ny hananany olon-tiana tokana ihany).
Mbola tsy misy fanefitra tena mahomby ny sida hoy izy, ka ialana amin'ny fahafatesan'ny tanora maro tsy mahafehy tena dia mety aminy ny fampiasana an'io aloha.
Midika io fa tsy momba ny fampiasana ny kapoty velively izy.
Raha mamaky ity zavatra lazainao ity dia ohatra ny hoe: miaritra ny maimbo ao amin'ny fiangonana ranamana io. Nefa tsy izany mihitsy. Vakio kely ilay boky nosoratany hoe: J'ai choisi d'etre pretre http://www.diocese-poitiers.com.fr/livres/etrepretre.html Io ny famintinana azy.
ohatra io resaka pretra tokony avela hanambady io;nilaza izy fa momba,nefa raha tsy manaiky ny fiangonana dia izay aloha no arahina.ary toa efa bedin'ny fiangonana tokoa hono lery,fa dia izay e,mitana ny heviny izy na dia tsy mitsipak any fiangonana aza
Izay no ilazana fa manao fiheno diso ianao. Raha nanaraka tsara izay voalazany ianao dia naheno tsara fa: tsy hoe mamela ny pretra hanambady izy, fa araka ny heviny dia tokony azo ho hamasinina ho pretra ny olona manam-bady. Samihafa araka izay lazainao io.
Izy tenany aza dia mahatsapa fa tsy ilaina ny manam-bady raha efa pretra ny tena.
niresaka io kapoty io aloha dia navahany hoe raha izy "tenany "dia izao no heviny
Ahona ilay heviny? Nilaza izy fa tena d'accord amin'ny fampiasana kapoty? Raha ny fanarahako izay nambarany dia tsy mankasitraka ny fampiasana kapoty izy. Saingy manolona ny zava-misy kosa dia tsy mety ny mandrara be fahatany, tsy misy fitarihana ny tanora amin'ny lalana tena izy (dia ny hananany olon-tiana tokana ihany).
Mbola tsy misy fanefitra tena mahomby ny sida hoy izy, ka ialana amin'ny fahafatesan'ny tanora maro tsy mahafehy tena dia mety aminy ny fampiasana an'io aloha.
Midika io fa tsy momba ny fampiasana ny kapoty velively izy.
mitana ny heviny izy na dia tsy mitsipak any fiangonana aza
Raha mamaky ity zavatra lazainao ity dia ohatra ny hoe: miaritra ny maimbo ao amin'ny fiangonana ranamana io. Nefa tsy izany mihitsy. Vakio kely ilay boky nosoratany hoe: J'ai choisi d'etre pretre http://www.diocese-poitiers.com.fr/livres/etrepretre.html Io ny famintinana azy.
16. fijo
(
12/10/2007 20:41)
za tsy mbola namaky le boky ka,aza mandika vilana,fa tsy mbola nahita io boky io akory aho.jereo tsara ny voalazako ery ambony fa tao amin'ny RMC no nandrenesako azy.tsy misy filazana ao fa namaky ny bokiny aho.raha boky XXX io mety efa novakiako
17. gasynamana
(
13/10/2007 08:42)
za tsy mbola namaky le boky ka,aza mandika vilana,fa tsy mbola nahita io boky io akory aho.jereo tsara ny voalazako ery ambony fa tao amin'ny RMC no nandrenesako azy.tsy misy filazana ao fa namaky ny bokiny aho.raha boky XXX io mety efa novakiako
Fa angaha xxx niteny hoe namaky boky ianao? Ary aza miakatra fa mba vakio tsara aloha izay lazainy e! Amin'ny manaraka mandiniha aloha vao miteny fa mahamenatra be. Lehilahy lehibe tsy dia ampy fandinihana loatra ka miteniteny foana.
Ivereno vakina koa ilay resaka kardinaly, dia mba tonga saina amin'izay.
19. andryrabe
(
13/10/2007 09:13)
aza ifandrombahana leiretsy izy fa avelao mba hamoaka hevitra a.
tena aviavy ery ny sasany izany.
samy mety hanao fahadisoana dooly ange eto e.
rehefa diso kosa de tokony hanaiky diso ee.