pretra syny heviny
21. mandrindra
(
13/10/2007 11:00)
info : io pretra io dia cadre sup tao amin'ny orinasa lehibe iray teto frantsa alohan'ny naha-pretra azy. manampahaizana manokana mikasika ny psikolozia izy.
niatrika zavatra mafy ary efa saika namoy ny ainy izy mikasika ny fahasalamany.

22. gasynamana
(
13/10/2007 12:33)
tena aviavy ery ny sasany izany.
samy mety hanao fahadisoana dooly ange eto e.
rehefa diso kosa de tokony hanaiky diso ee.
:oops:
Miala tsiny e!
23. fijo
(
16/10/2007 22:19)
aza hialana tsiny fa efa toetra rygasynamana an.tsy mba nampianarina hisy hanohitra ianareo ka mora misendaotra.tandremo ny fo ra rano mafana.tsy nilaza izy hoe namaky le boky aho,fa vakio tsara ny voalazany dia ho itanao fa izay no tiany lazaina.
le resaka kardinaly dia hialako tsiny fa dia resaka tena nisy io,ka mino nareo milay tsy mino nisy izay ka tsy misy azo lazaina.
tywa,ka za anie tsy taitra tamin'ilay resaka rah atsy naheno le resaka kapoty e.izay aho vao liana.

24. fijo
(
16/10/2007 22:47)
gasynamana an,hody ihany ise ary milaza fa mety tsy handalo matetika eto,ka asehoy amin'izay ry ise le fotoana nilazako fa tsy mino ny fisian'i jesoa aho an.sao tara be ka mahamenatra.
hoan'i xxx
Voalaza teo :
niresaka io kapoty io aloha dia navahany hoe raha izy "tenany "dia izao no heviny
Ahona ilay heviny? Nilaza izy fa tena d'accord amin'ny fampiasana kapoty? Raha ny fanarahako izay nambarany dia tsy mankasitraka ny fampiasana kapoty izy. Saingy manolona ny zava-misy kosa dia tsy mety ny mandrara be fahatany, tsy misy fitarihana ny tanora amin'ny lalana tena izy (dia ny hananany olon-tiana tokana ihany).
Mbola tsy misy fanefitra tena mahomby ny sida hoy izy, ka ialana amin'ny fahafatesan'ny tanora maro tsy mahafehy tena dia mety aminy ny fampiasana an'io aloha.
Midika io fa tsy momba ny fampiasana ny kapoty velively izy.
Voalaza teo :
mitana ny heviny izy na dia tsy mitsipak any fiangonana aza
za tsy nilazahoe mitarika ny tanora izy.aza hovana izay.ary io aseonao io ve tsy midika fa manaiky ny fampiasana kapoty izy???sa inona no dikan'io aminareo???
io ihany koa dia maneho fa mitana ny heviny izy,na dia tsy manda ny fiangonana aza

26. fijo
(
17/10/2007 19:24)
mahagaga ahy fa lazainy fa miteniteny foana aho,nefa le zavatra lazaiko no averiny?????tena XXXX marina ka miforitra