Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
10/10/2007 21:12)
ahoana no hamalian-dry azy?
(matetika mivôka filme izy ty)
Manana bandy ndry, nisy zavatra tsy nahafaly azy manokana hitany tany ambadimbadika tany, tsy fantatry ndry akory oe: inn no tsy mahafaly azy:roll: ndry amnio tena t...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 31/10/2007 12:55
salmo1
(
10/10/2007 20:43)
ahoana no hamalian-lah azy?
(matetika mivôka filme izy ty)
Manana sipa elah, nisy zavatra tsy nahafaly azy manokana hitany tany ambadimbadika tany, tsy fantatry elah akory oe: inn no tsy mahafaly azy:roll: elah amnio tena ti...
tohiny
novalian'i rakapy ny 03/12/2007 04:13
boubounezy
(
10/10/2007 19:31)
VHV FOTSIVARAVARANA
talou d t@za mbola tany dago, d refa maba mivôka ny vhv @ tokantranony na mbola mipetraka @ ray amandreny, ka matetitetika lé fivoana, d lazaina fa fotsy varavarana ary tena ratsy b zany vhv fotsiva...
tohiny
novalian'i dziana ny 05/05/2008 10:54
xxx
(
10/10/2007 19:12)
iza no hosafidiko?
Efa herin-taona no niarahako t@ ny sipako kanefa raikim-pitia @olon-kafa aho.Ny olana anefa dia mpiara-mianatra amiko io olona io, efa niara-natory izahay indray mandeha zay fa mbola tsy nanao, dia r...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 16/10/2007 17:55
Kwasi
(
10/10/2007 16:31)
fitadidiana
Inona kay no fomba mahomby hikoloana ny fitadidiana (memoire). Inona avy no teknika ampiasainareo namana mpisera eto?...
tohiny
novalian'i Herimitsinjo ny 31/03/2015 02:49
vitanana
(
10/10/2007 16:27)
mba emeo hevitra eh
izao ilay izy naka paps tany dago ok za aty belg nahazo 2 volana tomga ny tenanay dia manaiky razoky hisoratra nefa ny paps rehetra nataao tao aminy ambassade bombina daholo donc aty nefa mi...
tohiny
novalian'i kallie ny 11/10/2007 08:59
vitanana
(
10/10/2007 16:17)
avy aty belgique
mila hevitra za nefa mila namana mipetraka aty omeo ny numero fa amtsoiko za vehivavy mitady namana vehivavy ny hevitra tsy azo raha tsy ho any olona maro na en ligne za omeko ny adiresy mail re...
tohiny
novalian'i rurik ny 19/06/2012 19:45
soanja
(
10/10/2007 15:38)
Ny rivotra maloton'ny tanan-dehibe
Tany Madagasikara aho dia nikohaka tsy nisy ohatr'izany vao nipetraka 4 andro tao Tana. Namonjy dokotera dia hoy ny dokotera hoe tsy misy olana ny tratranao fa ny tendanao no sahirana satria maloto ny...
tohiny
novalian'i prime ny 13/02/2008 11:12
kallie
(
10/10/2007 15:35)
by pass
fa mbô ôtran'ny aôna lôtra kay zany by pass zany fa tô malaza be e? fantatro oe lalana fa lalana misy inona marina? d manin no feno kaly masaka? (cf. Sakafo)...
tohiny
novalian'i Noslid ny 13/10/2007 16:02
tiana24
(
10/10/2007 14:26)
slt tous le monde
salut tous le monde
je voudrais tous simplement voir la chonson de Anyah tongava je l'apprécie bocoup é je voulais l'avoir comme l'un de mes chants préféré
merci atous et bonne continuation...
tohiny
ari.malala
(
10/10/2007 13:39)
fanitsiana tonon-kira
Efa nalefako hafatra ihany fa angamba tsy voarian'ny tompon'andraikitra dia entiko eto. Raha tsy diso aho taloha ela be dia afaka manitsy tonon-kira izay nampiditra azy, ka mba miangavy raha azo atao,...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 11/10/2007 06:04
kallie
(
10/10/2007 11:53)
mbô rassuréo za
tsy zany fa ny ol rehetra manodidinà milaza fa za hono maniaque, satria hono (oatra fotsny reto an)
-refa tafiditra ao antrano d ny atao vôloany manasa tanana
-manasa vôtabia am éponge (ampiasai...
tohiny
novalian'i kally ny 19/10/2007 15:51
Kwasi
(
10/10/2007 10:57)
Fahitana sy nofy
Misy maha samihafa azy ve ny Fahitana (vision) sy ny Nofy (reve, dream). Ao anaty baiboly manko dia indraindray avy @ fahitana no andraisan'ilay mpaminany ny hafatra, indraindray @ alalan'ny nofy.
Ra...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2007 20:33
sakamanga
(
10/10/2007 10:02)
tsaratsodrano
misy manana io tononkiraio ve pour le mariage de mon frère bientôt?
...
tohiny
novalian'i sakamanga ny 01/11/2007 13:58
xxx
(
10/10/2007 08:58)
ny ao antsain'ny lhl
[img]http://www.tsenagasy.com/forum/images/avatars/120511850446ea426fb651a.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i dibbah ny 18/10/2007 03:44
100tinl
(
10/10/2007 08:43)
tsy maintsy mifampahery isika
Azon'ny mpino KRISTIANA antoka tokoa ny fandovana ny fiainana mandrakizay na dia tsy maintsy ho tonga aza ny fahafatesana, saintsaino mandrakariva izany dia mifampahereza fa manana izany finoana sarob...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/10/2007 20:11
prime
(
10/10/2007 07:30)
Fanamelohana mafy indrindra mpitondra fivavahana...
Mampalahelo nefa indrisy... mampandinin-tena lalina ny toy izao ny amin'ny fanompoana an'Andriamanitra...
http://www.moov.mg/actualite.php?articleId=330157...
tohiny
novalian'i prime ny 22/10/2007 09:02
lovanivaina
(
10/10/2007 06:37)
fomba fivavahana
Mety ve ny mitehaka am-piangonana. Ary raha izany, dia ahoanano fipetraky ny fomba fihira am-piangonana. Azo atao ve hira mihetsiketsika. Ny hira am-piangonana, hoy ity Pastora, tsy tokony hampihetsi-...
tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2007 12:39
niryna
(
10/10/2007 05:13)
Fanjakan'Andriamanitra Vs fanjakan'ny Satana!!
Efa nomen'Atra ho antsika ny teniny ary efa nohazavainy ny lafy tsarany sy ny lafy ratsiny ka anjarantsika no misafidy.
Deot 30:14-19
14[i] Fa eo akaikinao indrindra ny teny, dia eo am-bavanao sy ao...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/10/2007 06:05
LazaDaddy
(
10/10/2007 00:41)
ny andriamanitr'i Bush
mampihorikoditra ny namerenan'i George Bush ilay hafany mampitovy laharana an'i Kelimalaza sy i Boudha, i Jehovah Andriamanitra, i Dagona, i Baal, sns... satria iray ihany hono ireo.
http://www.int...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2007 20:38
