ahoana no hamalian-dry azy?
1. xxx
(
10/10/2007 21:12)
(matetika mivôka filme izy ty)
Manana bandy ndry, nisy zavatra tsy nahafaly azy manokana hitany tany ambadimbadika tany, tsy fantatry ndry akory oe: inn no tsy mahafaly azy:roll: ndry amnio tena tibe an-le bandy(l) fa tsy mbola kobon-le bandy ny tena fitiavan-dry azy...
Avy eo rombotra be le bandy, sady tamy ihany, no manantona... tsy hazavainy akory zay antony maharombotra azy. Fa tonga de fandroahana tsy akijanona mandrapajanona ny fony :lol:
ahoana no fomba hamalian-dry azy :?: (tadidio fa ndry efa voarôka :lol:)

novalian'i sarobidy ny 31/10/2007 12:55
3. xxx
(
10/10/2007 21:20)
Mandeha mitantara eny antsena manalabaraka ilay bandy, raka ny fomba malagasy tsy ita izay maharatsy azy! =))
4. simplex
(
10/10/2007 21:21)
:-D:-D:-D
mietsiketsika enao bandy kely a ;-)
mitady ho tratran'ity manko http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m470d397bea1db :@
mietsiketsika enao bandy kely a ;-)
mitady ho tratran'ity manko http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m470d397bea1db :@
6. tiarah
(
11/10/2007 05:32)
Tena tsy mety zany ,manambany be loatra izy. Ny manahirana nefa dia tsy vitsy ny bandy no manana zany toetra zany, ka mino marimarina fa ra mitohy io toetrany io dia mety hiafara amin' ny daroka vehivavy mihitsy ka ny tsara dia aleo miala dieny mbola tsy tafiditra lalina loatra fa ny azy aretina tsy misy fanafany afa tsy ny sitrapony irery ihany.
7. salmo1
(
11/10/2007 08:19)
pissoa & simplex: :-D:-D
Mbola hafa ihany le dinika ao resa-dehilahy. Satri zao...:lol: zany oe: kely fo kely ny vhv rehefa misy gidragidra aram-pitiavana.
Kôzy ve zany :°) ^:^
Amzao ihany koa mbola mampiavaka ny kôfboay ;-)
Amzao ihany koa mbola mampiavaka ny kôfboay ;-)
Mbola hafa ihany le dinika ao resa-dehilahy. Satri zao...:lol: zany oe: kely fo kely ny vhv rehefa misy gidragidra aram-pitiavana.
xxx2:
Mandeha mitantara eny antsena manalabaraka ilay bandy, raka ny fomba malagasy tsy ita izay maharatsy azy! =))
Kôzy ve zany :°) ^:^
Amzao ihany koa mbola mampiavaka ny kôfboay ;-)
Tena tsy mety zany ,manambany be loatra izy. Ny manahirana nefa dia tsy vitsy ny bandy no manana zany toetra zany, ka mino marimarina fa ra mitohy io toetrany io dia mety hiafara amin' ny daroka vehivavy mihitsy ka ny tsara dia aleo miala dieny mbola tsy tafiditra lalina loatra fa ny azy aretina tsy misy fanafany afa tsy ny sitrapony irery ihany.tiarah: knefa ra bandy no tratranzao de arakiny voalazany ra simplex oe::* :* :* de mijanona tsy moramora (l)
Amzao ihany koa mbola mampiavaka ny kôfboay ;-)
8. tiarah
(
11/10/2007 10:31)
Mbola hafa ihany le dinika ao resa-dehilahy. Satri zao... zany oe: kely fo kely ny vhv rehefa misy gidragidra aram-pitiavana
salmo1: tsy ny vehivavy akory no hoe kely fo kely na ny lehilahy no matanja-po be, fa tsy mety ny réaction primitif hoatran' izany,tonga de mitratrevatrava tsy misy fanazavana. Ny fahamatorana dia miseho amin' ny fomba fihetsika fa ataoko angamba fa efa misaina zany bandy zany. Rehefa avy miara miresaka ka tsy mety misy mangirana mihitsy dia aleo milamina mamadika pejy vaovao ny fo kely de manangona hery be dia be hanorenana zavatra tsara kokoa ndray.
10. arialy
(
24/10/2007 19:43)
mila resaka sy fanazavana foana kosa ny zava-drehetra fa ny tonde gidraka zany manimba zavatra bedebe .
Au moins mbo misy fanotanina mipetraka 8O :o
Au moins mbo misy fanotanina mipetraka 8O :o
12. sarobidy
(
31/10/2007 12:55)
tsy teo ho eo am toerany xxx a, raha azoko tsara d tsisy andaharana mitsy le bandy fa ny azy iany:oops: