izao ilay izy naka paps tany dago ok za aty belg nahazo 2 volana tomga ny tenanay dia manaiky razoky hisoratra nefa ny paps rehetra nataao tao aminy ambassade bombina daholo donc aty nefa mila paps viseny ambassady hono vo mahazo misoratra nefa efa netiko aty paps ny maha za tokana eh , dia ilay legalisation ve tsy jereny zareo amini ilay paps nakako visa satria vrai ny paps legalisena fa avoir le visa bomba be mety signeny fotsiny ve fa tsy jereny paps taminy visa sos
ny ahy koa ry neny bombina fa vita soamatsara ny mariage a! tsy mijery an'iny izy tsy manamarina an'iny izy fa rehefa misy fotsiny dia efa ok tsy aiko anefa zay fiovana fa ny ahy 2 ans passé zay!mahavita soa dia courage