Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
badouda
(
12/10/2007 09:33)
MISY SARY IREO NAMANA TANY MAHAJANGY VE
Mba misy sarin'i ireo namana nandeha tany Mahajangy ve?? ary tantanra ireo dia natao tany.
Aiza ihany koa no hahitako ireo sary tao @ Lac de Creteil ary ireo izay mba nifankahita tao @ Resto Sinoa ru...
suite
répondu par badouda le 21/10/2007 17:13
hery
(
12/10/2007 08:34)
Bloké hoe niryna???
Tato ho ato dia mahita resaka mitsipalotra tsindraindray aho avy amin'i niryna hoe sakanana tsy mahita hafatra eto amin'ny forum izy.
[apetrako eto ity fa sao misy hafa voa koa]
Izany hoe mahita...
suite
répondu par ari.malala le 17/10/2007 13:43
nirijimka
(
12/10/2007 06:51)
Andeh Tuléar ndray za io dia iza no mety ho hita any
zao zany e! ny 21 au 28 zao za any Tuléar dia milaza mialoha indray ho an'ireo izay namana any sy ireo izay mety ho any @ io fa hisy revy indray @ "angisy " any @ io! lolll ô lety ra-pata a, elha ve...
suite
répondu par fijo le 17/10/2007 20:23
rasisika
(
11/10/2007 20:44)
Tovo J'hay(ny hirany rehetra)
manao ahoana ianareo serasera malagasy ao eh!
Mba afaka mihaino ny hira malagasy ve , sa ahoana no fangatahaina ...
suite
répondu par hery le 12/10/2007 06:12
ds
(
11/10/2007 19:23)
Internet Video Converter
Feno kisarisarimihetsika eraky ny aterineto. Indraindray ny tena te hijery azy ireny eo amorom-patana na te hihirahira (Karaoke FLV).
Nanonofy an'io aho kay vitan'ilay tary.
Ity fitaovana ity izany,...
suite
répondu par lohabe le 21/10/2007 02:43
Razouzou
(
11/10/2007 16:05)
Football - Mondial 2010 madagascar vs comore
Ahona ianareo am zany.IZA ny anareo i komory sa gasy:?: hoatrany manahy sahady aho fa hintsany sika:-w. tsy manana niveau :lol:na de hovaina aza ny entrenera! isika tsy ho tafakatra mandrakizay:-D ts...
suite
répondu par bazylou le 20/11/2007 23:53
ari.malala
(
11/10/2007 12:53)
dessins animés amzao fotoana izao
Tsy haiko nareo raha nahamarika fa ny dessins animés amin'izao fotoana izao de misy mifanoroka ilay mitsôda be reny, d rarànareo tsy hijery anireny v ny zanakareo? ts zany mantsy fa ny zanako refa ...
suite
répondu par kofbay le 12/02/2008 15:43
tezitra
(
11/10/2007 11:34)
APOCALYPSE A MADAGASCAR: LASA HILTON
LASA DAHOLO NY REHETRA:
HILTON, ambassade de grande bretagne, MADACOM,MEDECIN DU MONDE, wanadoo.mg,olivier peguy (RFI), pere URFER, Ambassade d'espagne, fiangonana FPVM,12 milliard manakara, 20...
suite
répondu par Jeankely le 19/10/2007 05:18
tezitra
(
11/10/2007 11:00)
JESOSY =3 , ATHEE ET ODY GASY =0
[b]1)l’athéisme = qui dit dieu n’existe pas, est faux[/b]
[u]a)philosophiquement:[/u] On ne peut pas prouver l’inexistence ; c’est l’existence qui se prouve ;[/b] iza...
suite
répondu par prime le 22/10/2007 10:16
rnjp
(
11/10/2007 10:49)
gitara guitare> mba asivo blog malagasy momba an'io eh
Izao ve no tsy maharaka sa tsy misy olona mahay mampianatra guitare eto @ tokotany be ; izaho aloha tsy mahay fa mba tia hianatra nefa tsy mahay teny frantsay ihany koa dia tsy misy mahay mampianatra ...
suite
répondu par tsaramaso le 12/10/2007 16:11
Ragadona
(
11/10/2007 10:33)
tato ho ato
Tato ho ato to tsikaritra hoe misy antokon'olona misahirana manao mission manokana mitady ireo kilema rehetra mety ho azo roritina hanenjehana ny katolika (gazety, resaka, sites w.,....). Tsy aleo ve ...
suite
répondu par patrick2002 le 13/10/2007 01:10
mimifadi
(
11/10/2007 10:31)
mariazy
mangataka le hira mariazy vonjy
...
suite
saranga
(
11/10/2007 09:35)
Ny hevitry ny teny hoe saranga
Ny heviny dia maro, amin'ny hindoue dia hoe ilay mpanjakan'ny zanatsipika...
suite
répondu par niainalynx le 15/10/2007 10:13
saranga
(
11/10/2007 09:27)
Ny hevitry rabaradaka
Efa ela no nahateto ahy fa raha nandinika ny hevitr'ity antsoina hoe rabaradaka aho dia toa olona mahalala zavatra ao amin'ny administration de l'Etat. Ny idée sy hevitra avoakany eto dia toa mitombi...
suite
répondu par fijo le 19/10/2007 21:55
sasa
(
11/10/2007 09:19)
5ans namana.serasera.org Fihaonana namana dago
Araka ny phone vao azoko vao teo izany dia nanafatra ny président an'i namanadago fa hanao fihaonana miaraka indray isika ho fankalazana io fety io, araka ny efa nampidirin'ny hery any am momban'ny s...
suite
répondu par fijo le 18/10/2007 19:16
tslem
(
11/10/2007 08:47)
code de la route
Hono ho ah ry zareo, azo atao ve ny tonga dia manao examen code de la route fa tsy mandalo auto école, d ra mety zany d aiza kay no tokony hanatonana sy hanontaniana ny mikasika izany sa tsy maintsy ...
suite
répondu par bakobakoro le 06/08/2008 18:00
Jeankely
(
11/10/2007 08:42)
Malaysian Muslim lasa eny @ espace ary tsaramaso aiza?
Dia hitanao tsara Ra-tsaramaso fa misy mahay noho ianao ny Muslim. Mirehereha fatratra ny Praiministra Malaysian ary ny vahoaka rehetra fa nipetraka eo amin'ny tantarany ny Malaysian voalohany miaraka...
suite
répondu par Jeankely le 20/10/2007 03:30
hery
(
11/10/2007 07:38)
Mitady katolika namana hanampy :-)
Salama daholo,
Mitady mpanampy vitsivitsy (na maromaro) vonona hanome tanana izahay ao amin'ny katolika.org.
Raha ohatra ianao ka Katolika ka mba manana fotoana kely, ary vonona ny handray anjara ...
suite
répondu par fijo le 24/10/2007 20:59
ravatorano
(
11/10/2007 05:42)
Nodimandry i Bouboul
Nodimandry omaly i Bouboul ilay mpitendry gitara fanta-daza ikoizana iny. Ramboatiana Etienne moa no tena anarany ,raha ny fahatsiarovako azy dia saika hira nentina hampihomehezana na ho an'ny ankizy ...
suite
répondu par tsiahi le 18/10/2007 18:52
niryna
(
11/10/2007 05:19)
Inona no hevitra tiana ho tenenina amin'ireto?
Misy teny ireto Inona avy no heviny ?
1- Tezera, fa asa manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo. Efe 4:26
2- Aza misakaiza amin'ny olona mora tezitra, Ary a...
suite
répondu par niryna le 23/10/2007 17:18
