Malaysian Muslim lasa eny @ espace ary tsaramaso aiza?
1. Jeankely
(
11/10/2007 08:42)
Dia hitanao tsara Ra-tsaramaso fa misy mahay noho ianao ny Muslim. Mirehereha fatratra ny Praiministra Malaysian ary ny vahoaka rehetra fa nipetraka eo amin'ny tantarany ny Malaysian voalohany miaraka @ Amerikana sy Rosianina eny @ Espace.
Nilaza mantsy Ra-tsaramaso fa resaka dakoma ny resaka Muslim ka izay no efa nolazaiko aazy fa tsy resaka Dakoma io. Ny Indonesian dia mbola be no fotsy sy mazava hoditra noho ianao Ra-tsaramaso lena satria tsy mbola maina ianao.
Mba aiza ny Sekta-nao sy ny tenanao mba reherehan'ny firenenao ve sa faly ny "le" sy "le" eraky ny soratra rehetra hoe fa ahoana le? tsaramaso "le", sekta "le"

répondu par Jeankely le 20/10/2007 03:30
2. salmo1
(
11/10/2007 08:52)
1- Jeankely: enao ve sipa kalouny sa bandy:?::-D
2- Fa maninn andraJeankely fôna aza i tsaramaso:?:
3- Jeankely & tsaramaso http://www.dailymotion.com/relevance/search/njakatiana/video/xnx2r_antsika-jiaby-njakatiana_music ;-)
4- Tsy hitako zay maha serasera.namana an-ty ra izao no mitohy ^:^
Ser amigos no zava-dehibe

3. Jeankely
(
11/10/2007 08:58)
Tsy misy idirany vehivavy sy lehilahy ny resaka eto ry Salmo an. F'angaha nisy hoe alohan'ny hanoratra dia miteny hoe izaho vehivavy na izaho lehilahy fa tsy ny hevitra no aroso. Tsy hitan'ny masonao angaha ny zavatra soratan'i voatsaramaso mikasika ny Muslim. Taiza no mbola nisy sahy nilaza fa fohano ny Muslim raha tsy io tsaramaso io. Mbola ho hitany sy ho avy aminy tokoa tsy ho ela ny Strong Muslim. Hainy tsara ny fa ahoana le?
5. Jeankely
(
11/10/2007 09:28)
Tena serasera tokoa ity satria sahy manintsinintsy ny rehetra ary raha tena mandinika dia samy mahita ny fahalemeny sy ny tsy fahampiany ka mandray izay lazain'ny sasany. Ka na misy fifandonana mitorajofo aza tsy olana fa efa misy hieritreretana alohan'ny andraisana ondana hatory ny kapoka avy @'ny sasany. Ny tsy miova fa mihevitra ny tenanany ho tonga lafatra no azy ny azy. Aleo hifampitafa ahitana ny marina. Ato @'ny fivavahana ny sasany no mamoaka "sujet" isankarazany dia mazava fa ato koa ny mamaly @ fomba isankarazany. Aleo hifandona mafy satria raha mihaona no mifanebaka misy tia hanala ny nifin'ny sasany @ totohondry.=))=))=))
6. fijo
(
11/10/2007 19:49)
eto aloha tsy olana raha mifannala vangy,fa aoka kosa ny olona tsy hifampikasika,raha tsy hoe fifampikasohana hiarahana manaiky ngaha
7. ikaretsaka
(
11/10/2007 23:09)
izay ..na misy fifandonana mitorajofo aza dia izay manana ny hevitra mafonja sy marim-pototra sy voaporofo no marina e.. izay no maha dinika azy fa tsy ankitambatra fahatany ohatran'ny any @ chat
tsy ny hoe mafy be ve ialahy no mandeha eto, fa ny hoe manan-kevitra ve ialahy? arosoy ny hevitr'ialahy hojerena raha mitombona!
jeankely> tsy mi "le": izy fa mi"tssss" ka:wink:
tsy ny hoe mafy be ve ialahy no mandeha eto, fa ny hoe manan-kevitra ve ialahy? arosoy ny hevitr'ialahy hojerena raha mitombona!
jeankely> tsy mi "le": izy fa mi"tssss" ka:wink:
8. Jeankely
(
12/10/2007 03:59)
Sady mi"le" + "le" izy no mi-tsifotra avy eo lazainy resaka dakoma ny Silamo. Izy no sahy nametraka loha-hevitra fa tokony ho fohanana ny Silamo nefa ny papa iray masina aza mifandray @ Silamo mitady fifanarahana. Mbola ho avy ny anjaran'i Tsaramaso.
10. niryna
(
12/10/2007 07:53)
Jeankely:
Dia hitanao tsara Ra-tsaramaso fa misy mahay noho ianao ny Muslim. Mirehereha fatratra ny Praiministra Malaysian ary ny vahoaka rehetra fa nipetraka eo amin'ny tantarany ny Malaysian voalohany miaraka @ Amerikana sy Rosianina eny @ Espace.
Nilaza mantsy Ra-tsaramaso fa resaka dakoma ny resaka Muslim ka izay no efa nolazaiko aazy fa tsy resaka Dakoma io. Ny Indonesian dia mbola be no fotsy sy mazava hoditra noho ianao Ra-tsaramaso lena satria tsy mbola maina ianao.
Mba aiza ny Sekta-nao sy ny tenanao mba reherehan'ny firenenao ve sa faly ny "le" sy "le" eraky ny soratra rehetra hoe fa ahoana le? tsaramaso "le", sekta "le"
:roll:
niryna:
Inona no hevitra tiana ho tenenina amin'ireto?
Misy teny ireto Inona avy no heviny ?
1- Tezera, fa asa manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo. Efe 4:26
2- Aza misakaiza amin'ny olona mora tezitra, Ary aza miara-dia amin'ny olona foizina,
Fandrao hianao mianatra ny fanaony Ka mahazo fandrika ho an'ny ainao.Ohabolana 22:24-25
Misaotra mialoha.
(l)niryna
Tsy tokony hamalifaty isika na tsara na ratsy tamintsika ny olona,mifanohitra aza ,mila hivavahana daholo izay tandrify antsika fa samy tian'Atra daholo.Mety misy tsy mino Azy saingy miandry antsika Izy :lol:
deric:
Lohateny : Re : Inona no hevitra tiana ho tenenina amin'ireto?
Heveriko fa ny manan-tsaina rehetra dia samy manana ny zavatra mahatezitra azy, mety ho ny zavatra tsy araka ny noheveriny no mitranga sy miseho ohatra.
Indrindra fa raha olom-belona dia mitombina tsara raha toa ka misy ny fotoana mahatezitra azy. Eny fa na dia Andriamanitra az dia mety tezitra, toy izany koa JEsosy Zanany izay naneho ny fahatezerany tamin'ireo olona nanao tsena ny tempoly tao Jerosalema.
Misy ilana azy ihany ny fahatezerana, nefa raha io soratra masina io jerena dia mamaritra avy hatrany ny fetran'ny fahatererana tokony havoaka na haseho, indrindra mampitandrina koa fa tsy noho ny fahatezarana no lalana hidirana amin'ny fahotana.
Rehefa tsy voafehy mantsy ny fahatezerana dia miteny hiteniteny foana, mety hamono, mety....
Tsy tokony ho tratry ny masoandro milentika hoy ny soratra masina satria heverika fa rahaizay no mitranga dia mety hifara amin'ny lolom-po izany.
Ny amin'ny amin'ilay faharoa indray dia tsy tsara ny miaraka amin'ny olona foizina satria mety ho voataonany amin'izay heveriny hatao izay miaraka aminy; amiko koa dia manimba saina sy manorisory koa izany e! misaotra.
Mifankatiava ihany ,raha mbola velon'aina,tsy misy toa izany,no mampifaly sainao^oo^o
11. tsaramaso
(
12/10/2007 16:50)
hahahahaha !!!!!!! io ndray le izy !!!!!! tsssssss
Satria silamo lery, dia zany no mahatonga an'i lery ho lasa eny @ ISS ?????!!!!
Miala @ le hoe : satria mompera lery de zany mahatonga an'i lery migadra ????!!!!!!
tsleeeee !!!!!!! aza mba fohy saina hoa fa tssssssss !!!!!

12. fijo
(
12/10/2007 20:17)
Jkely,heviny kosa izany ka avelao harosony e.izay no fahitany ny silamo .
13. Jeankely
(
16/10/2007 02:49)
Tsy izaho no manenjika azy fa araka ny fantatro dia manaraka aorian'i SALMAN RUSHDIE nanoratra ny SATANIC VERSES i TSARAMASO. Tafiditra anaty ny HARAAM ny nataony. Anjarany sy ny Muslim izay fa milaza aho. Tsy nikasika na nanaratsy ny Sektany Muslim. Mahereza ary tohizo fa tsara.
15. Jeankely
(
20/10/2007 03:30)
Mba mijoroa raha tena mahavoa fa aza miseho favy fotsiny. Ny firenen'olona afaka miteny sy manoratra hoe GAGARINE n.1 ary ny anay n.458. Izany no ataon'ny olona sady reharehan'ny fireneny no mbola reharehan'ny Muslim. Ny ataon'i Tsaramaso nefa inona ho an'i Madagasikara? sa ny tsssss sy ny lelelelelele no hilazana fa sekta manja? sa ny mitory teny eny andalambe dia mangona rakitra mba hivelomana?