Football - Mondial 2010 madagascar vs comore
1. Razouzou
(
11/10/2007 16:05)
Ahona ianareo am zany.IZA ny anareo i komory sa gasy:?: hoatrany manahy sahady aho fa hintsany sika:-w. tsy manana niveau :lol:na de hovaina aza ny entrenera! isika tsy ho tafakatra mandrakizay:-D tsy mety amintsika le foot tsy aleo ve miova taranja sa ahoana ozy nareo:?::?::?:
novalian'i bazylou ny 20/11/2007 23:53
2. mandrindra
(
11/10/2007 18:04)
io indray aloha dia tsy misy safidy fa na iza na iza mifanandrina amin'ny malagasy dia ny malagasy ihany ny ahy no tohanako.
3. simplex
(
11/10/2007 20:39)
zany anie wa eeee :)
lelika e, komoro kosa ve d haharesy ny gasy na dia efa tratran'ny ody komoro aza tsika :-w
alefa alefa gasy kely eeeeeeeeee =D=D=D
6. andryrabe
(
12/10/2007 13:52)
marina izany ravato a.
gasy ihany ny antsika
fa zao nefa, tam kidaona maraina aninkeo ry zalahy ao amin'ny federasiona de tena hita tao mihitsy hoe efa matahotra ny kaomorianina isika amizao fotoana e.
gasy ihany ny antsika
fa zao nefa, tam kidaona maraina aninkeo ry zalahy ao amin'ny federasiona de tena hita tao mihitsy hoe efa matahotra ny kaomorianina isika amizao fotoana e.
7. Balack
(
12/10/2007 13:55)
gasy ihany no ady eo e! Tongava doly @ Lahady fa milay io e1 Gasy foana io na resy na mandresy e! Tohanantsika foana ny antsika e!
8. Razouzou
(
12/10/2007 17:18)
:-D aona ary nareo zany ry balack :-D:-D na resy na tsy maresy de gasy foana ve:?::?::?::?::-D tsy zay loatra le blem fa isika mihintsy no mila miova taranja.Io na haresy na tsy haresy ,tsy ho tafa modial na CAN zany mihintsy sika,spekta ihany ny antsika=))
9. ravatorano
(
13/10/2007 08:16)
na ho tafa io na tsy ho tafa za aloha razouzou dia tsy miala ami'ny barea ah
amin'izao fotoana izao indrindra no miala famporisihina avy amin'ny spetka ry zalah
d raha tafa indray zany ny barea dia ahona houzy razouzou sa nareo efa mihirihiry velona amin'ilay hoe tsy ho tafa mandrakizay
:-D:-D:-D:-D
:wink:

10. Razouzou
(
13/10/2007 19:58)
:b:b:b=))=))nareo zany anie ravatorano tena mafana fo be mihintsy e ^:^
11. ravatorano
(
15/10/2007 05:48)
razouzou< marina zany bandy akama mlay b an
io ary ny anao fa dia tafa tamin'ny isa 6-2 ny barea nanoloana ny Komorianina !
zay ary ilay izy sa hisy hilaza indray fa maivakitsaka ilay advà !
:wink:
miarahaba ny barea ny tenanay amin'izao fandreseny izao ary mino aho fa ny lalao miverina amin'ny 17 novembre 2007 dia toy ny lalao fanazaran-tena ihany satria tsy haharesy antsika 4 sy donga zany zalahy ireny !

14. ravatorano
(
16/10/2007 05:26)
nilaza ny mpanazatra komorianina fa handresy antsika izy ireo any amin'ny taniny satria koa hono ny mpilalao malagasy mbola tsy zatra milalao amin'ny bozaka synthétique ka ho sahirana
:-D:-D:-D
dia ho hita eo izany satria ny kianja synthétique ao mahajanga dia ny kianja Rabemananjara izany dia efa vita synthétique ka any izany no hatao ny regroupement ny barea amin'ny manaraka izao
=D=D=D
razouzou

15. Razouzou
(
18/10/2007 17:46)
Komory ange tsy de mavo ee!! fa le adversa rehefa veo zao no tsy lanintsika:x de mihintsana ndray eee:-w