Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i saranga, milahatra araka ny daty
saranga
(
20/01/2010 08:14)
Mba asio sondage kely hoe razoky
Izay sahy rangahy manao a, asio sondage hoe : iza no tianao :
1- RAVALOMANANA Marc
2- RAJOELINA Andry (dit TGV)
3- LAHINIRIKO Jean
4- RAJAONARIVELO Pierrot (dit Tonton Sôla)
5- KALETA (dit Lebad...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/01/2010 21:02
saranga
(
30/10/2009 06:52)
Nahoana no tsy mamaky an'ity serasera ity ny 4 mouvances ??
Tsotra ny valiny : misy tsy matotra mihitsy ato...
tohiny
novalian'i terrywui ny 30/10/2009 11:43
saranga
(
14/08/2009 08:19)
Fanambarana avy amin'ny polisy ity
FANAMBARANA
Ny fianakaviam-ben'ny POLISIM-PIRENENA dia manao izao fanambarana manaraka izao :
- tsipahinay Polisim-pirenena marin-drano ny fanambarana nataon'ny Minisitry ny Filaminana anatiny ny Co...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 15/08/2009 01:51
saranga
(
06/08/2009 09:25)
Dada raben'ny Ravalo ve i rabaradaka ?
Namaky ny hafatra nalefan'ny rabaradaka teto hatramin'ny janoary no mankaty dia gaga hoe fa inona no ataon'ity rabaadaka fa toa fantany avokoa izay hiseho ? Ohatra, nanoratra teto izy hoe tsy maintsy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 20:46
saranga
(
31/07/2009 14:13)
Misy fahavalom-bahoaka ao Ambodihady Ambohimanarina
Nisehoan-javatra nampalahelo maro tao AMBODIHADY Ambohimanarina ary anisan'izany ny fahatongavan'ireo CAPSAT nisambotra olona sy nanenjika olona ary nangalatra fananan'olona. Ny nampalahelo farany teo...
tohiny
novalian'i booboo ny 31/07/2009 20:48
saranga
(
27/07/2009 11:44)
Ho sarotra izy ity zalahy e
Efa fantatra fa avy amin'ny ekipan'ny TGV ny bomba, efa fantatra koa fa na dia ny mouvances telo aza no misonia dia raikitra ny gouvernement d'union nationale, efa fantatra koa fa mety hitsoaka i Andr...
tohiny
novalian'i shanyah ny 27/07/2009 13:35
saranga
(
23/07/2009 06:24)
Le Ministre Hajo Andrianainarivelo engueule tous méme moi
Partout où il il va, il (le Ministre Hajo Andrianainarivelo) engueule tous ce qui est devant lui. Il est jeune et dynamique mais j'ose dire qu'in est nul et nase et forcené. S'il veut rester au Mi...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2009 20:01
saranga
(
06/07/2009 10:07)
Tsy nanome tsodrano an'i Andry i Mgr Félix RAMANANARIVO
Voalazan'ny gaety La vérité hoe "Je vous bénie" tamin'ny Zoma lasa teo fa nomen'ny Monseigneur Félix RAMANANARIVO tsodrano i Andry Rajoelina (dit Ralavanify). Diso izany ary tena mandainga ny gaze...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:16
saranga
(
03/07/2009 12:11)
Tena mampieritreritra ity
Nous avons très étonné d'entendre que RABARIJAONA Mirana reste toujours le Directeur des Domaines au sein du Ministère de l'aménagement du territoire, très ébahi !! Cett dame est la source des ...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 05/07/2009 17:02
saranga
(
01/07/2009 05:31)
Efa kely sisa ny vola ry rabaradaka a !
Za koa mahalala olona ao amin'ny Budget fa tena ho lasa adala tokoa i Benja Razafimahaleo satria aiza no hahitana 200 milliard Fmg isam-bolana handoavana ny karaman'ny fonctionnaire sy ny retraité re...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/07/2009 21:19
saranga
(
29/06/2009 09:40)
Maivantsaina ny ankamaroanareo
Tsy hoe mahantra akory ka ho azo vidina na azo tambazana izay any aminao, tsia. Fa ny zava-misy ankehitriny anefa dia ny HAT no manao izay tiany : teren'i Lylisson ny sipa ambaniandro hiaraka aminy, a...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/06/2009 18:32
saranga
(
23/06/2009 11:01)
Tena fatritran'olona avokoa ireto Chefs de Régions
Nandinika sy nijery tsirairay ireto Chefs de Régions de la HAT izahay dia gaga hoe tsy misy hafa tsy ireny ve fa tena fatritran'olona sy mpiady an-tsena ary mpanakorontana fiaraha-monina daholo. Izan...
tohiny
novalian'i essera ny 24/06/2009 12:58
saranga
(
26/05/2009 07:57)
Resa-pianakaviana nandavo firenena
Ity ilay fanontaniana : fa naninona raha nosamborina i Andry TGV raha vao nanomboka io fanonganam-panjakana nataony io ? Jereo ange ny fomba nisamboran'ny miaramila an'i Manandafy, dia naninona no tsy...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 28/05/2009 11:41
saranga
(
26/05/2009 07:31)
Des hauts empoyés de l'Etat nommés fictivement
Du jamais vu dans l'histoire de l'Administration malgache, les hauts fonctionnaires (SG, DG, Directeurs et équivalents) actuellement nommés ne sont pas nommés par decrét mais verbalement. Ce qui s...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:27
saranga
(
08/05/2009 06:23)
Pierrot Rajaonarivelo sy ny HAT
Efa mandehandeha any ny didy hampisambotra an'i Pierrot Rajaonarivelo avy any amin'ny PM Monja Roindefo. Fampiharana ny didy fampisamborana nataon'ny fitsarana tamin'ny 2006 izany. De hisy raha eto ra...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/05/2009 21:46
saranga
(
30/04/2009 06:57)
Hisy CAPSAT hijoro vavolombelona tsy ho ela
Manomboka misavoritaka ny CAPSAT satria samy teho eo akaikin'ny Cdt Charles sy ny Col Ndriarijaona. Misy guèguère be ao zao. Hisy miaramila zay voalako sy voadaroka hijoro vavolombelona amin'ity hab...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 08:06
saranga
(
29/04/2009 09:54)
Misy aretina pesta eto Antananarivo fa afenin'ny HAT
Olona telo no maty tao Ambohimanarina voan'ny pesta. Afenin'ny HAT anefa izany ka mampahafantatra anareo. Ao Ambohimanarina no misy izany. Tandremo fa areti-mandoza ny peste...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 29/04/2009 11:59
saranga
(
23/04/2009 11:29)
I Ravalo no mbola Président hoy ny HCC
Manahy amin'ny famonoana azy ireo ny membre de la HCC de tsy sahy namoaka hevitra fa araka ny voalazan'ny président HCC tao amin'ny Radio Fahazavana de Ravalo no mbola Président.
Matahotra ary eny ...
tohiny
novalian'i fanou14 ny 24/04/2009 06:12
saranga
(
21/04/2009 06:40)
Afabaraka ny Mpiandry Loterana amin'ny ataon'i Organes
Efa mizara roa tsara mihitsy ny MPIANDRY LOTERANA ankehitriny vokatry ny fitondran-tena ratsy ataon'ny Mpiandry iray dia i Organes. afabaaka ny anaran'Andriamanitra ary afabaraka ny Fiangonana. Tsaroa...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 21/04/2009 09:52
saranga
(
17/04/2009 07:20)
Ho an'ny zokibe toa ray Ravatorano
Zao nama, manomboka mihamatotra ny mpiserasera eto amintsika. Nisy fotoana nalaza ratsy ho mpanely tsaho mihitsy. Zao aloha efa mba metimety, dia entano ny namana mba ho sérieux tsara avokoa e ! Tena...
tohiny
novalian'i penguin ny 17/04/2009 10:53
