Misy fahavalom-bahoaka ao Ambodihady Ambohimanarina

1. saranga ( 31/07/2009 14:13)
Nisehoan-javatra nampalahelo maro tao AMBODIHADY Ambohimanarina ary anisan'izany ny fahatongavan'ireo CAPSAT nisambotra olona sy nanenjika olona ary nangalatra fananan'olona. Ny nampalahelo farany teo dia olona efa antitra be no nisy nitory dia nahatongavan'ny CAPSAT tao. Ireto avy ny anaran'ireo olona ratsy toetra nahavanin-doza nitory ireo tsy manan-tsiny :
- Madame LANTO Eddie, manam-bady gendarme 2 barettes izay izy io ary Diakona ao Ambodihady Vaovao
- Razakaria, Diakona Ambodihady Vaovao
- Dr Rivo, Diakona Ambodihady,
- Fianakaviana RAMANAMAHEFA

Koa mampitandrina fa ireo izany no fahavalom-bahoaka.
novalian'i booboo ny 31/07/2009 20:48
2. locl ( 31/07/2009 15:12)
Raha tena sur izany zavatra izany dia aleo zareo ho tsarainy tantara eo satria tsy hijanona eo mandrakizay ange ny HAT e!

Rehefa miala eo ireo dia inona no hanaon'ny olona azy?
3. xxx ( 31/07/2009 15:19)
ary ianao ve lo tsy lany diakona Ambodihady vaovao e
4. fijo ( 31/07/2009 19:47)
le manaparitaka anaran'olona toa izao aloha ry zalahy ratsy be satria mety hanimba ny serasera ka hatsaharo
5. booboo ( 31/07/2009 20:48)
ho ho ho ...



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0387