Ho sarotra izy ity zalahy e
1. saranga
(
27/07/2009 11:44)
Efa fantatra fa avy amin'ny ekipan'ny TGV ny bomba, efa fantatra koa fa na dia ny mouvances telo aza no misonia dia raikitra ny gouvernement d'union nationale, efa fantatra koa fa mety hitsoaka i Andry TGV (dit Ralavanify), efa fantatra avokoa ireo hilatsaka ho prezidà, efa fantatra fa tsy avelan'i Roland ratsiraka hilatsaka i Pierrot Rajaonarivelo, efa fantatra fa hanohana ny TGV ny katolika, efa fantatra fa hijapy trai indray i Sylla, efa fantatra fa manomboka miala amin'ny TGV i Ratsirahonana. Dia inona koa ? Efa fantatra fa ho sarotra izy ity
novalian'i shanyah ny 27/07/2009 13:35
2. essera
(
27/07/2009 12:03)
Efa fantatra fa avy amin'ny ekipan'ny TGV ny bomba
Le porofo ???
efa fantatra koa fa na dia ny mouvances telo aza no misonia dia raikitra ny gouvernement d'union nationale
Mba omeo article iray milaza an'io oe Essera ???
efa fantatra koa fa mety hitsoaka i Andry TGV (dit Ralavanify)
Zay ndray ny zanaky Benangy fa midradradradra.
efa fantatra avokoa ireo hilatsaka ho prezidà
I Dada no tena reveko mits raha milatsaka eo fa tena hitako hilatsaka ny côte-ny satria lany le parotsa b napoaka teto am tanana.
efa fantatra fa tsy avelan'i Roland ratsiraka hilatsaka i Pierrot Rajaonarivelo
taiza d oviana d iza no nilaza an'io ????
efa fantatra fa hanohana ny TGV ny katolika
Koa raha tsy FJKM izy ity koa !!! :-D :-D
efa fantatra fa hijapy trai indray i Sylla
Ireny ny ekipanareo mahay misavilvôla tsara.
efa fantatra fa manomboka miala amin'ny TGV i Ratsirahonana.
Zany eh, d ho any am Dada v ??? :-D :-D
Dia inona koa ? Efa fantatra fa ho sarotra izy ity
Miakatra be ny hafanan'ise fa mihinana paludoxine 2 maraina, 2 atoandro, 2 hariva.
=)) =)) =))
