Efa fantatra fa avy amin'ny ekipan'ny TGV ny bomba, efa fantatra koa fa na dia ny mouvances telo aza no misonia dia raikitra ny gouvernement d'union nationale, efa fantatra koa fa mety hitsoaka i Andry TGV (dit Ralavanify), efa fantatra avokoa ireo hilatsaka ho prezidà, efa fantatra fa tsy avelan'i Roland ratsiraka hilatsaka i Pierrot Rajaonarivelo, efa fantatra fa hanohana ny TGV ny katolika, efa fantatra fa hijapy trai indray i Sylla, efa fantatra fa manomboka miala amin'ny TGV i Ratsirahonana. Dia inona koa ? Efa fantatra fa ho sarotra izy ity