Maivantsaina ny ankamaroanareo
1. saranga
(
29/06/2009 09:40)
Tsy hoe mahantra akory ka ho azo vidina na azo tambazana izay any aminao, tsia. Fa ny zava-misy ankehitriny anefa dia ny HAT no manao izay tiany : teren'i Lylisson ny sipa ambaniandro hiaraka aminy, alain'i Andry TGV ankeriny ny fanjakana, asain'i Alain Ramaroson vonoina izay mpomba an-dRavalo. Tena izany ka "loi martiale" tokoa. Aza manaiky
novalian'i xxx ny 29/06/2009 18:32
2. essera
(
29/06/2009 09:47)
Mba asio porofo re d mino zahay ry saranga. Ohatra hoe ianao notereny niaraka taminy d tonga d mino. Sa ahoana ???
4. mihitsy
(
29/06/2009 10:31)
saranga:
Tsy hoe mahantra akory ka ho azo vidina na azo tambazana izay any aminao, tsia. Fa ny zava-misy ankehitriny anefa dia ny HAT no manao izay tiany : teren'i Lylisson ny sipa ambaniandro hiaraka aminy, alain'i Andry TGV ankeriny ny fanjakana, asain'i Alain Ramaroson vonoina izay mpomba an-dRavalo. Tena izany ka "loi martiale" tokoa. Aza manaiky
sao de ny vitandra8 no terenao ho ataon'ny hat copier coller? ra8 7 taona no teo, madio izy eo anatrehanao fa hat vao oviana de efa ahitanao ny tsy mety nataondra8?; ataoko oe na misy aza zany , dada no nampianatra e!
7. ainaheri
(
29/06/2009 17:21)
Ny entiko hamaliako ity dinika ity dia ny lohahevitra napetraka;" Maivantsaina ny ankamaroanareo ";atombohy eto @ forum alou io lohahevitra io,zay vao mitsara ny hafaany ambadika any!!:lol:
9. xxx
(
29/06/2009 18:32)
Mzana lela- tokan otry ny an' ny mpvarotra mangaesy sy akondro reny ? ah ahaah ah !! :lol:
