Nahoana no tsy mamaky an'ity serasera ity ny 4 mouvances ??

1. saranga ( 30/10/2009 06:52)
Tsotra ny valiny : misy tsy matotra mihitsy ato
novalian'i terrywui ny 30/10/2009 11:43
2. xxx ( 30/10/2009 10:42)
TENA MARINA KOSA ALOHA IZAY VOALAZANAO izay satria matetika resaka politika ny sujet dia valin-drakidorompamaba a@resak ambany foatra ,tena tsy rariny mihintsy dia aleon'ny sasany tsy miditra ?
Ny ahy ny hiangaviako dia ny hanesorana ny tompon'andraikitra le dinika refa hita fa hors sujet le olona na esoriny le olona miteniteny foana ireny fa mandreraka be rehefa mivaona any @tsy izy ny sujet!
3. terrywui ( 30/10/2009 11:43)
ze tian'ny oul tenenina kosa letsy ry lety fa tsisy anzany fafaina ny dinika sy esorina zany a! hanao didy jadona otran'ny TGV ko ve laisany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1693