Hisy CAPSAT hijoro vavolombelona tsy ho ela

1. saranga ( 30/04/2009 06:57)
Manomboka misavoritaka ny CAPSAT satria samy teho eo akaikin'ny Cdt Charles sy ny Col Ndriarijaona. Misy guèguère be ao zao. Hisy miaramila zay voalako sy voadaroka hijoro vavolombelona amin'ity habibian'ny TGV ity
novalian'i xxx ny 30/04/2009 08:06
2. besandry ( 30/04/2009 08:02)
zao ry zalahy a ! i saranga no ho pehan'ny capsat mafy be tsy ho ela akory
hitsoaka hirifatra any anaty sarety any injay :oops:
3. xxx ( 30/04/2009 08:06)
Saranga zany ve mba azon'elah aloha ny dikany é,tsy sandry no miasa fa ny saina , ary raha misaina enao dia tsarovy, tsy ny olona eto @ forum akory no matin'ny fitenenana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0896