Ho an'ny zokibe toa ray Ravatorano
1. saranga
(
17/04/2009 07:20)
Zao nama, manomboka mihamatotra ny mpiserasera eto amintsika. Nisy fotoana nalaza ratsy ho mpanely tsaho mihitsy. Zao aloha efa mba metimety, dia entano ny namana mba ho sérieux tsara avokoa e ! Tena misy manompa sy miteny ratsy mihitsy ange ! Zay razoky fa de bon courage sy bon voyage ianareo !
2. penguin
(
17/04/2009 07:27)
Na iza hanompa na iza hiteny ratsy dia ONGOTANAY MPANDALA NY ARA-DALANA NY HAT NA TGVENDRANA.
3. Noue
(
17/04/2009 08:08)
4. essera
(
17/04/2009 09:33)
Tandremo sao safotra sy torana tsy miady.
:-D :-D :-D :-D
5. penguin
(
17/04/2009 10:53)
Torana tsy tonga eto manoratra ka ONGOTANAY NY TGVENDRANA
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.1093