Ho an'ny zokibe toa ray Ravatorano
1. saranga
(
17/04/2009 07:20)
Zao nama, manomboka mihamatotra ny mpiserasera eto amintsika. Nisy fotoana nalaza ratsy ho mpanely tsaho mihitsy. Zao aloha efa mba metimety, dia entano ny namana mba ho sérieux tsara avokoa e ! Tena misy manompa sy miteny ratsy mihitsy ange ! Zay razoky fa de bon courage sy bon voyage ianareo !
répondu par penguin le 17/04/2009 10:53
2. penguin
(
17/04/2009 07:27)
Na iza hanompa na iza hiteny ratsy dia ONGOTANAY MPANDALA NY ARA-DALANA NY HAT NA TGVENDRANA.
