Tena fatritran'olona avokoa ireto Chefs de Régions
1. saranga
(
23/06/2009 11:01)
Nandinika sy nijery tsirairay ireto Chefs de Régions de la HAT izahay dia gaga hoe tsy misy hafa tsy ireny ve fa tena fatritran'olona sy mpiady an-tsena ary mpanakorontana fiaraha-monina daholo. Izany Abdilah, Faharo, Saina Michèl, Belone, Josoa, sy ny sisa ange ka tsy misy "valeur" any amin'ny tanànany avy e ! Sa ny Ministre MATD mihitsy koa no "sans valeur" sy ny HAT.
novalian'i essera ny 24/06/2009 12:58
2. reeves
(
23/06/2009 13:38)
Choix politique ihany lay izy ny fahitako azy ry Saranga . Tsy competence akory no tena jeren-dry zalahy satria tsy ny hampandroso an`ilay faritra akory no tena tanjona fa ny hametraka ireo bandy mafimafy loha mba hamoritra sy hampitahotra ny any amin`ny sisiny raha sendra misy ny mitady hitroatra ary hanomana ny fifidianana hahafahana mi-influencer azy . Eo am-pametrahana ny olona stratejika isam-paritra hahafahana mangala-bato na farafaharatsiny maka avantage mialoha amin`ny fifidianana izay tsy maintsy hatao atsy ho atsy ny HAT am`zao fotoana izao , izany no anton`io fametrahana olona etsy sy eroa io ary izay no tena tanjon`ny Frantsay , misakana an`i Madagasikara tsy handroso fa hiankin-doha aminy mandrakizay amin`ny alalan`ny fametrahany ireo \" Neo-colonialiste gasy Frantsay toa an-dry TGV , Ratsiraka ,..sns sy ny forongony ) . Araka ny hevitro , mila miomana dieny izao amin`ny Fifidianana Parlementaire , sy Senatoriale MAIKA ny TIM fa tsy tokony ho variana loatra sady atao ao anatin`ny fanohizana ny Tolona izany hanentanana ny olona ( Pro-TIM sy Anti-TGV ) . Mazava ho azy fa mila manao AUTO-CRITIQUE henjana be ny TIM ka AJANONA daholo izay TSY NETY rehetra tamin`ny fitondrany teo aloha ary mitondra SOLUTION sy fanavaozana marobe ho amin`ny ho avy . Tsy tokony handà (boycottage) na fifidianana inn na fifidianana inn ny TIM satria raha ny tolona pacifique ataon-dry zareo , dia tsy misy afatsy ny fifidianana no herin-dry zareo ka mila aseho mihitsy fa manana majorité izy satria ireto TGV ireto isaky ny hanontaniana dia mandainga foana hoe , \" ka izay hetahetam-bahoaka no tsy maintsy tanterahina \" kanefa vahoaka iza moa io resahiny io ? Tsy fozaorana nokaramaina handoro trano sy handroba ary miaramila mpikomy ve ireo vahoaka resahiny ireo , fa aiza ilay tena vahoaka maro an`isa ? ary nahoana no tsy sahy niatrika referendum raha tena izay tokoa ? . Sao manko dia hanao tahakan`ny nataon`ny AREMA , boycotter-na ny fifidianana nefa avy eo mimenomenona hilaza fa tsy misy demokrasia . Ny zavatra mety hitranga , dia ho ataon`ireto HAT ireto maimaika ny fifidianana samihafa rehefa avy nokendainy ny media rehetra hahafahan`ny legaliste manazava hevitra , ary izany dia mba hi-justifier-ny eo imason`ny CI ny maha-ara-dalana azy satria io ilay TSY MAHA_ARA-DALANA ny HAT io no tena faiblesse-ny ankehitriny ka mila porofoina sy hamafisin`ny TIM hatrany hatrany amin`ny alalan`ny fifidianana izany . Important be ny fifidianana solombavam-bahoaka sy Senatera satria na inona na inona Constitution vaovao ho avy eo ohatra , raha vao miresaka Demokrasia dia tsy maintsy misy ny fizaran`ny fahefana ( mpanao lalana , mpanatanteraka , fitsarana) ka raha tiana ny hitondra dia mila manana majorité amin`ireo institution ireo aloha . Mila miady mafy izany ny PRO-TIM sy ANTI-TGV any amin`izay lafiny izay . Atsipy ihany ny teny manko satria na dia tsy Pro TIM 100% aza ny tenanay , dia tsy hanaiky na oviana na oviana kosa FA BASY SY TANK ARY SANDRY NO HAKANA NY FAHEFANA ETO MADAGASIKARA !!
3. xxx
(
23/06/2009 13:59)
ary zao no ao @ primature:
14h00 - L'équipe de Monja Rondefo (Michel Balbine, Lova, Mamy Gotso, etc ...) tous amis d'enfance et originaires de Tuléar ont tous arrété l'école en classe de 5èm et 8ème. Le PEUPLE sur place parle de "mpamaraky, mpifoka moly, tia vaiavy". Comment peut-on confier les clés du pouvoir à de tels individus ? A l'heure ou nous écrivons, ces individus sont tous conseillers spéciaux et chargés de missions à la primature.
14h00 - L'équipe de Monja Rondefo (Michel Balbine, Lova, Mamy Gotso, etc ...) tous amis d'enfance et originaires de Tuléar ont tous arrété l'école en classe de 5èm et 8ème. Le PEUPLE sur place parle de "mpamaraky, mpifoka moly, tia vaiavy". Comment peut-on confier les clés du pouvoir à de tels individus ? A l'heure ou nous écrivons, ces individus sont tous conseillers spéciaux et chargés de missions à la primature.
4. Onjakeli
(
23/06/2009 14:23)
Ka C normale oe fatritra'olona no hapetraka. Ka izay fatritra mitovy aminy ihany no afaka miara-miasa aminy.
5. Noue
(
23/06/2009 15:07)
choix politique ozy reeves , fa nga hono dia tsy mba afaka nanao choix autrement fa dia ireny olona tsy nisy nianatra tsy manam-pahaizana ireny no atao eo ee ??? :^) :^) :^)
6. reeves
(
24/06/2009 11:42)
Ka raha tsy fatritran`olona anie Noue tsy hahavita hanongam-panjakana , sy handroba ary handoro orinasa e ! Donc , normal be ilay choix !!!
7. essera
(
24/06/2009 12:58)
Raha tsy fatritran'oul marina aloha tsy hahavita migadra any Antanimora vokatry ny ady tamin'ny société Lalasoa. Omena manaraka eto ilay nomerao tamin'n dada nanao vakansy tany.
