Misy aretina pesta eto Antananarivo fa afenin'ny HAT
1. saranga
(
29/04/2009 09:54)
Olona telo no maty tao Ambohimanarina voan'ny pesta. Afenin'ny HAT anefa izany ka mampahafantatra anareo. Ao Ambohimanarina no misy izany. Tandremo fa areti-mandoza ny peste
novalian'i tsiafoi1 ny 29/04/2009 11:59
3. ravatorano
(
29/04/2009 10:08)
pesta inona io ?
peste pulmonaire sa peste porcine sa ?????
mùifanalavitra be klou ilay ambohimanarina sy andoharam kle !
:wink:

4. rabaradaka
(
29/04/2009 10:25)
Peste bubonique io. Efa nilaza tany amin'ny manam-pahefana ny Président Fokontany saingy tsy misy suite avy amin'ny fanjakana. Avertissement ho an'ny rehetra io
5. essera
(
29/04/2009 10:31)
Tsy mbola nisy fitondrana na Ratsiraka, na Zafy Albert, na Ravalo teto n'iza n'iza nanafina fa hoe nisy pesta taroa fa ny fanamarinana matetika no tsy anaovana déclaration. Ny pesta dia azo tsaboina koa raha mbola tsy tonga am stade ambony ?
Ka rehefa tapa-tenda ny mpamatsy ny korontana dia aza alefa aty amin'ny rubrique politique ilay izy fa ataovy ao amin'ny fiaraha-monina. Tsy mahita atao intsony.
Fanontaniana amin'i Saranga. Raha afenina ilay pesta dia inona no tombotsoan'ny mpitondra ? Sao d efa fahazaran-dratsy koa ary ny anareo.

6. lemenakely
(
29/04/2009 10:51)
Tsarovy fa aretina isan ny GRAVE io PESTA io , ary afaka mandripaka olona be dia be ,ary haingana dia haingana ny fiparitahany
Ny zava-mampahonena anefa dia aretina efa tany @ taon-jato faha 18 tany ve no mbola mandripaka ny gasy @ izao noho ny tsy fandraisana andraikitra samihafa
Quel domage !

7. Noue
(
29/04/2009 10:59)
fa aiza ratsivalaka @ zao haloton'ny tanana zao ee??
Cela fait des semaines que les éboueurs ne sont plus passés. Les détritus non enlevés depuis s'amoncellent. Les bacs à ordures n'arrivent plus à les contenir. Les immondices débordent de leur contenant et s’éparpillent sur les trottoirs
"La situation est devenue de plus en plus intenable ces derniers jours. Déjà, les odeurs pestilentielles dégagées par ces immondices sont insupportables. Elles nous étouffent carrément. Mais nous craignons aussi l'émergence de diverses maladies infectieuses comme la peste, le choléra, sans parler de graves problèmes respiratoires. Les mouches et rats sont rois ici !",

8. tsiafoi1
(
29/04/2009 11:59)
Ka devoly no manjaka eto @'ny firenena ka tsy hipongatra avy izao areti-mandringana rehetra izao.