Afabaraka ny Mpiandry Loterana amin'ny ataon'i Organes

1. saranga ( 21/04/2009 06:40)
Efa mizara roa tsara mihitsy ny MPIANDRY LOTERANA ankehitriny vokatry ny fitondran-tena ratsy ataon'ny Mpiandry iray dia i Organes. afabaaka ny anaran'Andriamanitra ary afabaraka ny Fiangonana. Tsaroako tsara hoy i Organes hoe : tsy miraharaha izay mpiandry aho fa ny kiboko aloha. Dia hoy aho anakam-po hoe : izany ve no olom-boahosotra ? Tsy mety izany koa dinihonareo FLM ny momba ity Organes ity
2. tsiafoi1 ( 21/04/2009 06:58)
Efa diso fantatra loatra ny maha-Mpiandrin'i Satana azy
3. ravalotgv ( 21/04/2009 07:19)
ka mbola misy oul miangonangona sy mitabgorongorona ko aiza izy no tsy hatanjaka

snifff
tchroufff
mety misy vinany be ao
:@ :@ :@ :@ :@
4. essera ( 21/04/2009 07:26)
Masina ianao raDada ozy. (dixit l'ex président)
5. rabaradaka ( 21/04/2009 07:27)
Dadatoa a, tena mahamenatra izany. Roahy amin'ny anaran'ny Jesosy ny devolin'ny Organes. Aza matahotra fa momba anareo ny Tompo e
6. halloween ( 21/04/2009 07:39)
Efa diso fantatra loatra ny maha-Mpiandrin'i Satana azy


jereo anie io tenin'i tsyafoi io e!! iza moa no milaza aminareo fa rehef oe tgv de satana izay !!


fa tsy hitanao angah sa odianao fanina sa mamono ny feon'ny fieritreretana fotsiny tsyafoi taminireo odigasy bediabe nangadiana sy naseho mpanao gazety sy firenena maro oe sorsiera Ravalo (zany no malaza eran izao ttlo zao ) de mbola mahay milaza ihany fa Tgv no satana ! iza no tena satana ????????


sarotra be ny miresaka amin'olona voapepon'ny vy mahamay ny lohany ! fa efa manolatra
7. xxx ( 21/04/2009 08:14)
didio ny kiboben'iny organes dia mivoaka ny vrai organe toy ny tsinaimaintiny, be taovan kena mantsy lery iny :evil: :evil: :evil:
8. rabaradaka ( 21/04/2009 09:52)
Marina izany dadatoa a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0616