Dada raben'ny Ravalo ve i rabaradaka ?
1. saranga
(
06/08/2009 09:25)
Namaky ny hafatra nalefan'ny rabaradaka teto hatramin'ny janoary no mankaty dia gaga hoe fa inona no ataon'ity rabaadaka fa toa fantany avokoa izay hiseho ? Ohatra, nanoratra teto izy hoe tsy maintsy mifandray tanana izy efa-dahy alohan'ny volana ho fenomanana amin'ny août dia izao izy ireo any Maputo nifandray tanana izao. Novakiko koa ilay hoe i Felix Ramananarivo no hampihaona ireo 4 mouvances dia henoko hoe toa nihaona ry zareo tao Ivandry. Izahay aty ampitan'ny riaka dia anaraka akaiky ny zava-misy. Sa ve dadaraben'ny Ravalo ity rabaradaka ity ?
novalian'i fijo ny 06/08/2009 20:46
2. xxx
(
06/08/2009 09:59)
Tsy fantatro na dadarabe koa ity rabaradaka resahinao ity fa raha misy faminaniana na kely aza, na kely hoa mba hain'izy ity dia asaivo maka lesona any i hery-sona mpaminany vilana fa efa tamin'ny volana jiona teo no nolazainy teto ny hirodanan'ny HAT, aiza isika izao.
3. ni81
(
06/08/2009 10:31)
Tsy fantatro na dadarabe koa ity rabaradaka resahinao ity fa raha misy faminaniana na kely aza, na kely hoa mba hain'izy ity dia asaivo maka lesona any i hery-sona mpaminany vilana fa efa tamin'ny volana jiona teo no nolazainy teto ny hirodanan'ny HAT, aiza isika izao.:-D :-D :-D
7. fijo
(
06/08/2009 20:46)
rawiwi indray io mitifitra an drahery io an;nareo roalahy koa mila hampihaonina kle
