Pierrot Rajaonarivelo sy ny HAT

1. saranga ( 08/05/2009 06:23)
Efa mandehandeha any ny didy hampisambotra an'i Pierrot Rajaonarivelo avy any amin'ny PM Monja Roindefo. Fampiharana ny didy fampisamborana nataon'ny fitsarana tamin'ny 2006 izany. De hisy raha eto raha izany no hiseho, tsy hanaiky an'izany i Rolland Ratsiraka sy ny MTS, ny AREMA, ny Pro-Pierrot rehetra. Ary ity vao tena gidra. Ny amnistie izany dia nofinofy ho an'i Pierrot satria adversaire politique an'ny TGV izy
novalian'i fijo ny 08/05/2009 21:46
2. xxx ( 08/05/2009 06:37)
zany ve? hitombo indray izany ve ny hazan'i sarla kely? ary tsy hi chôme mihintsy izy @ ty taona ty raha izany fa hiasa be mihintsy a! raha azony i Pierrot de hizesta be indray izy hivoaka gazety!
3. xxx ( 08/05/2009 08:41)
matahotra any pierrot angaha ny tgvendrana zah aloa rehefa tsy eo intsony dada dia aleoko dray aza pierrot koa le
4. xxx ( 08/05/2009 08:44)
Olona tsy mandinika no minomino foana io voalazanao io,
ny PM na ny filoha tsy afaka mamoaka didy fampisamborana, ny ministeran'ny fitsarana no mamoaka izany, fa tsy ry zareo velively,

Marina fa i Pierrot zao no adve mampatahotra an'i HAT @ zao, kely finoana zah ny @ hisian'izany, satria ny hanaovana ny TIM aza etsy andaniny efa tsy hay, maika hanangana fahavalo iray vaovao indray??
Rah misy izy izany de mandrora mihantsilany ny HAT,

Mba reefa manao TSAHO de mba le tsaho mampite-hino ireny,

:(
5. andrywui ( 08/05/2009 14:37)
Efa mandehandeha any ny didy hampisambotra an'i Pierrot Rajaonarivelo avy any amin'ny PM Monja Roindefo. Fampiharana ny didy fampisamborana nataon'ny fitsarana tamin'ny 2006 izany. De hisy raha eto raha izany no hiseho, tsy hanaiky an'izany i Rolland Ratsiraka sy ny MTS, ny AREMA, ny Pro-Pierrot rehetra. Ary ity vao tena gidra. Ny amnistie izany dia nofinofy ho an'i Pierrot satria adversaire politique an'ny TGV izy


mandefasa angano hafa ndray dadabe fa mahafinaritra ny mihaino azy a!! le misy ady reny ndray alefa dadabe voretra a
6. fijo ( 08/05/2009 21:46)
iza kos ano mahita fa aleo aloha hitranga e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3502