Fanambarana avy amin'ny polisy ity
1. saranga
(
14/08/2009 08:19)
FANAMBARANA
Ny fianakaviam-ben'ny POLISIM-PIRENENA dia manao izao fanambarana manaraka izao :
- tsipahinay Polisim-pirenena marin-drano ny fanambarana nataon'ny Minisitry ny Filaminana anatiny ny Contrôleur General de Police Rakotomihantariaka Organès sy ny Tale Jeneralin'ny Polisy satria tsy hevitry ny Polisim-pirenena ireny fa hevitr'izy ireo manokana ary noterena izahay hanaiky. Koa lavinay tanteraka ny fanambarana nataon'izy ireo. Tsy miantoka izay mety ho voka-dratsin'ny fanambarana nataon'izy ireo ny fianakaviam-ben'ny Polisim-pirenena.
- Manoloana ny fanaovan-tsonia nataon'Atoa Filoha isany Andry RAJOELINA, Marc RAVALOMANANA, Albert ZAFY ary Didier RATSIRAKA tany Maputo ny 8 aogositra lasa teo dia manaraka akaiky ny fizotry ny toe-draharaha ny Polisim-pirenena. Mankato tanteraka ny fanaovan-tsonian'izy ireo izahay satria heverinay fa izay no hitondra filaminana anatiny eto amin'ny firenena.
- Manohana hatrany ny ezaka ataon'ireo Filoha 4 mirahalahy mianaka ny Polisim-pirenena handravonana ny olana ara-politika mianjady amin'ny firenena.
Natao anio 14 aogositra 2009
Sonia maro tsy hay vakiana

novalian'i patrick2002 ny 15/08/2009 01:51
4. Noue
(
14/08/2009 09:45)
nefa raha jerevana ity dia zao
[size=70]La hiériarchie miliaire se dit cependant "pleinement confiante que les accords de Maputo vont amener le pays vers la sérénité politique, la paix sociale et le rétablissement économique". [/size]
saingy
[size=70]Selon la charte signée à Maputo par les "mouvances politiques" malgaches, le CRDSN doit étre "composé de deux membres désignés par les mouvances politiques, à raison de deux représentants par mouvance". Ce mode de désignation va à "l'encontre des dispositions (...) prônant la dépolitisation des forces armées" promises par le régime de transition dirigé par Andry Rajoelina, juge le communiqué. "Toutes les objections susceptibles d'occasionner la dissension des forces armées ne sont plus tolérées (...). De ce fait, les mesures appropriées seront prises", ajoute le texte sans autre précision.[/size]
L'armée malgache, qui a joué un rôle majeur dans l'éviction en mars du président Marc Ravalomanana, a prévenu qu'elle rejetait "catégoriquement" une clause de la charte de transition signée dans le cadre de l'accord de sortie de crise signé au Mozambique le 9 août. Signé notamment par le ministre des forces armées, le colonel Noël Rakotonandrasana, et par les chefs d'état-major de l'armée et de la gendarmerie au nom de "la grande famille des forces armées malgaches", un communiqué parvenu, vendredi 14 août, à l'AFP indique que les militaires rejettent "catégoriquement" "la création d'un Comité de réflexion sur la défense et la sécurité nationale (CRDSN)".
Ny olana angamba dia misy ny andian'ireo miaramila zay tsy manaiky satria nahoana ?? tsy ny capsat indrayve aloha zany miaramila tsy manaiky zany ee ?? ka dia atao inona fotsiny zany ity oe
"Je jure de servir mon pays de toutes mes forces; de défendre courageusement les droits et la liberté du peuple

6. patrick2002
(
15/08/2009 01:51)
io anie hevitra samu manana ny azy eh! ,fa ny maro an`isa maro an`isa ihany ,ary izay teniny lehoibeny zava-dehibe izay .
Eto izao i heryson manohana an`i Ravalo a 100% zava-dehibe izay eo @ serasera ,tsy ampitoviana an`i bazylou mihintsy :-D :-D :-D
Ka raha miteny ianao hoe fanambarana avy @ polisim-pirenena ,iza moa ilay nanao sonia ,izay dia efa tsy manana valeur ilay filazana fa mitovy @ fanambarana nataony penguin sy fijo :-D :-D :-D