Tsy nanome tsodrano an'i Andry i Mgr Félix RAMANANARIVO

1. saranga ( 06/07/2009 10:07)
Voalazan'ny gaety La vérité hoe "Je vous bénie" tamin'ny Zoma lasa teo fa nomen'ny Monseigneur Félix RAMANANARIVO tsodrano i Andry Rajoelina (dit Ralavanify). Diso izany ary tena mandainga ny gazety, tsy nanome tsodrano i Monseigneur fa namerimberina kosa ny tokony hisian'ny Réconciliation, io ilay MANAFY Madagasikara Nasionaly Fy, firaisan-kina, fifamelana,...
Aza mandainga ry gazety a
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:16
2. rabaradaka ( 06/07/2009 11:13)
Tena gaga be zahay dadatoa hoe Monseinera iny ve hitsodrano an'i Andry rajoel ? Ny La vérité ange ka pro-TGV sady an'ny TGV e, tsy mahagaga raha mandainga izy. Tsy hita intsony izay tena marina amin'ireto gazety ireto e
3. locl ( 06/07/2009 12:45)
Ka tsy hita intsony ity fa lainga daholo no afafy dia mandainga mbamin'ny gazety, fa ny loza dia ny mpitondra fiangonana no asaiony mandainga hoatra azy
4. reeves ( 06/07/2009 13:52)
Tsy haiko aloha izay tena marina momba io , fa raha mijery ny fihetsik`i Odon Razanakolona dia mety azo eritreretina ihany ny fisian`ny mpitondra fivavahana katolika miandany am`TGV . Raha nandinika ireny fanelanelanana nataon`ny FFKM teny @ le Hintsy taloha ireny dia mampiomehy ihany ny mandinika taty aoriana fa hay i Razanakolona Odon miandany am`TGV , izany hoe tsy neutre araka ny fiheverantsika azy tamin`ireny fotoana ireny . Tafiditra tao anatin`ny sinema daolo kay izany ireny fanelanelanana ireny an !
5. Noue ( 06/07/2009 19:46)
iza koa no olona adala hanomé tso-drano an'io ?? :-D :-D :-D :-D
6. Onjakeli ( 07/07/2009 14:36)
La verité ve, ny Gazetiko jerena de ho hitanareo ny marina e!
7. fijo ( 08/07/2009 22:16)
efa tsy hay intsony marina izay tena ataon'ny katolika ko>.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0474