Mitady katolika namana hanampy :-)

1. hery ( 11/10/2007 07:38)
Salama daholo,

Mitady mpanampy vitsivitsy (na maromaro) vonona hanome tanana izahay ao amin'ny katolika.org.
Raha ohatra ianao ka Katolika ka mba manana fotoana kely, ary vonona ny handray anjara hanatevina ny votoatin'ny site katolika.org dia manorata aty amiko (hery eto @ serasera) na mandefasa email hery@serasera.org.
novalian'i fijo ny 24/10/2007 20:59
2. salmo1 ( 11/10/2007 08:38)
hery: ra ol tsy katolika, no sady tsy protesta, no tsitsin... fa mino an'Andriamanitra 1 .

De mahazo mandefa hafatra ve:?:
3. hery ( 11/10/2007 08:59)
Hafatra momba ny inona??? :-)
4. salmo1 ( 11/10/2007 09:01)
hery: non:lol: vonona ny handray anjara hanatevina ny votoatin'ny site katolika.org k :idea:
5. pissoa ( 11/10/2007 09:30)
Salmo koa ve no ho any tsy hofenoiny hoe Hita mitsy itony hoe katolika ny takelaka :lol::lol::lol:

:oops::oops::oops:
6. xxx ( 11/10/2007 09:35)
salmo : katolika.org fa tsy chretien.org no resahiny

ohatran'ireny misy offre d'emploi ireny : mitady dentiste, dia tonga ianao , izaho médecin généraliste :-)
7. ravatorano ( 11/10/2007 10:30)
hihihihih
za d tena vonona fa ilay fotoana iky
:D
8. menalamba ( 11/10/2007 10:57)
Sivaninareo kosa i Salmo anefa mba manana fandavan-tena :cry::roll:
9. salmo1 ( 11/10/2007 11:30)
menalamba: tsy tanteraka lay voalazandra-hery, oh: http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46e93b5f8b1da
hery:
Koa tiako hamafisina fa tsy natao ho an'ny Kristianina irery ny serasera.org.

De mba torakizany koa ny katolika.org

-koa tiako hamafisina fa tsy natao ho an'ny Katolika irery ny katolika.org

Tsy zaranareo Katolika ve ra misy Kristiane hafa miditra ao ampingonanareo na takelakareo na zavatra hafa mombany finoana katolika...:roll: amzay ihany koa mety hiova hevitra ilay Kristianne hafa ka hidera hiara am Katolika indray.:idea:
;-)
10. ikaretsaka ( 11/10/2007 15:56)
ko salmo tsy katolika nefa resaka katolika no ato koa:P

salmo : katolika.org fa tsy chretien.org no resahiny

ohatran'ireny misy offre d'emploi ireny : mitady dentiste, dia tonga ianao , izaho médecin généraliste
=)) =)) -)) aza mampitobaka kafe sy manakofona vao maraina kle

koa tiako hamafisina fa tsy natao ho an'ny Katolika irery ny katolika.org

Marina dia marina, saingy ny mamaky izany fa tsy ny manoratra kosa angamba... (raha any @ forum sy ny sisa dia ie!)

Ny antony dia satria finoana kristianina araky ny fijery katolika ny ao fa tsy finoana kristianina amin'izao fotsiny,

dia eritrereto fotsiny hoe ialahy hanazava ny momba ny raozery ohatra na ny antony mahatonga ny katolika mandoalika any am-piangonana ohatra, nefa ialahy tsy manao izany akory sy tsy hain'ialahy akory ... dia @ fomba ahoana no hanaovan'ialahy an'izany?

raha mamaky ialahy hoe hay ve izao izany raozery izany na hoe hay rehefa izao no mandoalika any am-piangonana de
ie.. izany tsara vakiana mba ho hay.

fanoharana hafa koa:
Raha misy annonce hoe mila "mpiompy ondry", dia miala any i salmo dia hoe za koa "mpiompy" fa ny anahy poulet de chair

Marina fa afaka mijery ny momban'ny "fiompiana" ialahy ao raha tian'ialahy, fa miompana kokoa amin'ny "fiompiana ondry" ny ao!
fa tsy hoe "omena sakafo ny ondry" dia katsaka no omen'ialahy satria iny no fanomen'ialahy ny poulet de chair an'ialahy dia avy eo ialahy himenomenona hoe efa "nomeko sakafo ka"

11. ikaretsaka ( 11/10/2007 15:59)
azon'ialahy atao ny miditra am-piangonana any amin'ny katolika.. fa tsy azon'ialahy atao kosa ny handeha ery @ alitara de hitory teny na hanao lamesa! na hanazava zavatra momban'ny katolika
12. pissoa ( 11/10/2007 17:18)
:-D:-D:-D:-D:-D
13. fijo ( 11/10/2007 19:53)
maty elahy ry salmo kely fa ,ny akoho tazomina tsara:-D:-D:-D:-D
14. menalamba ( 11/10/2007 19:55)
Ko na dia hitaty rakitra fotsiny ary ve no asaina hataony ry Ika dia tsy mety fa tsy maintsy ho spésialista foana no manao azy?:°):^)
15. mbaliana ( 11/10/2007 19:56)
:-D:-D:-D
16. fijo ( 11/10/2007 19:59)
ny akoho wa tazomina tsara
17. ikaretsaka ( 11/10/2007 23:04)
Raha ohatra ianao ka Katolika ka mba manana fotoana kely, ary vonona ny handray anjara hanatevina ny votoatin'ny site katolika.org dia manorata aty amiko

io kosa ny requirements ko.

menalamba> mety tsy hain'i leiry an, eo @ komonio lery ohatra no handeha hitaty rakitra ohatra na any @ fankamasinana (:roll: Mifona aho Tompo) ny olona le mandoalika tsara iny no misy salmo mampipasipasy ilay fitatazan-drakitra miala any... aoka letsy le!
18. majesty ( 12/10/2007 05:10)
Hitako mijaly mintsy salmo zany,fa itambaran'ny kil :D
19. niryna ( 12/10/2007 07:36)
pissoa:

Salmo koa ve no ho any tsy hofenoiny hoe Hita mitsy itony hoe katolika ny takelaka :lol::lol::lol:

:oops::oops::oops:



=))=)) nataoko aky ny tsy hihomehy a,fa nahatapa-tsinay ahy indry.
20. ari.malala ( 12/10/2007 12:31)
ikaretsaka:

Raha ohatra ianao ka Katolika ka mba manana fotoana kely, ary vonona ny handray anjara hanatevina ny votoatin'ny site katolika.org dia manorata aty amiko

io kosa ny requirements ko.

menalamba> mety tsy hain'i leiry an, eo @ komonio lery ohatra no handeha hitaty rakitra ohatra na any @ fankamasinana (:roll: Mifona aho Tompo) ny olona le mandoalika tsara iny no misy salmo mampipasipasy ilay fitatazan-drakitra miala any... aoka letsy le!



ika, mampime an=))=))=))=))=))=))

hery, ary zay vao hitako ity, ndraso handefa hafatra any zao aho e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.161