Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mitady katolika namana hanampy :-)
41. tywa68
(
16/10/2007 08:55)
Ika sy Mbaliana : ka tsy maintsy manavaka ny tenany foana anie i vavolombel e :lol:
42. mbaliana
(
16/10/2007 10:47)
tywa> ry zareo miseho ho tonga lafatra ireny e... :!::!:
43. fijo
(
16/10/2007 22:31)
ika ,"ankolaka "no diakny.
fa mifanaraha ao aloh aianareo kristianina,de rehefa mahita andriamanitra hiraisana de lazao anay eto amin'izay.
44. Rasiligaoma
(
17/10/2007 03:58)
zahay katolika efa nahita sy efa voalamina tsara hatrany amin'ny ambaratongany ka, fa ry zalahy atsy ambadika atsy io mifanaritaka io fa samy te ho sefo daholo
45. tywa68
(
17/10/2007 07:32)
rasiligaoma :lol:
fijo : misy Atra iraisana anie fa ny sefo olombelona no tsy mitovy e :-D
46. fijo
(
24/10/2007 20:59)
elahy rasily bedy be eo fa ataovy.
tywa ,ka sefo kosa io ko