Mitady katolika namana hanampy :-)

21. pissoa ( 12/10/2007 15:36)
niryna:
nataoko aky ny tsy hihomehy a,fa nahatapa-tsinay ahy indry.

Ka efa nataony teto io koa ... iza no mahita :-D:-D:-D
Ary ngah toi tsy voasakana anjoany kle ? ^^^^^^:-D

menalamba> mety tsy hain'i leiry an, eo @ komonio lery ohatra no handeha hitaty rakitra ohatra na any @ fankamasinana ( Mifona aho Tompo) ny olona le mandoalika tsara iny no misy salmo mampipasipasy ilay fitatazan-drakitra miala any... aoka letsy le!

=))=))=))=))=))
22. ikaretsaka ( 12/10/2007 19:14)
Pissoa> ndao tsika sy ndry mba hi contribute any, na ny fanazavana ny hoe rahoviana no mipetraka sy mandoalika ary mitsangana ao ampiangonana fotsiny aza no hazavazavain-tsika 2 any
23. fijo ( 12/10/2007 20:22)
lasa salmo kely le.
24. ikaretsaka ( 12/10/2007 22:01)
ka lery te hanano mopeera nefa vao garabola @ katesizy ko ahoana kosa ary:oops:
25. ikaretsaka ( 12/10/2007 22:02)
sady ngo de very @ katesizy any lery ko, katry ts'izy eo no alefany any:-D
26. menalamba ( 12/10/2007 22:36)
afaka adidy teo anoloan'Ingahy be izy aloha fa nisoron'afo tsy nirehitra :°)
27. ikaretsaka ( 12/10/2007 23:15)
ka diso fatana lery ko!
any @ fatana elektika no mitondra briquet
28. patrick2002 ( 13/10/2007 00:52)
Mba marina kosa anie ny an'i ika eh!
Raha misy ecolage io ,ohatra fianarana katolika dia nampidirina i salmo ,na fiangonana katolika satria hanatitra rakitra dia mahazo miditra ra salmo :-D:-D
Lery ve lesy olona tsy nianatra na katesizy aza nefa hanao concours na mompera dia ahoana aza no andraisana ny dossier-ny ohatra .:-D:-D:-D
29. niryna ( 13/10/2007 05:23)
patrick2002:

Mba marina kosa anie ny an'i ika eh!
Raha misy ecolage io ,ohatra fianarana katolika dia nampidirina i salmo ,na fiangonana katolika satria hanatitra rakitra dia mahazo miditra ra salmo :-D:-D
Lery ve lesy olona tsy nianatra na katesizy aza nefa hanao concours na mompera dia ahoana aza no andraisana ny dossier-ny ohatra .:-D:-D:-D



=))=)) Raha tapenana ny anaran'ny fiangonana dia sahy milaza aminao aho fa afaka mifampitana ny hafa izy raha nandalina soratra masina.Ilay katesizy angaha no tsy hitovizana satria tsy any amin'ny fianaran'ny hafa mihitsy izay ampianarina ao.Marina ve izany? Satria raha mitovy ny fampianarana ny an'ny kristiana rehetra dia afaka mifampitana izy.
30. Rasiligaoma ( 13/10/2007 06:42)
na resaka fiangonana aiza io na aiza na inona na inona ko

raha mangataka ny fanampiana ve ny jesosy mamonjy nefa tsisy a sy b fantatro ny momban'ny fomba fivavahany,dia hitetateta ho any aho?satria misy hoe "jesosy"?
na te hanampy be tahakan'ny inona aza?

Ka ilay fampianarana no tsy mitovy ry niryna a: amin'ny fomba ahoana no hampianaranao ny momba an'i Masina Maria sy ny konfesy sy ny komonio sy ny papa ohatra nefa sady tsy fantatrao ny antonyno tsy inoanao? , toy izany koa ny hampianarako momba ny asa fifohazana ohatra nefa sady tsy fantatro no tsy inoako? eny fa na samy kristianina aza?

na hoe mila volontaires ny silamo sy ny mpivavaka amin'Andriananahary amin'ny fomba netim-paharazana dia amin'ny fomba ahoana no hanampiako azy na samy lazaina hoe samy mino Aa aza ?
31. pissoa ( 13/10/2007 10:14)
niryna:
Raha tapenana ny anaran'ny fiangonana dia sahy milaza aminao aho fa afaka mifampitana ny hafa izy raha nandalina soratra masina.Ilay katesizy angaha no tsy hitovizana satria tsy any amin'ny fianaran'ny hafa mihitsy izay ampianarina ao.Marina ve izany? Satria raha mitovy ny fampianarana ny an'ny kristiana rehetra dia afaka mifampitana izy.

:-D:-D:-D:-D:-D
Ahoana izany nandalina baiboly aloha e ? Sao hoe manao tsianjery baiboly dia avy eo manao resaka HS eran'ny forum ? Izany mantsy no hitako ataon'ireny malaza nandalina baiboly ireny knou :-D:-D:-D
32. ikaretsaka ( 13/10/2007 15:33)
f'hita hoa!:-D
mandalina=tsy manao tsianjery sy manao boloky andininy sy izay nolazain'i Pasitera tany am-piangonana fotsiny fa mba manana base theologiques sy ny karazany.
33. menalamba ( 13/10/2007 18:37)
:°)Mahitsy toraka be Ika sy pissoa izany...
34. pissoa ( 13/10/2007 19:09)
Voa angaha toi no hoe mahitsy toraka ? :oops::oops::oops:

toa tsy toraka nefa no natao fa fanontaniana sy filazana mahitsy ny hita araka ny masoko fotsiny :oops::-D
35. menalamba ( 13/10/2007 21:29)
Izaho angaha moa ilay manao litania ?:D
36. ikaretsaka ( 15/10/2007 00:22)
menalamba: izahay tsy tia io manao ricochet (inona tokoa moa no dikan'io amin'ny teny gasy) io?
Niryna: tsy vitan'ny biblical studies ny fandalinam-pinoana.
Faith study is not bible study! even an athee could be a bible scholar
37. vavolombel ( 15/10/2007 18:51)
fa manomboka indray ireto katolika sy ny toe-tsainany!!mampalahelo, izany ve no ampianarin'ny mompera anareo?manavakavaka sy manaraby ary maneso olona ato?
de hanazava amnol ny antony andohalifana izany no hamohana site katolika.org?:roll::!::?:
38. ikaretsaka ( 15/10/2007 19:00)
nisy nanavaka nga tao dia nisy naneso sy nanaraby?:roll:
olona tsy ni repondre t@ ilay criteria notadiavina no namaly ny fitafiavana mpiara miasa ko!
dia niteny sy nanazava (t@ fanoharana) zahay hoe tsy mety dia izao no antony tsy mampety azy!
dia inona ny olana?

39. mbaliana ( 15/10/2007 20:10)
vavolombel> ny tenanao sy lazainao jerena vao miseho mitsara...ny hafa foana no enjehina nefa ny ataonao ary tsy tsapanao akory...mampahonena!!!!
40. ikaretsaka ( 15/10/2007 20:17)
mbambal an.. mety tsy mahay mandini-tena ireny fa kalma na mampahionena aza e..
"mandehana ankafaliana..."
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0816