Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Razouzou, milahatra araka ny daty
Razouzou ( 27/10/2009 18:14)
Madagasikara an dra joeeell
Amiko manokana dia ny fototr'izao fahasimbana sy fahalavoana ny firenena izao dia isika malagasy ihany . Iza moa no nisafidy an Rajoel?? moa ve tsy isika malagasy ihany , dia lazaina fa ny frantsay n... tohiny
novalian'i xxx ny 01/11/2009 12:27
Razouzou ( 18/02/2009 14:50)
Toa hitsaoka any madagascarRajoelina
Araka ny source haino dia miomana ny hiondrana eto frantsa i Rajoelina.Matahoatra ny lehilahy sao samboriny vahoaka sy ny miaramila :-D :-D . Manantena ny fitondrana mba hanarina aingana ireo simba s... tohiny
Razouzou ( 13/02/2009 19:20)
tout intérêt français doit être coupé
Ary maninona raha tapahina ny fiaraha miasa am lafrantsa de vita eee!! araka ny fanazavany ny akambihazany olona nanontaniako de hoe frantsay no ambadikio fa hoe misy petrol am madagascar de tianireo... tohiny
novalian'i xxx ny 14/02/2009 16:41
Razouzou ( 13/02/2009 12:23)
RNS 2009
Tongava daholo aty Nantes fa efa vonona ny ekipanay hifampitana anareo. :-P :-P aza adino ny mitondra gloum sy ny bina fa hirevy rehefa vita ny spaoro... tohiny
Razouzou ( 09/10/2008 20:19)
Cote d'ivoire VS barea en direct sur internet
ito misy lien mety hahafahantsika mijery ny fifandonany Elefanta ivoirianina sy ny omby masiaka gasy http://www.abidjan.net/ tsindrio Regarder en direct la TV. :P :P ty mba pronostikako 6 - 0 any ... tohiny
novalian'i bazylou ny 11/10/2008 16:00
Razouzou ( 02/05/2008 08:23)
Vita ramiaramanana
Araka ny vao² dia nesorina tsy ho ministra ny sport ingahy ramiaramanana noho ilay dissolution ny fmf ,izay naha tonga ny gasy tsy afaka mandray anjara am mundial 2010. Noho ny negociation teo am p... tohiny
novalian'i ille ny 05/05/2008 17:20
Razouzou ( 10/03/2008 19:29)
FIFA VS MADAGASCAR
tsy mamely mihintsi ny fitondrana am zao fotoana zao. Zay de noravaina am zao ny FMF noho ilay rotaka tany mahamasina.Araka ny vaovao de hahazo "sanction" i madagasikara ka mety tsy hanao eliminatoir... tohiny
novalian'i penina ny 24/03/2008 17:47
Razouzou ( 09/03/2008 17:38)
tsisy intsony ny FMF
Araky ny vaovao dia nanao conference de presse ny Minisitra Patrick RAMIARAMANANA fa dia noravana ny FMF ka dia delegation spéciale no hitantanana ny foot. Byebye FMF zay tsy namely mihintsy :lol::l... tohiny
novalian'i zandikely ny 09/03/2008 22:12
Razouzou ( 04/03/2008 18:39)
Baolina kitra gasy zero manatody
Raraka ihany koa ajesaia na dia naresy 1 sy zero any costa do sol aza.Zany ny midika fa ny footy gasy de tsy tafa mihintsy.Préliminaire ela defa mihintsana.Tsy haiko fa taloha mba nandradraina ty aje... tohiny
novalian'i andryrabe ny 12/03/2008 13:57
Razouzou ( 11/10/2007 16:05)
Football - Mondial 2010 madagascar vs comore
Ahona ianareo am zany.IZA ny anareo i komory sa gasy:?: hoatrany manahy sahady aho fa hintsany sika:-w. tsy manana niveau :lol:na de hovaina aza ny entrenera! isika tsy ho tafakatra mandrakizay:-D ts... tohiny
novalian'i bazylou ny 20/11/2007 23:53
Razouzou ( 21/10/2006 11:25)
Position honteuse pour la grande ile
A la 174e place au dernier classement de la fédération internationale, Madagascar perd du terrain. En un mois, le football malgache a retrogradé de six places suite sans doute à la lourde défaite... tohiny
novalian'i MTN ny 28/10/2006 00:27
Razouzou ( 02/09/2006 18:23)
GABON / CAN 2008 : LES PANTHÈRES DU GABON PULVÉRISENT MADAGA
dia io indray izany ny valiny nataony ny omby gasy kely tsika .Hita tokoa ny tsy fahaizan-tsika baolina ka dia resiny Gabon amin'ny isa mazava 4-0 isika .Mapihomehy ihany ary tsy misy fanefitra intson... tohiny
novalian'i lesabs ny 08/12/2006 00:14
Razouzou ( 18/05/2006 15:58)
barea vs botswana
Dia lasa indray izany ny ombigasy kely tsika ka de hita eto sahady ny faharesena .Tsy aleo ve ajanona amizay ty footy ity fa tena tsy avotreeeee .Resy ndray zao i omby kely de lazaina fa ny albitra fo... tohiny
novalian'i Razouzou ny 20/05/2006 04:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1435