Araky ny vaovao dia nanao conference de presse ny Minisitra Patrick RAMIARAMANANA fa dia noravana ny FMF ka dia delegation spéciale no hitantanana ny foot.
Byebye FMF zay tsy namely mihintsy :lol::lol::lol::lol:.
Mety misy fiantraikana ihany le izy, ny FIFA zay mety hanome sazy