Vita ramiaramanana

1. Razouzou ( 02/05/2008 08:23)
Araka ny vao² dia nesorina tsy ho ministra ny sport ingahy ramiaramanana noho ilay dissolution ny fmf ,izay naha tonga ny gasy tsy afaka mandray anjara am mundial 2010.
Noho ny negociation teo am prezidan ravalo sy ny prezidan an'i fifa .De afaka mandray anjara ihany isika malagasy am ny eliminatoire 2010
:P :P .
Koa de hahita an drogba indray zany isika eny mahamasina.

Mino ve ianareo :?: fa mety lasa lavitra am zay isika am ty sa ahoana :?:
sa le mbola ho resy lavitra, tahaka ny teo aloha :?:
novalian'i ille ny 05/05/2008 17:20
2. lemenakely ( 02/05/2008 09:09)
baolina gasy marary e sady mampalahelo
3. ainaheri ( 02/05/2008 10:37)
Le resy lava alou iaraha-mahita,fa ny tokony ampisongadina antsika dia eo @ enti-manana,otrany atao ambaninjavatra ny vola tokony atokan'ny fanjakana eo @ fanatanjahantena,manana ny mahaizy azy tsika eo @ retra² ra ny fanatanjahantena no jerena,saingy tsy misy mikarakara izy reny ka reraka eny ampanidinana eny
4. kiadi ( 02/05/2008 10:41)
tsy ampy halavana
5. diamondra ( 02/05/2008 21:30)
Raha ny fahaizana dia manana isika, raha ny halavana dia tsy olana satria ahoana ny Argentin na ny brésilien izay 1m70 en moyenne no lasa lavitra. Mila fampianarana dia ny mbola kely, ary mila vola sy mpampanofana mahay isika, mino izaho fa raha brésilien na argentin no manampy antsika dia mety ho lasa lavitra isika fa tsy allemand na frantsay satria ry zareo no mitovitovy amintsika. Ary mila finiavana ara-politika; fandefasana matetika ny mpilalao hanao fiofanana any ivelany fa tsy ao M/car ihany, satria izany no mamporisika ny joueurs hanao efforts. Misaotra tompoko
6. ronaldo09 ( 03/05/2008 11:07)
Misaotra ny filoham-pirenena aloha mba niady amin'ny fandraisan'ny Madagasikara anjara amin'eliminatoire e!!!! Lasa amizay isika ry zareo a!!!!
7. ronaldo09 ( 03/05/2008 11:10)
Misaotra ny filoham-pirenena aloha mba
8. ille ( 05/05/2008 17:20)
Tsy mitombina io filazana fa afaka mandray anjara amin'ny fifanitsanana mondial 2010 io i madagasikara satria ao amin'ny site web fifa dia tsy filazana amin'ny fomba ofisialy an'izany mihitsy! Mbola manamafy izany ihany koa ny tsy fahafahan'ny AJESAIA zandriny mandray anjara amin ilay tournoi international atsy la reunion! nohon'ny fahatapahan'ny fifandraisani madagasikara sy fifa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5885