GABON / CAN 2008 : LES PANTHÈRES DU GABON PULVÉRISENT MADAGA

1. Razouzou ( 02/09/2006 18:23)
dia io indray izany ny valiny nataony ny omby gasy kely tsika .Hita tokoa ny tsy fahaizan-tsika baolina ka dia resiny Gabon amin'ny isa mazava 4-0 isika .Mapihomehy ihany ary tsy misy fanefitra intsony ny amintsika ka de am taona 3009 ra mbola havotra vao tafakatra eee!!!:-D:-D
novalian'i lesabs ny 08/12/2006 00:14
2. xxx ( 02/09/2006 18:25)
tsy lazaina intsony eee .Tsara ho antsika zay :-D:evil:
3. simplex ( 02/09/2006 18:56)
:snif::snif::snif:
Tena manala baraka mintsy lesy :!::!:
Tsika moa izany de maka lesona foana isaky izay lalao atao izao.Tena isika mintsy ve no vendrana sa ahoana ee:?::?:

Aleo marina miandry an'ilay 3009 fa tssssss :°):oops::oops:

:-*:-*

4. cutie ( 02/09/2006 21:15)
Mpandefa : Razouzou [ Valio ] 02-09-2006 20:23:33
Lohateny : GABON / CAN 2008 : LES PANTHÈRES DU GABON PULVÉRISENT MADAGA
dia io indray izany ny valiny nataony ny omby gasy kely tsika .Hita tokoa ny tsy fahaizan-tsika baolina ka dia resiny Gabon amin'ny isa mazava 4-0 isika .Mapihomehy ihany ary tsy misy fanefitra intsony ny amintsika ka de am taona 3009 ra mbola havotra vao tafakatra eee!!!

4-0:-D:-D:-D:-D:-D
5. ds ( 03/09/2006 10:59)
Ity izany ilay amin'ny teny faranitsihay hoe "autoflagellation".
Mandrora mantsilany hoy ny hiran' i Mily Clément.
Aza dia fatra-panao valalan'amboa fa tohano foana ny antsika e.
6. vale ( 03/09/2006 16:27)
ndryyyyy, tsy dia azo omena tsiny loatra koa ny mpilalao fa ny fanohanana no tsy ampy eh,toa tsy dia asiana lanjany firy loatra rehefa resaka baolina kitra sns nefa azia ny an'ny firenena sasany,drrrrr
7. lolabe ( 04/09/2006 13:58)
Marina fa eo ny hoe tsy ampy fanohanana fa ny tena marina koa de ilay sélections mihintsy no tsy mamely, fa maninona no USCAF no atao be de be ao nefa efa hita zao fa tsy mahay ireo mpilalaon'ireo, resaka politika io aloha, faharoa de ny école du football mihintsy no tsy misy eto amintsika, matoa anie ireny firenena maro ireny no tafita any @ phase finale de noho ny fisian'ny infrastructures matanjaka sy ny école du foot matanjaka ao aminy, ny eto amintsika raha mbola tsy miova ny fi-considérer-na ny sport de tsy mbola ho lasa lavitra izany mihintsy isika ka de mahereza e, mahaiza mihonona ry malagasy mpitia baolina kitra.
8. jentilisa ( 05/09/2006 14:47)
fa firy tamin'ireo mpilalao farany no Uscaf?
9. naritsimba ( 07/09/2006 08:01)
tsy atao mahagaga intsony e!
10. Fomena ( 07/09/2006 14:41)
lolabe> =D tena marin izany, fa eo koa lay hambo dis toeran e; mialona expat. d ts antsoina fa hoe vitanay io, d politisé dahol ny rafitr; lany andro tanterak.
vale> tena manohan ny az ny gas, mba marar fo ihan anie mahita an'iren fa rehef ts mandray andraikitr ny tompon'andraikitr d ny eo ihany no eo;
Efa tokony professionalize'na koa iz io rah ny fahitak az fa ts ra-fanja foana no ianteherana;
11. mandrindra ( 07/09/2006 14:53)
iza indray ary no diso tamin'io?
rehefa tonga saina ny mpitondra, ny mpilalao sy ny mpijery fa tsy vitan'ny herimbatana fotsiny io lalao io fa mila saina ihany koa, izay vao mety ahavita zavatra ny fanatanjahantena malagasy.
12. Achia ( 08/09/2006 15:17)
nareo koa de mampihomehy mihitsy ka pantheres ve hiady @ omby tsy mitombina mitsy zany e tsimaintsy lany foana ny omby :°)
13. Razouzou ( 09/09/2006 09:32)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. ravatorano ( 12/09/2006 05:42)
aiza no hisy ekipa nasionaly hoe folo ando no hanomana ny lalao amin ny mpifanandrina aminy
ny mpilalao amizany mbola zé reven ny federation ihany koa aiza kouh olona voasazy efa tsy nilalao heritaona d vao tapitra omaly ny sazy d nalefa nanao regroupement anjoany ntsssssssssssss
tsy ampy fahamatorana miitsy eh raha te handresy t-sika d tokony manao regroupement matetika mba hisian ny fahaiza miaraka , ny fametrahana ny takitika sy tetinika reetra fa amizao v miantehatra amin ny herin ny tsi1-1 foa kle
mankaleo :roll::roll::roll::roll:
15. ronaldo09 ( 25/09/2006 12:25)
Oay leity e!Fa tao mahamasina ve no natao ny lalao sa tany libreville e?
16. Razouzou ( 25/09/2006 18:28)
tany libreville :-D:-D
17. ronaldo09 ( 03/10/2006 13:54)
Dia iza avy leity no mpilalao matihanina nantsoina ?
18. xxx ( 05/10/2006 20:31)
I kaka ka !:-D
19. totty ( 06/10/2006 22:07)
manao ahoana daholo
marina ny voalazan i ravatorano,olona efa tsy nilalao nandritran ny heritaona dia natsoina ho ekipa nasionaly,izany ve tsy nanolotra vola ,misy anefa ny bandy kely maha vita lavitra noho io vao nantsoina io izay milalao ao amin ny ajesaia,anisan ny mpilalao nisongadina tatsy afrika atsimo,tsy izany fa bolida,bandy kely mora atoro ,tsy manana ambara firy aho fa dia hoe tsy mety kosa raha mbola ry jimmy kely efa tsy nilalao herintaona no antsoina ho ekipa nasionaly,ka re olona raha mbola io foana no heritreretin ny federasiona

20. Achia ( 07/10/2006 17:54)
ka ny federasiona gasy anie tsy manaraka norme ny atao hoe ekipampirenena e ! fa zany ol very plasy zany de sarotra ny ahazoany miverina eo raha tsy misy ezaka be hataony , nefa mba nanao izany ve io mpilalao io ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1541