Cote d'ivoire VS barea en direct sur internet

1. Razouzou ( 09/10/2008 20:19)
ito misy lien mety hahafahantsika mijery ny fifandonany Elefanta ivoirianina sy ny omby masiaka gasy http://www.abidjan.net/ tsindrio Regarder en direct la TV. :P :P ty mba pronostikako 6 - 0 any elefanta :lol: :lol:
vazivazy io :-D :-D . Tsika gasy ihany na resy na tsy resy
novalian'i bazylou ny 11/10/2008 16:00
2. miranto81 ( 10/10/2008 09:11)
Ilay clipy :-D

razouzou, azonao lazaina ve rahoviana ilay izy?
3. Razouzou ( 10/10/2008 16:04)
Amin'ny sabotsy11 octobre am 16h30 eto frantsa zany hoe am 17h 30 any dago :P :P
4. Razouzou ( 10/10/2008 16:06)
ito tonga de direct http://tv.abidjan.net/
5. bazylou ( 11/10/2008 15:48)
2 sy donga ny baolina e,, 2 CI, indrisy ry tapatsosisy :-D :{ :{
6. bazylou ( 11/10/2008 16:00)
3-0
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3006