Madagasikara an dra joeeell

1. Razouzou ( 27/10/2009 18:14)
Amiko manokana dia ny fototr'izao fahasimbana sy fahalavoana ny firenena izao dia isika malagasy ihany .
Iza moa no nisafidy an Rajoel?? moa ve tsy isika malagasy ihany , dia lazaina fa ny frantsay na ny karana na kaomorianina no mahatonga izao ,mitady 'bouc emissaire 'hoy ny teny vazaha .
Ary ny tena mampalahelo dia teo mba pays en voie developpement tam Ravalomanana nitondra,izao ni retrogrady ho pays pauvre ndray .
Ny mba hevitro tompoko ny tsy hiverenany ravalomanana; aleho ny malagasy hitaty ny vokany satria safidin tsika izaho . :-D :-D :-D :-D ;-)
novalian'i xxx ny 01/11/2009 12:27
2. locl ( 27/10/2009 20:09)
Izaho indray dia tsy d'accord aminao satria tsy ireo olona izay ni-grevy tena @ 13mai no tompony Madagascar ka ny rehetra no hizaka ny vokany. Ekeko fa nisy ny tsy nety nataon'i Rav8 kanefa ny vahoaka tsy nioamana ny hanara azy (ireo izay tsy nieritretitra akory ny handehanany, izay maro an'isa).

Ka raha avela hanao izay tiany hatao eo ireo tsy manjary fanahy ireo dia ny vahoaka ihany no hihinana izy tsy fihinana ao.

Isika aty 2 tany mandroso tsy ho voakasika nefa ao koa ireo havany sy namana izay tena miady mafy. Ka amiko dia tokony tsy hijanony ny mitaky ny fiverenan'ny ara-dalàna, eny fa na dia tsy Rav8 aza no hitondra
3. kidoropamba ( 27/10/2009 20:18)
hihihihi, nareo ry locl no nihevitra fa tsy hanala andravalo teo. Nangalariny ny vatom-bahoaka, nataony ny jadona, dia enao milaza izany fa "tsy te hanala anadravalo" teo ny vahoaka malagasy? tsssssss....

Raha tiam-bahoaka ravalo tsy nahazo daka voude sahala amin'iny e.

"Je l'ai élu" hoy ny GTT, "je NE l'ai PAS ELU mais il a truqué mon vote" hoy ny vahoaka malagasy.

Olona manana deputé 99% sy senatera 100% izany ve rangahy mora nodakana voude tahaka an'iny? tsssssss. Tsy nisy vahoaka mila an'iny mihitsy fa nareo vitsy an'isa ao @ Magro ao no latsaka teny ambony "kidoro" ka taitra t@ nofy be tao anatin'ny 7 taona.
4. xxx ( 27/10/2009 20:23)
fa iza no lany teo zafy be saoka ve =)) =)) =))
sa i roindefo
sa rakidoro masiso
5. fijo ( 27/10/2009 21:35)
locl an,avelao marina aloha ahita ny gasy,amin'izay fay amin'ny manaraka
6. AndriambyII ( 27/10/2009 22:15)
fijo:

locl an,avelao marina aloha ahita ny gasy,amin'izay fay amin'ny manaraka

Efa nahita hatry ny ela ny Malagasy raha ny hevitro ra Fijo ! tsy ny fanaovana fairano no vahaolana fa ny fanazavana ny fandehan' ny tantaram- politika hatramin' ny andron' ny fanjanahana an' i Mada 1896 ka hatr@ izao fotoana izao !!

:oops: :oops:
7. xxx ( 01/11/2009 12:27)
Diso be enao razouzou fa tsy nifidy andradomelina ho PREZIDA akory ny vahoaka fa ho MAIRE an' Antananarivo ary ny mponina an'ANTANANARIVO efa nanenina tongotra aman-tanana nifidy azy ho maire ary i MCar TSY Antananarivo ihany akory fa misy province 6 ka tsy marina ny teninao hoe: isika nifidy azy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5235