MISY SARY IREO NAMANA TANY MAHAJANGY VE
1. badouda
(
12/10/2007 09:33)
Mba misy sarin'i ireo namana nandeha tany Mahajangy ve?? ary tantanra ireo dia natao tany.
Aiza ihany koa no hahitako ireo sary tao @ Lac de Creteil ary ireo izay mba nifankahita tao @ Resto Sinoa rue d'Ivry Paris 13.... Mba lazao ahy fa tena tara be izaho.:oops::oops::oops::oops::oops: Raha misy hafaka manome torohevitra dia mba omeo. Asa raha misy "ARCHIVES" MISAOTRA MIALOHA^:^^:^^:^^:^^:^^:^

novalian'i badouda ny 21/10/2007 17:13
2. lanto
(
12/10/2007 10:19)
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46d1ba3cd9256#m4701dd27eaa83 fa misy sary maromaro ao, ny any am antsary.com toa mbola tsy misy.
Nahitsin'i lanto
Nahitsin'i lanto
novalian'i lanto ny 12/10/2007 10:20
3. diamondra27
(
16/10/2007 04:39)
badouda: tena misy tokoa hitako direct ato fa tsy any @ archive
de jereo any @ fety sy fihaonana any we fiahaonana mahajanga sy paris fa ao doly ny sary.
ary le sary voandalana ngah efa ao @ blog-n'itoi?
mba avereno omena we le blog
de jereo any @ fety sy fihaonana any we fiahaonana mahajanga sy paris fa ao doly ny sary.
ary le sary voandalana ngah efa ao @ blog-n'itoi?
mba avereno omena we le blog
4. badouda
(
21/10/2007 17:13)
^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^MISAOTRA ANAREO, HITAKO TOKOA IREO SARY:-D:-D:-D:-D:-D