Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
patrick2002
(
15/10/2007 15:34)
mamasera
Asa na mba fatatrareo ry mpisera isany fa misy ,namana eto @ serasera mody namana ,milaza fa tia namana ,dia manao approche aminao izy ,izy rahateo ilay olona mpanao recitation @ andininy ny soratra ...
suite
répondu par ari.malala le 24/10/2007 06:50
kallie
(
15/10/2007 14:52)
tsiky kely e
http://www.dailymotion.com/relevance/search/pazzapa+5/video/xijk8_les-betisiers-de-pazzapa_fun...
suite
répondu par tywa68 le 17/10/2007 06:36
sakaizakely
(
15/10/2007 13:02)
El Lute : Aino sy Salmo1
Nahatsiaro tampoka hira efa taloha be izay aho kanefa izao vao nahafantatra fa hay tena tantara marina ary tena nisy ilay El Lute. Misy film momba azy mihitsy aza.
Ka nareo any Spaina any izao no t...
suite
répondu par sakaizakely le 15/10/2007 22:09
Astrella
(
15/10/2007 12:46)
lasa
ra mba misy manana ny tononkiran'i Mirado hoe lasa de mba mangataka a e!! azafady indrindra!...
suite
répondu par sarobidy le 27/10/2007 08:02
tsiahi
(
15/10/2007 12:23)
Mitady hiran'i Bouboul
Manao ahoana
Raha mba misy manana ilay hiran'i Bouboul:
Ny Fiangonanay
dia isaorako antanan'droa...
suite
répondu par kaleido le 19/10/2007 08:12
kallie
(
15/10/2007 11:34)
parrainage zaza gasy
nisy resaka zay wa nisy fotoana oe 45 euros d afaka mi-parrainer zaza gasy anaty herintaona... d tsy mety hitako tsony ilay lien, ka ra itanareo d mbo ampatsiaivo anà azafady ...
suite
répondu par kallie le 15/10/2007 13:38
mandrindra
(
15/10/2007 11:11)
lolo sy ny tariny
amin'ny 1 matsa 2008, dia hanao rindrakira ao amin'nny la cigale, eto paris ny lolo sy ny tariny.
azo fandrihana any amin'ny mpivarotra tapakila mahazatra ny toerana...
suite
répondu par badouda le 20/10/2007 21:31
voniala
(
15/10/2007 09:07)
MILA VONJY KA TOMANY @ FO
Laainga rah misy olona mijaly eo @ sehatry ny fitiavana ka ahavita manoratra na misentosento lavareny.Asa rah tadidinareo lay dinika nalefako iny:"MAFY REHEFA TIA KAH!".Mola ao anaty ady tanteraka ny ...
suite
répondu par ramna le 11/11/2007 15:19
RaAnjaNi
(
15/10/2007 08:28)
Mitady hira
Mba mitady ny tononkiran'i Tsiliva Tsisy problemo za azafady raha misy...
suite
répondu par levany le 31/10/2007 14:49
ASn
(
15/10/2007 06:59)
this is how you remind me
ty hira ty mba tiako tadiavina ny tonony,tsy tadidiko ny mihira fa slow rock iz,mazava hoaz mpihira vahiny ...
suite
répondu par mits le 15/10/2007 15:24
LazaDaddy
(
15/10/2007 06:33)
Izay liana hody: "salaire expat"
Directeur travaux h/f http://www.infomine.com/careers/jobs/listings/2.225153/directeur.travaux.genie.civil.h.f.aspx
...
suite
répondu par niryna le 18/10/2007 04:40
niainalynx
(
15/10/2007 05:56)
Hivoaka tsy ho ela ny biographie an dRAVALOMANANA
Tam zoma hariva tao amin'ny invité du Zoma an'ny TVPLUS no nilazan'i Gilbert RAHARIZATOVO fa nanao ny biographie an dRAVALOMANANA izy ka nandritra ny dimy taona be izao no nanaovany ny fanadihadihana...
suite
répondu par Jeankely le 23/10/2007 07:00
ravatorano
(
15/10/2007 05:34)
fety sy fihaoanan ny 20 octobre 2007
Raikitra izany fa dia hatao ilay fihaonana izay karakarain'ny namana serasera dago ka izao manaraka izao ny andinindininy :
*[b]Daty : Sabotsy 20 octobre 2007
*Toerana hanaovana ny fihaonana : eny A...
suite
répondu par fijo le 20/11/2007 22:02
bozyboleta
(
15/10/2007 04:36)
Ady fasana
Nanatrika fandevenana za omaly. Tonga teny @ fasana, nivoha soamantsara ny fasana saingy nisy antokon'olona nijorojoro nimenomenona teo akaiky teo.
Rehefa asitrika le razana, de nitabataba sy nanakor...
suite
répondu par bozyboleta le 18/10/2007 04:17
niryna
(
15/10/2007 01:20)
Inona ny anareo no olana aty ivelany?
Ho an'ireo izay efa monina na hifindra monina no tiako ho resahina.Asa hianareo raha mba nanao toy izany ,faly ery ny hoe hivoaka,kanefa tsy mahalala izay hiafarana aty ivelany aty.
Maro ny zavatra m...
suite
répondu par niryna le 29/10/2007 03:00
Bita
(
14/10/2007 23:38)
Pretra vazaha miteny gasy
Nisy mompera efa nipetraka ela teto Madagasikara ary efa nahay niteny gasy tsara saingy noho ny maha mopera azy dia tsy mba nianatra ireny teny ratsy ireny izy ary tsy nahay na teny maloto iray aza. N...
suite
répondu par mbaliana le 15/10/2007 19:18
pissoa
(
14/10/2007 22:00)
Global Warming
Positive proof of global warming : http://www.frenblog.com/wp-content/uploads/2006/10/global-warming-swimwear.jpg
:oops: vive les scientifiques :-D:-D:-D...
suite
répondu par cutie le 17/10/2007 21:19
xxx
(
14/10/2007 21:11)
Sarona tavoahangy plastika
Nisy fotoana izay teto france; nanangonana sarona tavoahangy plastika.
Ny tanjona voalohany, dia recyclage havadika hanaovana akanjo; ary manaraka izay dia ny vola azo avy amin'io hono , hanampiana ...
suite
répondu par sitlo le 15/10/2007 13:20
MitadyLalana
(
14/10/2007 19:16)
Fandefasana aty andafy
Manao ahaona,
izao ny zava misy, ny rainay mila mitsabo aty andafy satria tsy zaka intsony ny vidimpanafody any @ Dago. Betsaka ny olona miteny hoe mahazo manafatra azy izahay zanany ary hafaka mib...
suite
répondu par XxxX le 15/10/2007 04:40
richandre4
(
14/10/2007 18:29)
Fngatahana tononkira
Salama daholo tompoko.
Mba azonareo atao ve ny mandefa tononkira Rija Rasolondrainbe misy ny ref manao hoe:
Vaovao mahafaly(x6)
No entinay aminareo.
De misaotra mialoha indrinda tompoko,
Adi...
suite
