Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 18/10/2007 02:21)
Atteinte à l'integrité morale et physique!
Misy afaka hanazava ahy an'io ve? inn no mahasamy hafa azy amin'ny diffamation public? ary inn nofanenjehana azoko hatao raha tratran'io aho. misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i ds ny 19/10/2007 11:28
Papoose ( 17/10/2007 21:07)
Ho an'izay XXX rehetra!
Za mahita fa klown be le manao xxx satria: -betsaka le mampiasa azy anebahana olona ato nefa dia kobo foana dia vao maika bobaka ny mankahala azy! -dia le misy milaza azy ho francs ran sy ran nefa v... tohiny
novalian'i mbaliana ny 30/10/2007 20:08
tsimiandravola ( 17/10/2007 20:41)
karazantsoavaly
-Ny karazantsoavaly dia boriky hoy ny tenintsika,ary "âne" hoy ny teny vazaha.Efa nandefa lohateny mikasika an'io ane io aho tetsy aloha tetsy,ary nomarihiko fa tsy "péjoratif" mihitsy io teny io ta... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2007 20:46
salmo1 ( 17/10/2007 20:39)
Fiaraha-monina
Ny mpiserasera dia misy fiaviany amin'ny toerana tsirairay. Misy ny avy any Madagascar sy ny firenena samy hafa. Malgache daholo kanefa tsy mahay mifanaja sy mifanaraka indraindray. Matetika hita... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/10/2007 09:07
xxx ( 17/10/2007 18:34)
Izay mangina volamena
Dia hita teto tao anatin'ny roa herinandro izay fa hay ve ka hoatr'ireny ny toetran' ireo noheverina ho tena namana mahafapo teto @ serasera e:o. Dia hoy aho hoe tsy misy afatsy i tsaramaso sy jeankel... tohiny
sylvana ( 17/10/2007 16:27)
Mitady tonokira misy ilay hoe
Manahoana daholo ô! Miala tsiny fa tsy fantatro ny lohateny fa hira tranainy ihany izy io. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i levany ny 31/10/2007 14:47
xxx ( 17/10/2007 14:54)
TSARA MASO (FA TSY TSARAMASO)
Indray andro nisy zazalahy roa niara-nilalao. Fotoanan'ny fampielezan-kevitra moa tamin'izay, ka nandalo ny hélicoptère-n'ny Filo ankehitriny. Nihazakazaka nijery an'iny izy roalahy, ary hoy ilay ... tohiny
novalian'i tsim67 ny 23/10/2007 14:50
Nafly ( 17/10/2007 14:17)
Mitady ny tononkiran'i Ninie Donia ô !
Mba mangataka ny tononkiran'i Ninie Donia lé hoe "MALILO" raha misy manana. Dia misaotra mialoha ry namana a!... tohiny
salmo1 ( 17/10/2007 10:07)
Hono wa ry zalah?
Ahoana kay ny mikôtikôty anireny sipa malaza @ fahaizany ireny:?: :@ (oh: artiste, actrice sns...)8):°):-$ ;-)... tohiny
novalian'i salmo1 ny 27/10/2007 22:34
Aino ( 17/10/2007 08:00)
MIjaly ireo any Valencia
50 taona lasa izay no nisy tondra-drano toahaka izao tany Valencia izay nahafaty olona 80 isa ary @ anampitsisany ireo izay hifitsy ny rano ny tranony, ankehitsiny kosa dia miverina indray izy io ... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 19/10/2007 09:55
andozo ( 17/10/2007 07:28)
raha tsy ho ahy
salut daholo e!mba mitady an'ilay tononkiran'i rija ramanantoanina hoe raha tsy ho ahy iny fa tiako be le toniny ah... tohiny
xxx ( 17/10/2007 07:17)
sasalamba imasombahoaka et vavolombelona V lolll
Fa tsika v hoa refa manasa lamba tsy mety ra mba sasana any am bassin any antrano fa ts maints entina eny antokonanibe hohitambahoaka le loto be e:-D:-D:-D:-D:-D:-D... tohiny
niryna ( 17/10/2007 05:02)
Inona no vitan'ny Atrao taminao(tsy mpino an'i Kristy ireo)?
Maro tsy takatry ny saina ny fahasoavana azoko na ny marina azontsika rehetra nomen'Atra .Eny fa na dia ny fitiavany antsika sy nanolorany ny Zanany teo ambonin'ny hazofijaliana aza dia efa tena zavat... tohiny
novalian'i niryna ny 02/11/2007 16:56
LazaDaddy ( 17/10/2007 02:31)
Afo...lehibe !
[img]http://www.inthedays.com/wp-content/uploads/2007/10/popefire390.jpg[/img] http://www.inthedays.com/doctrines-of-devils/is-this-pope-john-paul-ii-waving-from-beyond-the-grave-vatican-tv-director-... tohiny
novalian'i fijo ny 23/10/2007 22:19
LazaDaddy ( 17/10/2007 01:28)
iza no mibaiko?
[quote=jeankely atsy ambadika atsy]ny Demony no mibaiko fa tsy ny herin'ny fahamarinana ka izay no mahatonga an'i Madagasikara sahala izao.[/quote]... tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/10/2007 03:02
fijo ( 16/10/2007 22:26)
fiangonana sy ny vokany
raha jerena ny isan'ny fiangonana"trano fivavahana" sy ny mpino gasy.dia alefa ny saina hoe mbola ohatra izao ihany ve mada? dia lasa ny saina hoe ,ny gasy ve no tsy mahay mivavaka,sa ny resaka hifan... tohiny
novalian'i cutie ny 05/11/2007 15:26
xxx ( 16/10/2007 21:33)
Vavaka ho anao androany
Vavaka ho anao androany Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny > >hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy > >mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ... tohiny
Aino ( 16/10/2007 16:49)
tsy ho tezitra aminy aho!!
misy olona mahaleo ahy hoa ry zareo aty. izy milaza fa tia ahy ary efa hatrany amboalohany aho nilaza azy fa tsy ho tanteraka ny faniriny ny hiarahanay, dia tsy tiako nefa ny hitoriny fitiavana isan-... tohiny
novalian'i fanaina ny 26/10/2007 17:00
Aino ( 16/10/2007 15:56)
dactylographie
mba mora tamin'areo ve ny nianatra azy io, indrindra fa le tsy mahazo mijery ambany ny maso fa eo @ ecrer ihany.... tohiny
niryna ( 16/10/2007 15:05)
Inona no tena dikan'ny ho mpifosa(gossiper)?
Ny ohabolana sy ny fanoharana dia manambara fa fidio ny vava avoaka,avadiho in-pito ny lela vao miteny,ny vava dia na manam-poizina na manome tsodrano olona ary tena maratra noho ny sabatra mihitsy ny... tohiny
novalian'i Papoose ny 20/10/2007 15:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7681