Mitady tonokira misy ilay hoe

1. sylvana ( 17/10/2007 16:27)
Manahoana daholo ô!
Miala tsiny fa tsy fantatro ny lohateny fa hira tranainy ihany izy io.
Misaotra mialoha.
répondu par levany le 31/10/2007 14:47
2. ikalakintina ( 17/10/2007 18:06)
aiza le hira?, sa le oe manao ahoana daholo!, sa le oe mitady tonokira misy ilay oe manao ahoana daholo o!
:-D:-D:-D:-D
3. booboo ( 17/10/2007 18:26)
hihihihihi.

Sylvana > ataovy mazava lé raha tianao angatahina fa tsy azo tsy araka sady tsy mazava. hihihihi
4. ikalabota ( 20/10/2007 14:55)
mitady tononkira manajary feo gasy
5. ikalabota ( 20/10/2007 14:57)
aiza no ahitana ny tonon'ny hira hoe Mananjary
6. levany ( 31/10/2007 14:47)
inona le hira tranainy e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2229