Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
sakaizakely ( 19/10/2007 03:38)
sarisary kely @ tsikera
Atao ahoana kay ny manisy sarisary kely rehefa mametraka tsikera sary ? Satria tsy mitranga mivantana eto ankavia toy ny rehefa manoratra hafatra ireo sarisary kely. Misaotra mialoha :P... suite
répondu par razankla le 02/12/2007 11:31
ramoul ( 18/10/2007 21:50)
couple en perile
Faly miarahaba anareo tompoko.Tsy ho lava resaka zah fa tonga dia iditra amin'ny votoantony. Efa ela ihany izay niarahanay izay ary maro ihany izay fifamalina nataonay zay,fa ty farany ity vao tsy hi... suite
répondu par ramoul le 27/10/2007 14:01
FHABI ( 18/10/2007 19:13)
scandale de famille monikya
scandale de famille monikya... suite
répondu par radjery le 19/10/2007 20:22
zamanoro ( 18/10/2007 18:36)
Ny lainga ao ambadiky ny tontolo iainana eto Mada
Vita ny "Evaluation mi-parcours" ho an'ny PE3 eto MAdagasikara, mijery ny manombana ny zavatra vita tamin'ity fandaharan'asa faha-telon'ny tontolo iainana ity. 17%-20% no vokatra tratra tamin'ny 100%... suite
répondu par TIABESERA le 04/08/2009 10:34
xxx ( 18/10/2007 15:22)
XXX
maninona tokoa moa raha isika rehetra ireo no tapitra manao xxx aby?:-D... suite
répondu par xxx le 19/10/2007 20:51
kaleido ( 18/10/2007 13:57)
BOUBOUL(RAMBOATIANA ETIENNE)
Tena nalahelo tokoa raha nandre ny fahalasanany.Tao anatin'ny fahazazàko tokoa no nandrenesako ireo hira nampalaza azy,ka ao ireo hira feno antsikana,ao koa anefa ireo izay tena mampitomany,fa tena t... suite
répondu par rakaroka le 14/12/2007 11:34
mirabel ( 18/10/2007 13:56)
asa Mada sao mahasoa !!
Sao mba mahasoa anao ity tolotr'asa ity dia mazotoa e Société MAD\'COM Contact Anne Laratte Url de votre site: www.saisie.com Email : recrut@saisie.com Tel : 01.49.15.01.01 Ref de votre... suite
xxx ( 18/10/2007 13:38)
Mankarary ny mason'ny tia tena ny mahita ny mpino
Azo ekena fa: 1 - Na tsy ao anatin'ny fiangonana aza dia azo atao ny mampianatra zavatra tsara sy manao zavatra tsara 2 - Ny fiangonana dia nanao hadisoana lehibe teo amin'ny tantara. Izao anef... suite
répondu par niryna le 02/11/2007 17:32
adler ( 18/10/2007 13:14)
informatika ho an'ny orinasa madinika
Mba ifampizarao izay tantaram-pahombiazana e. Soa fianatsa manko hono ro mahavokatsa, sa ahoana ? Misy adihevitra mandeha izay ohatra ao @ ifg momba ny [b]"[url=http://infogasy.net/?q=node/2549]inf... suite
répondu par malakaya le 04/12/2007 16:35
naritsimba ( 18/10/2007 11:43)
FETY SY FIHAONANA 20 octobre 2007 (vaovao farany)
[b]Raikitra izany fa dia hatao ilay fihaonana izay karakarain'ny namana serasera dago ka izao manaraka izao ny andinindininy : [b]*Daty : Sabotsy 20 octobre 2007 *Toerana hanaovana ny fihaonana : en... suite
répondu par fijo le 13/11/2007 22:15
salmo1 ( 18/10/2007 11:04)
Ahoana ny fiheveranareo an'ity?
( tsy zah no tiako tenenina fa olo-kafa:lol: ) Raha malgache mipetraka aty ivelany, tsy manana zoam-pirenena malgache intsony, zany oe; zoam-pirenena hafa no hananany dia ohatra: frantsay, anglisy ... suite
répondu par salmo1 le 20/10/2007 21:47
narivony ( 18/10/2007 10:20)
watson prix nobel momba ny ADN en 1962
Ahoana indray ny eritreritrareo momba ny zavatra nolazain'i Ingahy Watson sur l'intelligence des noirs (qi) inférieure soit disant à l'intelligence des blancs....... suite
répondu par penina le 24/02/2008 06:50
booboo ( 18/10/2007 09:26)
" tsotra "
Nareo ve mba tsotra ? @ lafiny inona lé maha-tsotra anareo ? Namaky ny " momba²fanampiny " an'ny namana zà teo dia hitako foana io teny iraika io. Aza menatra mijoro vavolombelona, kony a ? ... suite
répondu par ari.malala le 29/10/2007 06:41
xxx ( 18/10/2007 07:56)
Manaiky an'ity ve ianareo?
Manaiky an'ity ve ianareo ? Ho an'ny kristiann hona raha misy ny fisaraham-panambadiana dia izay manana ny marina no diso .... suite
répondu par fijo le 07/11/2007 22:18
bosista ( 18/10/2007 07:44)
ny finoana sy ny beaute mifanipaka ve?
azafady zaho mba manontany raha misy afaka manome fanazavana na valiny,indrindra izany raha misy advantista eto vao mainka tsara,fa tsy azoko ny antony andavan'ny finoana advantista ny vehivavy tsy ha... suite
répondu par cutie le 09/11/2007 04:47
Rasiligaoma ( 18/10/2007 06:22)
Rehefa tapitra ny film
Tabatabaina tato ho ato hoe vita ny film sy ny tantara! Rehefa tapitra anefa ny film na ny tantara amin'ny radio dia ampiseho na lazaina daholo ny namelona ny tantara. ihatra vitsivitsy: Ireto... suite
répondu par mbaliana le 18/10/2007 20:56
niryna ( 18/10/2007 05:41)
Mormonism inona izany? Misy olana lehibe ao @ finoana io !
Nihaino toriteny aho androany dia nisy olona izay mormonism hono izy no niala.Ka toy izao no fitantarany: Ny mormonims na mormon hono dia : - Mino ny fanambadiana maro (polygamy-polygamie) kanefa ... suite
répondu par niryna le 02/11/2007 17:01
Zakakely ( 18/10/2007 05:37)
Solfezy
Mba mitady tonokira sy ilay hiran'i Dadah (Tarika Mahaleo) hoe Solfezy aho raha mba misy afaka manampy... suite
répondu par sarobidy le 27/10/2007 07:44
sasa ( 18/10/2007 04:05)
Bon anniv WATAFON
bon anniversaire i watafon d manolotra bisous farakzé ngoda ndrindra ho an'lah, d mirary an'lah ho salama lalandava,sy hahazo izay irina rehetra,d hombam-pahasoavana hatrany anie ny fiainan'lah manon... suite
répondu par karinah le 07/11/2007 16:33
maditra ( 18/10/2007 03:13)
Otrany tsy normale kosa izao!
« Condamnations à mort pour Tsimibosy » ... titrait l'Express de Madagascar dans son édition du 12 Octobre 2007 dernier. Rappel des faits : en Janvier 2005, ledit Tsimibosy et 3 complices s'en ... suite
répondu par sarobidy le 25/10/2007 13:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6865