" tsotra "
1. booboo
(
18/10/2007 09:26)
Nareo ve mba tsotra ? @ lafiny inona lé maha-tsotra anareo ?
Namaky ny " momba²fanampiny " an'ny namana zà teo dia hitako foana io teny iraika io.
Aza menatra mijoro vavolombelona, kony a ? :-D:-D:-D:-D
Namaky ny " momba²fanampiny " an'ny namana zà teo dia hitako foana io teny iraika io.
Aza menatra mijoro vavolombelona, kony a ? :-D:-D:-D:-D
novalian'i ari.malala ny 29/10/2007 06:41
2. xxx
(
18/10/2007 09:35)
zah misy taolana be ve ho tsotra sady ny rehetra tsy tsotra koa re ry booboo an! ka inona no hitsorako? Mba tena marina fa aterineto ity fa tsy foto-piainana ka inona no hitsorana eto, sady tsy misy canapé no tsy misy seza fa dia mody namana daholo nefa fauple by be sy ny bobaka! mody mitehaka daholo rehefa misy lavo fa rangitin'ny mpila ady dia iny no manao specta be hono, ny voanjo sy ny popikôrina etsy andaniny, ny mpitaty ra-kena koa dia feno kamiô ka hipitsio! faly hatr@ niara-nisakafo na ny niara-nandihy t@ tena ! Tsy tena misy namana izany eto fa rehefa te hanao fety dia tena dakaoro be daholo fa rehefa misy kafoiazo dia eo ianao no raisina!
Mody be problema be daholo rehefa miditra eto nefa mpanao tsindrio fa lavo ny be!
Mody be problema be daholo rehefa miditra eto nefa mpanao tsindrio fa lavo ny be!
3. xxx
(
18/10/2007 09:39)
xxx:
Mba tena marina fa aterineto ity fa tsy foto-piainana
Bravo ! Miombo-kevitra tanteraka
xxx2
4. fasaly
(
18/10/2007 09:44)
zà klou faranzay tsotra:°) tsotra amin'ny lafin'ny rehetra , hany ka azo ambakaina be mahitsiny ndraindray:?:-D
5. mbaliana
(
18/10/2007 10:00)
asa aloha fa ny ahy eto dia fanalana hamohamo no tena idirako eto... raha misy olona mitady fanampiana miteny manokana aty amiko dia ça depend ny possibilité-ko.. rehefa tsy manana na tsy haiko ve ny atao dia hamorona...
tsy haiko i xxx1 raha manana problem ve ianao dia ho lazainao ampahibemaso eto ve sa mba any amin'izay afaka manampy anao ianao no mande?sa reglement de compte koa no ampiasainao an'izy ity? ny affaire personnel any hadalana ny hamoahana azy eto...fa lasa vazivazy no iafarana...
booboo> le tsotra aloha amiko dia ny sincérité e... tsy ankanafina e...tsy mamitaka e...ny marina no lazaina
ilay an'i fasaly io ndray dia bonté angamba no ilazako azy...:lol:
tsy haiko i xxx1 raha manana problem ve ianao dia ho lazainao ampahibemaso eto ve sa mba any amin'izay afaka manampy anao ianao no mande?sa reglement de compte koa no ampiasainao an'izy ity? ny affaire personnel any hadalana ny hamoahana azy eto...fa lasa vazivazy no iafarana...
booboo> le tsotra aloha amiko dia ny sincérité e... tsy ankanafina e...tsy mamitaka e...ny marina no lazaina
ilay an'i fasaly io ndray dia bonté angamba no ilazako azy...:lol:
7. mbaliana
(
18/10/2007 10:21)
Tsy tena misy namana izany eto fa rehefa te hanao fety dia tena dakaoro be daholo fa rehefa misy kafoiazo dia eo ianao no raisina!
Ny tena namana kosa aloha tsy ao anatin'ny fotoana fohy no ahazoana azy e... donc tsy POSSIBLE Ny AHAZOANA AZY ETO, na niaraka nisakafo na nandihy tsindraindray aza... ny tena mpinamana mifanerasera en realité depuis l'enfance aza manana olana maika fa resaka soratra
8. sasa
(
18/10/2007 10:23)
booboo za indray klou d manala azy ny eto e! raha vao misy film miainga d'efa tamy koa za miaraka am pop corn sy ny kkpizô, fa ny tena za en realité d izay efa nahita an'ahy mivantana no mahay hoe tsotra za na tsy tsotra, le izy koa anie samy manana tsy tsotra aminy e! tsy azo fantarina am resaka eto mintsy hoe tsotra ny olona 1, mety zao ny sasany tsotra fitafy, misy koa ny sasany tsotra fiaina, betsaka e!
9. mbaliana
(
18/10/2007 10:25)
azafady e misy DISO 0... TSY POSSIBLE NY AHAZOANA NAMANA ETO RAHA NIARAKA SAKAFO SY NANDIHY TSINDRAINDRAY FOTSINY.. fa mila fotoana ela mihitsy 0 :oops::oops::oops:
10. tywa68
(
18/10/2007 10:27)
booboo : ny tsotra zany olona tsy b calculs amiko : ka asakasak'izay te-hiafina fa ireny xxx ireny zao amiko d efa tsy tsotra :lol: iza no tena manenjika eto ?:-D :-w
Mailo ihany foana eto e :-*
Mailo ihany foana eto e :-*
11. sasa
(
18/10/2007 10:29)
Samy manana ny tsotra aminy wa ny tsirairay, ny tsotra am mbaliana zao mety tsy ho tsotra amiko, sarotra be ny manome définition an'le hoe tsotra io.
12. salmo1
(
18/10/2007 10:31)
booboo:
Namaky ny " momba²fanampiny " an'ny namana zà teo dia hitako foana io teny iraika io.
Izay milaza sy midokatena fa oe: tsotra izy, dia tsy tsotra zay izy, fa miatsaravelatsihy fotsiny.
Misy koa ny sasany milaza fa tsotra ihany koa. Ary na enao miresaka amin'ny lay olona aza dia tena mahatsapa fa manana fahatsorana tokoa ilay olona, dia izay enao vao tena manaiky azy amin'ny fahatsorany manokana.
;-)
13. la
(
18/10/2007 10:34)
Tsotra tsy mamitaka olona, tsy be lazao, tsotra amin'ny fitafy, fiteny sns...tsotra fa tsy we ambakaina fona akory
17. ari.malala
(
18/10/2007 11:16)
za zany alou mahatapa tena fa tsotra am lafiny rehetra mitnsy, na fiaina io na fitafy e, za le nisy nanebaka b ary am fety sy fihaonana we mba manao metimety hono... nefa efa zao za d ts haiko :D fa marina ny tenin'i sasa we ze efa nifanerasera tamiko no afaka mahalala na tsotra za na tsy tsotra.
18. tywa68
(
18/10/2007 11:28)
ari : zah koa mahalala fa tsotra njy :lol: fa tsy tsotra beuuuuuuuuu =))=)):wink:
20. xxx
(
18/10/2007 12:49)
Za ndray alou tsy tsotra zany e. Aza miadaladala amiko fa tonga de ataoko mandrengirengy.
Izay voapasoka ihany no tsotra
Izay voapasoka ihany no tsotra
