" tsotra "

41. Papoose ( 20/10/2007 02:58)
Ika, domiko tapany tonga ny anazy e heee!! ayaya:-P:-D:-D
42. xxx ( 20/10/2007 10:25)
Papoose:

Ika, domiko tapany tonga ny anazy e heee!! ayaya:-P:-D:-D



Manao interessante ve dia mandona tapany? Mba te hisarika angamba no anaran'ny hataonao fa tsy mandona tapany e! Sao dia handoa erany eo koa e???:twisted:8):b
43. Papoose ( 20/10/2007 16:17)
xxx:

Papoose:

Ika, domiko tapany tonga ny anazy e heee!! ayaya:-P:-D:-D



Manao interessante ve dia mandona tapany? Mba te hisarika angamba no anaran'ny hataonao fa tsy mandona tapany e! Sao dia handoa erany eo koa e???:twisted:8):b


:-D:-D:-D hiran'i L Saphira zany fa enao ko mora misendroatra be tss!:-D:-D sady manal'azy sy mihomehy no ataoko eto fa tsy manao interessant ka! sady tsy mora misendroatra ohatranao!:wink:

sady raha sanatria hisarika za dia rehefa tsy voakasika enao de calm fotsiny fa aza miditra fa "sao kenda eo!"(avy amina hira rapn'i rapadango io fa sao ndray dia tsy azonao dia iny enao fa hinedooatra diso lalana an!):wink:

sady mandona fa tsy mandoa:wink:

44. ikaretsaka ( 20/10/2007 17:33)
misy olona hoa ny sainy no voadona dia ny fony no miakatra e.
domy tapany foana e
45. Papoose ( 20/10/2007 20:21)
klown mihitsy wa!:-D
46. xxx ( 21/10/2007 12:02)
Papoose:

klown mihitsy wa!:-D



ianao no manao kilonona nefa tsy mampihomehy fa be vava @ tsy misy dikany eto!
Sady miditra @ tsy hidirany fa manao toy ilay namanao iraika iny!
47. ikaretsaka ( 21/10/2007 12:23)
hafa indray ity..
fa voadona mafy be mihitsy sy mivaralila mihitsy ve i xxx no na ny olona mihomehy aza tezarana e?
48. Papoose ( 21/10/2007 13:52)
enao xxx iray io zao de tena mampihomehy ahy mihitsy:-D:-D
aoka aloha hazavaiko kely, le zava-misy no ataoko hoe "klown mihitsy wa!" fa tsy za no manao klown!
Dia aho any tsa niteny hoe mihomehezaa!! raha hitanao fa mampihomehy anao dia mihomeheza dia raha tsy hita zay mampihomehy aminy dia aza mihomehy fotsiny!tsotra dia tsotra! Manjary lasa tezitezi-poana toy io ianao na vao mahita an'ilay hoe Papoose!

dia aho tsa be vava fa misera ohatran'ny olon-drehetra fa enao mihitsy no misy nahavoa anao tany marina angamba dia Papoose no analana azy!:-D

Miditra @tsy hidirako hoee??ahoana ndray zany?dia taiza ho aiza?:-D Hamarino ny valinteninao hoy t@ nanao taranja malagasy fahiny!:wink:
Ary iza ilay namako iraika zay? Tonga dia ataovy direkta fa aza asiana devinety!:wink:
49. ari.malala ( 22/10/2007 06:33)
:Dsasa aaaaaaaaa! aiza daolo le namantsika mpibata seza sy mpivarotra bombo vandro sy aourta am boara fa mitohy ny film eee, sady miova fona ny aktera izy zany a:P
50. Papoose ( 22/10/2007 06:44)
:-D:-D:-D tena efa miroborobo anie ny flim gasy ry ari.malala e!
dia rehefa mivarotra popocorn de afaka atao oe "eo le pop e!eo le pop e!" fa lava be le oe "aridimy ny kapoakan'ny pokatsaka o!"

dia aza adino ny mivarotra mangidy fa mety hofatin'ny hetaheta ny mpijery!:-D
51. ari.malala ( 22/10/2007 07:16)
ilaina v ny mangidy? ko taoko ty ef amisy aourta am boara amle konsele nge ko mbola hilamangidy amin'y akory koa? :-D:-D:-D:-D:-D
52. Papoose ( 22/10/2007 07:30)
mba misy swa reee!!aia vi de aourta foana!ndraindray mba asina zii de mangidy!:-D
53. ari.malala ( 22/10/2007 11:42)
haika moooaaaaaaa!!!!!:-D:-D:-D:-D:-Dah vi nahalala:-D:-D:-D:-D
54. mbaliana ( 23/10/2007 10:42)
ao moaaa tohizo ny tantara fa anay efa miandry e... sa ho tapitra eo koa izy ity?... dia iya no hamerina ny volanay fa tapitra sahady izy ity? :-D:-D:-D:-D
55. ari.malala ( 23/10/2007 14:40)
mbaliana, mbola miandry ny aktera isika zao koooooo
56. mbaliana ( 23/10/2007 19:33)
aiza 000
57. xxx ( 23/10/2007 20:08)
Izaho aloha tsotra e! Ny mahafinaritra ahy dia ny manampy olona indrindra moa izy rehefa saro-tiavina ohatry ny pô iny, ilay efa omena ny A mbola mitaky ny B sy C sy ny D...ka hatramin'ny Ziny, na koa izy ilay manenjika avy eo rehefa ny fanampiana iray tao aatin'ny zato nangatahany no mba laviko. =))
58. Papoose ( 23/10/2007 20:35)
mbal, zanaka mpanaratoooo!!!!!
59. ari.malala ( 24/10/2007 07:00)
mitsimpona akorandrika e
60. Papoose ( 24/10/2007 14:17)
nga rehefa tsotra ny vhv....:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079