" tsotra "
62. xxx
(
25/10/2007 10:40)
ikaretsaka:
hafa indray ity..
fa voadona mafy be mihitsy sy mivaralila mihitsy ve i xxx no na ny olona mihomehy aza tezarana e?
ianao koa kolonina fa tsyilay tena izy fa manao interessant! nefa tsy interassant fa be vava no sady admin dia manapatra!
63. ari.malala
(
25/10/2007 11:18)
ika, admin taia koa aroky?:-D:-D:-D:-D:-Dtena mivika ngamba ity xxx raika ity=))=))=))=))
64. sasa
(
25/10/2007 12:05)
=))=))=))=))=)) aleo za himémé fotsiny aloha fa tena mivaralila marina le kozy ato:-D:-D:-D:-D
65. xxx
(
25/10/2007 12:58)
Lohateny : Re : " tsotra "
sasa aaaaaaaaa! aiza daolo le namantsika mpibata seza sy mpivarotra bombo vandro sy aourta am boara fa mitohy ny film eee, sady miova fona ny aktera izy zany
film am aona dray e ,nareo any zao no tena manao film am défilé 2 mode d ataovy tsara ny rehetra volo ,akanjo ,ny fade any d zay mijery ny sera
67. sasa
(
26/10/2007 06:10)
=))=))=))xxx andao raha mba hanao difilé d mode hiaraka aminay e! samy manao izay tiany io leroa an!
68. ari.malala
(
26/10/2007 06:36)
mbaliana, f'anga raha tsotra ny vehivavy d araraotina otr'izany;)
70. Papoose
(
26/10/2007 19:12)
ari.malala=D=D=D
mbaliana, mba henoy ihany ny tononkira fa mamelombelona:-D hiran'i lola!
xxx oh?fa nisy niforcer anao nime nga tany eee!!!
felicitation enao fa mahay mana-tezitra ny tenanao @alalan'ny tenanao ihany!:wink::lol:
saaaa tsy lany admin nefa te ho admin???saaaa admin le rebel=))=))=))=))=))=))
politikanao xxx io zany onn!tse tse!!!;-)