" tsotra "
21. Vahinala
(
18/10/2007 13:21)
Ny karazana tsotra hananako azoko lazaina zao d oatra oe z ts manana saina ratsy zany oe ande ataoko anzao ity olona iray ity, ary za koa ts mb mahay mihatsaravelatsihy (io moa vao ady hevitra niaraka taminy namana omaly oe kilema v sa hatsarana); ka ra mis olona mandreraka ana tonga d vantaniko oe ts tiko n toetranao ka ra mbl manao iz d ts mifanerasera aminy intsony aho !
zay ! Vita tompoko
zay ! Vita tompoko
22. tess
(
18/10/2007 13:27)
hery::-D:-D:-D:-D tsy joko tsorika hoe fa tsotra matsilo saina:-D
Misy joko tsoriaka koa an... :-)
Mody tsotra
23. tess
(
18/10/2007 13:29)
tywa68:
booboo : ny tsotra zany olona tsy b calculs amiko : ka asakasak'izay te-hiafina fa ireny xxx ireny zao amiko d efa tsy tsotra :lol: iza no tena manenjika eto ?:-D :-w
Mailo ihany foana eto e :-*
marina aky izany tywa ah! ny olona totra dia otran'ny hoe naive eny foana mùandeha ampahatsorana fa rehefa voa vao tonga saina hoe tsotra loatra aho tami'iny:°)
24. tess
(
18/10/2007 13:31)
salmo1:
booboo:
Namaky ny " momba²fanampiny " an'ny namana zà teo dia hitako foana io teny iraika io.
Izay milaza sy midokatena fa oe: tsotra izy, dia tsy tsotra zay izy, fa miatsaravelatsihy fotsiny.
Misy koa ny sasany milaza fa tsotra ihany koa. Ary na enao miresaka amin'ny lay olona aza dia tena mahatsapa fa manana fahatsorana tokoa ilay olona, dia izay enao vao tena manaiky azy amin'ny fahatsorany manokana.
;-)
hay kosa dia inona kou ny manaraka???:°):wink:
aza mba miteniteny foana klou elàh raha tsy mahalala anlay oul tena tsotra:-D efa nahita ahy netsara velatsihy tamlàh zany zà:cry::-D
27. ikaretsaka
(
18/10/2007 15:19)
booboo:
Nareo ve mba tsotra ? @ lafiny inona lé maha-tsotra anareo ?
Namaky ny " momba²fanampiny " an'ny namana zà teo dia hitako foana io teny iraika io.
Aza menatra mijoro vavolombelona, kony a ? :-D:-D:-D:-D
amin'ny ilay mivantana.. tonga de booo boooo!:-D:-D
28. diamondra27
(
18/10/2007 17:28)
nenah ndray mahita za we: mitady namana,"mivelatra ho an'ny rehetra de nimeme za:-D:-D" nefa lelah le ps, tsy tadidiko we iza moa le izy
29. tywa68
(
18/10/2007 17:34)
diams : teneno hoe tsy mety io nosoratany io e :-D sa fanahiniana :lol:
32. sasa
(
19/10/2007 04:41)
ari.malala kosa aloha tsotra e! na tsy mbola voapasoka aza, aleo d hamafisiko iny,raha tsy efa hitanao mivantana mintsy le olona mifanerasera aminao matetika izay vao fantatrao hoe tena tsotra marina ity olona ity, fa raha hoe eto fotsiny no hifampiresaka d tsy ho hitantsika izay satria maro ny olona mahay manafina ny tena ao anatiny ao.
tywa68 :-*:-*:-*:-* njy zao hitako fa mivokona ao fa tsy mitsotra :-D
tywa68 :-*:-*:-*:-* njy zao hitako fa mivokona ao fa tsy mitsotra :-D
34. xxx
(
19/10/2007 06:25)
fasaly:
zà klou faranzay tsotra:°) tsotra amin'ny lafin'ny rehetra , hany ka azo ambakaina be mahitsiny ndraindray:?:-D
hitovizana io ary noho izay fahatsorana izay indrindra dia manararaotra ny hafa ka rehefa tsy mety manao izay tiany hatao dia tezitra izy. Heveriny fa dondrona ny tena e satria manaiky hampanaovina zavatra foana fa tsy mandaha
36. diamondra27
(
19/10/2007 07:13)
simple zany de tsy mi-komploké la vie
de jereo eto ny vazo
http://www.dailymotion.com/relevance/search/melky+pas+complique+la+vie/video/x3759o_faut-pas-compliquer-la-vie-melky
de jereo eto ny vazo
http://www.dailymotion.com/relevance/search/melky+pas+complique+la+vie/video/x3759o_faut-pas-compliquer-la-vie-melky
38. xxx
(
19/10/2007 11:26)
Vahinala:
Ny karazana tsotra hananako azoko lazaina zao d oatra oe z ts manana saina ratsy zany oe ande ataoko anzao ity olona iray ity, ary za koa ts mb mahay mihatsaravelatsihy (io moa vao ady hevitra niaraka taminy namana omaly oe kilema v sa hatsarana); ka ra mis olona mandreraka ana tonga d vantaniko oe ts tiko n toetranao ka ra mbl manao iz d ts mifanerasera aminy intsony aho !
zay ! Vita tompoko
Marina ny anao fa rehefa te hilaza aho hoe m. dia lazaiko fa tsy manao scandale be eto ho hitan'ny olona, aza matahotra ny hilaza ny marina dia ampy.
Ny tsotra sy ny manaiky lembenana sy ny marina anie tsy hitovy e! Ny tsotra: milaza ny heviny tsy miolana na mitady interemediera etsy sy eroa fa tonga dia direkta. Tsy mitady mpisolo vava sns...
39. ari.malala
(
19/10/2007 11:51)
sasa, njy kou nge tsotra e, fa refa misy manadala lasa ôlé otranà:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
40. ikaretsaka
(
19/10/2007 20:55)
trop sy miharihary kosa angamba ilay izy matoa naseho olona, satria na aloha na aoriana tsy maintsy ho tratra ihany.
dia io no mahatonga ahy hoe , indraindray tsara ny domina sy tsindromina any @ le marary azy fa mahatonga saina koa iny raha tena olona mampiasa ny sainy!
dia io no mahatonga ahy hoe , indraindray tsara ny domina sy tsindromina any @ le marary azy fa mahatonga saina koa iny raha tena olona mampiasa ny sainy!
