informatika ho an'ny orinasa madinika

1. adler ( 18/10/2007 13:14)
Mba ifampizarao izay tantaram-pahombiazana e. Soa fianatsa manko hono ro mahavokatsa, sa ahoana ?

Misy adihevitra mandeha izay ohatra ao @ ifg momba ny "informatika ho an'ny orinasa madinika". Raha mba misy manana traikefa nahomby dia mba ifampizarao e, hoe inona no avantage tena entin'ity informatika ity ho an'ny orinasa.

Marihina fa ny solonanarana sy tenimiafina serasera ihany dia azo ampiasaina ao amin'ny ifg.

Dia misaotra antsika isika :)
novalian'i malakaya ny 04/12/2007 16:35
2. Herimiafina ( 20/10/2007 03:30)
Resaka finfandraisana no tena mahafinaritra aminy, ny e-learning sy ny e-commerce, ny NTIC rehetra fanamoramorana sy fanafainganana ny information rehetra, noho ny fisian'ny serveur iray afaka hitan'ny sampandraharaha rehetra. :^)
3. malakaya ( 04/12/2007 16:35)
ohatra 1 no omeko @zany:
rehefa misy ny solosaina dia malaky kokoa ny traitement sy transmission dé informations.
ka rehefa mampiasa tech-informatik ny oronasa dia izay no zavatra tonga ao @ny, nefa dia fantatra tsara fa decision rehetra miainga dia miakina @ io information io...
sur fa misy hevitra hafa any fa zay no hitako direct
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1014