Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
wooda ( 19/10/2007 20:13)
Mampieritreritra!
Tao @ bar malaza anankiray izay: Nisy joba izay niditra tao, izay bandy rehetra tao dia samy nitodika nijery anazy daholy. Izy @zay, tarehy mahafatifaty kely ery, vatana tena ao tsara. Ny akanjo mo... tohiny
novalian'i kiadi ny 28/10/2007 17:44
mirabela ( 19/10/2007 20:02)
mèche
za reto mbo t hanao meche na balayage, fa tena otran tsy misy choix mits amin lé loko atao, mena ts mety fa lazain n ol otran ny avy nitôna briky:oops: dia blonde kou ts mety amiko satria ts d tena ... tohiny
novalian'i SHOAN ny 17/01/2008 14:46
tslism ( 19/10/2007 19:27)
Trio - Johary
Slt, mba mila ny tononkira @ le hiran' i Johary hoe: Trio za reto a! mba andefaso e! ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 07:52
salmo1 ( 19/10/2007 16:41)
Misy sipa tanteraka ve ato amin'ny sera2 ?
Za mino, fa anakitelo ihany raha misy ny sipa tena tanteraka ato. Ny atao oe: sipa tsy tanteraka ato @ serasera amiko dia: sipa ody manafina ny fizikany, [b]antsoratra[/b] izy [b]mahatara[/b] sy [b... tohiny
novalian'i mbaliana ny 24/10/2007 19:51
ari.malala ( 19/10/2007 14:50)
hangataka hira
Ilay hiran'i Herbert Léonard ngamba raha tsy diso za le est-ce que tu penses à moi iny azafady raha misy manana,misaotra mialoha.:)... tohiny
ari.malala ( 19/10/2007 11:40)
nodimandry omaly hariva i Lucky Dube
Nolazain'ny vaovaon'ny RDB io antoandro io fa nodimandry omaly hariva i Lucky Dube, fantatry ny maro @ filalaovana ny gadona Reggae. Voalaza moa fa nandritry ny fanafihan-jiolahy no nahafaty azy, ary ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 23/10/2007 09:50
nikopol ( 19/10/2007 11:28)
toroy hevitra
Efa ho herin-taona mahery izay no nivadianay nefa hatramizao dia tsy mety mitoe-jaza mihintsy ilay vadiko. Mba miezaka ihany aho na andro na alina fa dia tsy misy vokany mihintsy. Izy aloha dia az... tohiny
novalian'i melody ny 26/10/2007 22:02
soanja ( 19/10/2007 11:26)
Ny Mpiziva
Any amin'ny faritra Atsimo Atsinanan'i Mada dia misy ny resaka Mpiziva eo amin'ny samy foko sasan-tsasany. Azafady anie sao mba afaka misy manome fanazavana bebe kokoa an'io ary ahoana ny fomba afa... tohiny
novalian'i soanja ny 31/10/2007 02:57
bosista ( 19/10/2007 10:12)
fanomezan'Andriamnitra ve?
ataoko fa isika rehetra efa nahita ireny olona sampona ireny ,ataoko hoe sampona satria izany no filaza azy raha tsy diso aho ary miala tsiny raha toa ka misy ato amin'ny namana,misy ny vehivavy sasan... tohiny
novalian'i prime ny 05/11/2007 12:54
tsaramaso ( 19/10/2007 09:22)
FAHAVENDRANANA malagasy !!!!
[b]"Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana"[/b] tsleeeee !!!!! aiza aty ny tsikalakalam-bola fa ento any ny tsikalakalam-piahavananareo le !!!!! tsssssss !!!!! de iza ndr... tohiny
novalian'i xxx ny 28/11/2007 00:47
pariniza ( 19/10/2007 08:04)
filoham-pirenena misara-panambadiana
Lasa ihany ny saina mieritreritra an'izany @ maha kristiana ny tena,marina fa mety tsy mitovy ny fomba nitazaina sy niainana nefa ve tsy tokony ho fitaratra ihany ve izany filoham_pirenena izany?????... tohiny
novalian'i arialy ny 13/11/2007 19:54
pariniza ( 19/10/2007 07:35)
Mofo gasy na mokary
Mba saika hangataka recette fanaovana mofogasy tsara na mokary ho an'izay mahay fa tena tian'ny zanako be nefa tsy misy mivarotra aty... tohiny
novalian'i pariniza ny 28/11/2007 18:09
dokotany ( 19/10/2007 07:34)
Raha biskileta no ampiasaina eto Mada !
Tsy mahatsara antsika ve ny mitaingina biskileta toa izay hisesika anaty taxi-be ? Tsy maintsy hiakatra indray mantsy ny frais atsy ho atsy ka soson-kevitra ny ahy ! ... tohiny
novalian'i manoasoa ny 05/10/2012 13:07
mamitia ( 19/10/2007 07:04)
mba toroy hevitra izay fantatrao fa mahatsara tarehy
Manao ahoana daholy e! Inona ry reto ny zavatra azo hikarakarana tarehy mba hanatsara azy an ? le mba tsy de mandany vola sy lafo be ireny nefa mba mandaitra,ary mba mora hita ko e . raha mba misy d... tohiny
novalian'i arialy ny 16/11/2007 13:07
niryna ( 19/10/2007 06:51)
Naleony nody fa tsy tantiny intsony.
Nisy rangahy sivy taona izy no noentin'ny rar taty Amerika, manambady aman-janaka izy,mpihoty voasary no asany.Tsy manana taratasy izy fa mbola eo am-piandrasana.Nisy fanenjehina ny olona tsy manana t... tohiny
novalian'i niryna ny 09/11/2007 21:11
salmo1 ( 19/10/2007 06:49)
hande hianatra sa hande hiasa?
Matetika izaho rehefa tafaresaka amin'ny mpianatra nahazo alalana hianatra aty an-dafy dia izao no mitranga matetika: - Misy ny mpianatra manajanona ny fianarany tampoka, de haleony kokoa mitady as... tohiny
novalian'i RyAnona ny 20/10/2007 11:24
lanto ( 19/10/2007 06:30)
Hatraiza ?
-ny lainga mety ho vitanareo eto am virtuel ? ndao hatao hoe eto am serasera mihitsy ? resaka taona ? resaka hoe manambady sa tsia ? resaka fitiavana (mody tia na tsy tia) ? resaka faripanana na farip... tohiny
novalian'i lanto ny 22/10/2007 19:29
niryna ( 19/10/2007 06:20)
Kristiana te hamonjy havana tsy mpino,ahoana?
Tsy mpino ity vehivavy ary taty aorina izy nivadika ho kristiana. Inona no ataoko ho izy mba hamonjeko ny havako izay sisa tsy maty sy ny vadiko izay tsy mino an'Atra? Samy milaza ny azy ho marina d... tohiny
novalian'i niryna ny 02/11/2007 05:53
LazaDaddy ( 19/10/2007 05:34)
Fakafakao
Misy fitenenana izay @ teny Anglisy manao hoe: "the worst thing you can do to a new convert is to mix him/her with Christians". [u]dika teny malalaka:[/u] ny zava-doza lehibe indrindra mety ataonao... tohiny
novalian'i fijo ny 23/10/2007 22:09
Herimiafina ( 19/10/2007 04:58)
Fampianarana asa!
Nisy projet hoe Vohijoro izay henoko fahiny fa toa tsy re laza mihintsy taty afara. Io tetikasa io dia mikasika ny fananganana eraky ny 22 regions ao Madagasikara fianarana fambolena tena fambolena to... tohiny
novalian'i sarobidy ny 05/11/2007 07:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7641