nodimandry omaly hariva i Lucky Dube
1. ari.malala
(
19/10/2007 11:40)
Nolazain'ny vaovaon'ny RDB io antoandro io fa nodimandry omaly hariva i Lucky Dube, fantatry ny maro @ filalaovana ny gadona Reggae. Voalaza moa fa nandritry ny fanafihan-jiolahy no nahafaty azy, ary lasan'ireo jiolahy nanafika azy ny fiara nentiny, ary teo ambany mason'ny zanany no nitrangan'izany fanafihana izany, ka io zanany io no nampandre ny mpitandro filaminana. Miara-miory @ mpankafy azy sy ny mpankafy ny gadona reggae ny tenako.
novalian'i sarobidy ny 23/10/2007 09:50
4. sarobidy
(
19/10/2007 13:39)
Fa ny tena mampalahelo amle izy izy maty novonoin'ny olona fa tsy mbô oe matin'aretina sns...http://www.autonews.fr/fr/cmc/scanner/people/200742/deces-de-lucky-dube_12681.html?popup
d misy wa ny olona misotasota fotsn tsotrizao:evil:
d misy wa ny olona misotasota fotsn tsotrizao:evil:
5. sarobidy
(
19/10/2007 13:42)
za aloha tsy d mankafy reggae fa le zavatra niseho ôtrzany mihitsy no tsy zakan'ny ny foko sy ny saiko, mampalahelo b
http://cf.news.yahoo.com/s/afp/071019/arts/afsud_culture_musique_reggae_dube
http://www.autonews.fr/fr/cmc/scanner/people/200742/deces-de-lucky-dube_12681.html?popup
http://cf.news.yahoo.com/s/afp/071019/arts/afsud_culture_musique_reggae_dube
http://www.autonews.fr/fr/cmc/scanner/people/200742/deces-de-lucky-dube_12681.html?popup
7. ikalamako
(
19/10/2007 20:46)
mahonena, mahonena, mahonena.
Handry am-piadanana anie izy, ho fiononana ny fianakaviany.^:^
Manao inventaire-na artista ve any an-danitra e ?:-w
Handry am-piadanana anie izy, ho fiononana ny fianakaviany.^:^
Manao inventaire-na artista ve any an-danitra e ?:-w
8. bellla
(
20/10/2007 05:30)
Misaotra betsaka anareo mampionona re a!
Tiko loatra manko izy iny; nefa d hetraketraky ny tsy matahotody no nahafaty azy.
:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
:cry::cry::cry::cry::cry::cry:
:cry::cry::cry::cry::cry:
:cry::cry::cry::cry:
:cry::cry::cry:
:cry::cry:
:cry:
Tiko loatra manko izy iny; nefa d hetraketraky ny tsy matahotody no nahafaty azy.
:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
:cry::cry::cry::cry::cry::cry:
:cry::cry::cry::cry::cry:
:cry::cry::cry::cry:
:cry::cry::cry:
:cry::cry:
:cry:
10. RyAnona
(
20/10/2007 10:32)
Mba nahagaga ahy mantsy fa nisy Rasta izay aty aminay nilaza fa @ 3 Nov no hanaovan'ny Reggae fun azy veloma ary heveriko efa t@ herintaona lasa ny tanatara satria tena fandihizana izy io kay mbola vao afak'omaly ko. Mampalahelo fa toy ireny tanataran'ny Kofimanga ihany koa izany fa misy mitsiriritra sa misotasota sa mialona sa ino daholo no m isy eto ambon'ity tany ity. Ny hirany kosa mbola velon'e! mazotoa mihaino
12. Nickovy
(
20/10/2007 13:07)
:snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif:
13. sarobidy
(
23/10/2007 09:50)
nefa leri efa saika hoe ho avy taty aminay d tsy tonga akory d maty
