mba toroy hevitra izay fantatrao fa mahatsara tarehy

1. mamitia ( 19/10/2007 07:04)
Manao ahoana daholy e!
Inona ry reto ny zavatra azo hikarakarana tarehy mba hanatsara azy an ? le mba tsy de mandany vola sy lafo be ireny nefa mba mandaitra,ary mba mora hita ko e .
raha mba misy dokotera hafaka hamaly an' izay eto vao maika tena tsara .
mba atoroy izay fantatra-reo ry reto fa mba te ho tsara a, de misaotra mialoha e :D
novalian'i arialy ny 16/11/2007 13:07
2. vahiny2004 ( 19/10/2007 07:34)
produits homéopharma
3. pissoa ( 19/10/2007 08:17)
mamitia:

Manao ahoana daholy e!
Inona ry reto ny zavatra azo hikarakarana tarehy mba hanatsara azy an ? le mba tsy de mandany vola sy lafo be ireny nefa mba mandaitra,ary mba mora hita ko e .
raha mba misy dokotera hafaka hamaly an' izay eto vao maika tena tsara .
mba atoroy izay fantatra-reo ry reto fa mba te ho tsara a, de misaotra mialoha e :D


manao tsara fanahy dia mitsiky lava :-D:-D:-D
4. salmo1 ( 19/10/2007 08:29)
pissoa:-D=))

=D=D
5. mamitia ( 19/10/2007 09:52)
vahiny2004:

produits homéopharma


efa nampiasa an'io produit io za fa toa tsy nisy fiovana e ,
6. mamitia ( 19/10/2007 09:59)
pissoa:



manao tsara fanahy dia mitsiky lava :-D:-D:-D




misaotra ankia pissoa an, iray izay de inona koa ny manaraka
7. miainga ( 19/10/2007 11:50)
Ty misy fika iray raha mety @nao: fantatrao moa fa ny ankamaroan'ireny produit de beauté malaza B reny dia misy tsirinaina:lol:(sperme io sao dé diso adiresy eo). Ka raha tonga dé lé izy mitsy no atao @ tarehy dé avelao maina dé aveo sasana @ rano matimaty mba hanala ny loto @ mason-koditra. Aveo Kobanina @ rano mangatsiaka mba hampikombona ny mason-koditra. Ataovy matetika (sa tsy ampy ny fournisseur:-D ,za afaka manomé faza miafafa enao). Andramo sao dé mba poinsss ranabavy a
8. soanja ( 19/10/2007 12:12)
mamitia:

Manao ahoana daholy e!
Inona ry reto ny zavatra azo hikarakarana tarehy mba hanatsara azy an ? le mba tsy de mandany vola sy lafo be ireny nefa mba mandaitra,ary mba mora hita ko e .
raha mba misy dokotera hafaka hamaly an' izay eto vao maika tena tsara .
mba atoroy izay fantatra-reo ry reto fa mba te ho tsara a, de misaotra mialoha e :D


Miankina amin'ny atao hoe hatsarana tianao ho hita eo amin'ny tarehy an.

Raha mitsiky foana ianao de mety efa ampy satria ny fihetsiky ny tarehy izay manoritra ny fihetsempo no ifandraisana amin'ny hafa. Ary ny hafa na ny mirror no hilaza fa tsara ny hitan'ny maso manolona na tsia.
Fa misy koa anefa hoe mandimandina sy malefaka ny tarehy dia izay ve no tiandry?

Raha izay dia ilaina sasana tsara ny tarehy isa-maraina, dia tsy fafana amin'ny lamba fa cotton de fafana moramora , toy ny teboteboka fa tsy fafana mafy zany hoe malefaka tsara zany. Isan'alina dia maka cocombre de vaosy sy silatsilao toy ny manao salaintsika mahazatra io de apetapetaho eo mandritra ny adiny iray de maka aina tsara milamina. Rehefa vita de sasao madio tsara ny tarehy.

Rehefa malalaka: indray isan-kerinadro dia kikiso ny masonjoany dia iny hosorana eo apetaka eo elaela adiny iray na roa dia refa hatory na hanao zavatra hafa dia sasana amzay , toy ny fanasana malefaka hatrany.

Manaova sporo matetika toy ny lomano, hazakazaka, ditongotra sy zavatra manome cardiovascular hery. Mifoka rivobaovao vao maraina hamelombeolona sy hanala stress.

Ny sakafo indray dia mihinana sakafo be zavamaintso sy miloko isan-karazany ka mitondra ny antioxidants: vitamin C, B3, B6, B12, B5 sns toy ny pomegranate dia be an'io toy ny zavoka sy ny voaroy ary ny voankazo majinika miloko tsara any Mada any.

Tiavo ny voamaina.

Ialao ny fihinana henambiby be loatra. Ny sakafo be menaka.

Ary misotro rano matetika.

Bonne chance!


9. kally ( 19/10/2007 12:20)
Ka ilay mihosotra zavatra ve aloha tsy ohatry ny halloween ao an-trano isan-kariva? hitsoaka ny zaza madinika sy ny vady no hiafaràny fa ramatoa be maska be no hitany isan'andro?:lol:

Sangisangy izany fa mazotoa e!
10. cutie ( 19/10/2007 13:22)
tantely hono de ranom-bary de zavoka :lol:
Mpandefa : kally [ Valio ] 19-10-2007 14:20:45
Lohateny : Re : mba toroy hevitra izay fantatrao fa mahatsara tarehy
Ka ilay mihosotra zavatra ve aloha tsy ohatry ny halloween ao an-trano isan-kariva? hitsoaka ny zaza madinika sy ny vady no hiafaràny fa ramatoa be maska be no hitany isan'andro?

:-D:-D:-D:-D
sady efa akaiky koa ny halloween
11. melody ( 19/10/2007 19:34)
ny torimaso no ataovy bdab d aza mora kizitina:)
12. cutie ( 19/10/2007 20:01)
mety koa io ry melody :-*
13. melody ( 19/10/2007 20:12)
tsy hialambola io tsinn kou no efficace ihany koa:)
14. niryna ( 20/10/2007 02:53)
mamitia:

pissoa:



manao tsara fanahy dia mitsiky lava :-D:-D:-D




misaotra ankia pissoa an, iray izay de inona koa ny manaraka


mifalifaly lava sady tsy vitan'ny hoe tsy mikentrona ny tarehy fa manalava andro hiainana.

15. niryna ( 20/10/2007 02:57)
kally:

Ka ilay mihosotra zavatra ve aloha tsy ohatry ny halloween ao an-trano isan-kariva? hitsoaka ny zaza madinika sy ny vady no hiafaràny fa ramatoa be maska be no hitany isan'andro?:lol:

Sangisangy izany fa mazotoa e!


=)) toy ny komoriana mandehandeha indray no fiheverako azy,sady gaga no talanjona ny ankizy raha mbola tsy nahita.

16. niryna ( 20/10/2007 03:05)
Vitamine E potehina dia asiana vaseline kely e,io dia manampy ny hoditra ammin'ny rivotra sy ny masoandro.Tsy atao betsaka fa kely,dia hosorana kely an'io vaseline io ihany koa ny manodidina ny maso alohan'ny hatory dia somary horona manodidina,ela be vao mikentrona.
Raha te ho tsara maso indray,izany hoe te hiolaka tsara ny volomaso ambony dia asiana vaseline kely dia petahina ireny fanaovana curly-amin'ny maso ireny na sotrokely no atao mivadika dia miholana tsara ny maso.Lasa baribary maso tsara sady miparitadritaka ny volomaso,dia rehefa any am-piasana dia lemana rano kely ilay izy dia hitanao mihitsy ilay volomaso misandrahadrahaka mahafinaritra:D
17. mamitia ( 20/10/2007 10:10)
misaotra betsaka nareo rehetra izay namaly ry reto an,mahafinaritra ahy daholy ny torohevitra nomenareo .no tsampako hoe ampitiavana no namalianareo ahy ,enga anie mba ho toy izao foana ny toen-tsain-tsika Malagasy eto @ serasera .
ho arahiko ireo torohevitrareo de ho lazaiko eto ihany ny vokany .

misaotra e,
18. soanja ( 20/10/2007 13:22)
Ho an'izay reny nefa mbola te hitazona fitoniana sy ny hatsaran-tarehy. Na ireo izay tanora hiditra amin'ny fanambadiana ka te hanana aina maharitra,

Isanandro dia maka adiny iray ho anao , hikarakaranao ny tenanao. Ilaina tokoa izany. Fidio tsara io fotoana io. Ohatra hoe mamonjy dosy de fenoy rano ny benoara de maka aina ao no sady miositra anle izy. Mamaky boky na mihaino hira malefaka ao main'ny efitranonareo mivady na justa mikipy tsotra fotsiny manadio ny safotofo-mpiainana eo andavarangana amin'ny harivariva mahatsara vahiny. Asa na rehefa matory iny ny ankizy na mifandray tsara ianao sy ny vadinao dia resaho izy hanana adiny iray tsy hisy hanelingelina anao dia izy no miandrakitra 100% ny ankizy amin'io fotoana io. Vitan'ny lehilahy tia vady tokoa izany. Fotoana tsy hisy hifandraisany amin'ny hafa. Izay ilay resahiko hoe apetaho ny kokombra dia milamina tanteraka satria sady manala stress no antony ilazako an'io no manalefaka ny tarehy ety ivelany.
Miasa mafy ianao io mikarakara ireo zaza ireo. Ilainao izany fakana fotoana mangina izany.

Saika hadinoko koa amin'izao global warming izao dia mihamitombo ny radiation ao amin'ny atmosfera, ka io dia manimba ny hoditra malefaka , indrindra ny tarehy. Tandremo ny skin cancer na homamiadana amin'ny hoditra fa io no vokatr'izany raha ttsy mitandrina.
Noho izany, manaova satroka isanandro, indrindra rehefa mafana iny ny andro ka midanika. Na mangatsaika aza ny andro dia manaova satroka foana satria ny radiation dia mamely na mafana na mangatsiaka. Efa ampotomoto ny fiainantsika olombelona izy izao ary manangatra noho ny asa vitantsika tamin'ny tontolo iainana.
Aza hadino ny mihosotra sun screen na menaka tsy mahamay ny masoandro ireny. Zava-dehibe tokoa io fanaovana satroka io ary ny satroka vita test UV Protection no anaovana fa tsy satroka zesta fotsiny ka be lavadavaka ireny.
Raha misatroka foana ianao dia ho hitanao fa hateza ny tarehy.

Niryna> Inona moa anefa ny maharatsy ny Komorianina mandehandeha. Tsy fanao izany zavatra soratanao izany, amin'ny saina tsy miangatra no iresahako izany. Enga anie mba ho azonao ny tiako atsipy. Misaotra indrindra namaky hatramin'ny farany.


19. ikaretsaka ( 20/10/2007 19:06)
miainga:

Ty misy fika iray raha mety @nao: fantatrao moa fa ny ankamaroan'ireny produit de beauté malaza B reny dia misy tsirinaina:lol:(sperme io sao dé diso adiresy eo).


marina io!

20. Papoose ( 20/10/2007 21:07)
nde mba hanangona za zany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2479