mba toroy hevitra izay fantatrao fa mahatsara tarehy

21. cutie ( 20/10/2007 21:42)
:-D:-D:-D:-D:-D
22. melody ( 21/10/2007 11:49)
:-D:-D:-D
23. tywa68 ( 21/10/2007 16:20)
Mamitia : Misotro rano be sy tsy mifoka sigara dia manao ampy torimaso, ary mihinana legioma sy voakazo fa tsy sakafo matavy (toy ny charcuterie).

niryna : d raha nisy komoriana saika hanome valiny zao d tsy te-hanoratra eto izy :oops:

24. niryna ( 22/10/2007 03:44)
tywa68:

Mamitia : Misotro rano be sy tsy mifoka sigara dia manao ampy torimaso, ary mihinana legioma sy voakazo fa tsy sakafo matavy (toy ny charcuterie).

niryna : d raha nisy komoriana saika hanome valiny zao d tsy te-hanoratra eto izy :oops:



tsy mieritreritra inona aho ka,raha izany dia miala tsiny.Misy miteny eo ambony hoe tsy hatahotra ve ny zaza.Izaho koa mantsy fahiny nahita ireny olona ireny (komoriana no hitako nanao azy voalohany fa taty aoriana ela be izao vao mahita olona tsotra na malagasy manao an'io mandehandeha aho)natahotra tokoa aho tamin'izany.Izay no nitamberina tato an-tsaiko ka. mi-pardon fa tsy nieritreritra inona aho ka.

25. sarobidy ( 25/10/2007 11:00)
toy ny komoriana mandehandeha indray no fiheverako azy,sady gaga no talanjona ny ankizy raha mbola tsy nahita.



@ fo tsy miangatra, ...izaho aloha nahatsapa raha namaky atram voalohany katram farany fa madio tsy nieritreritra zavatra hafahafa i niryna niteny an'io fa isika mamaky no mamadika d zay avy eo no matonga le zavatr ahafahafa mitranga ato.
26. arialy ( 26/10/2007 10:25)
misy ramatoa zay , le gokagoka be reny ny tarehany an , de nisy niteny taminy oe asina tantely sy citron de teo am 2 sem après ny nanombohany le izy izy vo hitako fa niova ny hoditavany ( malama sy manify ny masokoditra).
nety taminy le izy fa tsy aiko na hety am olona rehetra, marihiko fa ataony anaty frigo ony le produit mifangaro am zay mangatsika tsara de mapihenjana ny hoditra.
za alony produit eny am pharmacie no vidiko e (vichy) io no mety amiko hatrizay.
27. soanja ( 28/10/2007 01:33)
sarobidy:

toy ny komoriana mandehandeha indray no fiheverako azy,sady gaga no talanjona ny ankizy raha mbola tsy nahita.



@ fo tsy miangatra, ...izaho aloha nahatsapa raha namaky atram voalohany katram farany fa madio tsy nieritreritra zavatra hafahafa i niryna niteny an'io fa isika mamaky no mamadika d zay avy eo no matonga le zavatr ahafahafa mitranga ato.


Marina izany ry Sarobidy, tsy nieritreritra n'inona n'inona tokoa i Niryna saingy ny zavatra soratana na tenenina ka tsy tandrina aza dia mety tokoa hanapotika zavatra goavana be tokoa.
Dia izay no isian'ny fanabeazana.
Amin'ny manaraka isika rehetra dia mitandrina rehefa hanonona razan'olona na zavatra hafa mifandraika amin'izany, indrindra moa ka raha resaka finoana dia tena tsy tsara mihitsy. Asa anefa fa miankina amin'ny tsirairay ny fandraisana zavatra toy izany.



28. soanja ( 28/10/2007 11:21)
Ny ronona soja koa dia mahatsara tarehy raha hanasana azy isa-maraina. Dia avy eo kobanina refa afaka 5 minitra.
29. fasaly ( 28/10/2007 12:08)
ny manasa tarehy isan'andro hono tsy dia tsara anefa.... indrindra fa be calcair ny rano asa anefa....
30. fasaly ( 28/10/2007 12:11)
kally:

Ka ilay mihosotra zavatra ve aloha tsy ohatry ny halloween ao an-trano isan-kariva? hitsoaka ny zaza madinika sy ny vady no hiafaràny fa ramatoa be maska be no hitany isan'andro?:lol:

Sangisangy izany fa mazotoa e!

:-D:-D:-D amiko tsy misy effet ny masonjoany amin'ny tarehy fa juste manome effet ny lokon'ilay masonjoany amin'ny tarehy fotsiny ohatra ny mihosotra poudre ihany


31. fasaly ( 28/10/2007 12:12)
melody:

ny torimaso no ataovy bdab d aza mora kizitina:)


marina io....ny fahampian'ny torimaso dia tena maha tsara tarehy tokotrany....sy tsy maha antitra vetivety.....


32. fasaly ( 28/10/2007 12:16)
tywa68:

Mamitia : Misotro rano be sy tsy mifoka sigara dia manao ampy torimaso, ary mihinana legioma sy voakazo fa tsy sakafo matavy (toy ny charcuterie).

niryna : d raha nisy komoriana saika hanome valiny zao d tsy te-hanoratra eto izy :oops:

ny rano koa tena ilaina mitsy sady mahasalama ny legioma sy ny vokazo moa fanampiny daholo.....





33. fasaly ( 28/10/2007 12:18)
soanja:

Ny ronona soja koa dia mahatsara tarehy raha hanasana azy isa-maraina. Dia avy eo kobanina refa afaka 5 minitra.


ny fihinanana produit soja dia tena ilaina mihitsy hono satria rehefa an'ny amin'ny taona ny penaupose ny vevavy dia any no azonao ny vokatry ny fihinana soja....eo main'ny resaka hormone izany e!


34. soanja ( 28/10/2007 16:37)
fasaly:

kally:

Ka ilay mihosotra zavatra ve aloha tsy ohatry ny halloween ao an-trano isan-kariva? hitsoaka ny zaza madinika sy ny vady no hiafaràny fa ramatoa be maska be no hitany isan'andro?:lol:

Sangisangy izany fa mazotoa e!

:-D:-D:-D amiko tsy misy effet ny masonjoany amin'ny tarehy fa juste manome effet ny lokon'ilay masonjoany amin'ny tarehy fotsiny ohatra ny mihosotra poudre ihany





Na dia efa nosasana madio aza ve le tarehy dia mbola misy poudre foana??
Ny masoanjoany anie tsy mandaitra eo noho eo fa refa manao azy ao anatin'ny 1 taona faraharatsiny dia ahita ny vokany tsara tokoa.
Tsy voatery isanandro no fanovana azy akory fa tokony isaky ny malalaka ao anatin'ny herinandro iray.
Traikefa efa niainako io ka zaraiko satria betsaka ny namako no nampiasa an'io fa manome ilay fanalefahana ny tarehy.
Asa moa anefa ilay atao hoe tsara tarehy fa misy ny olona sasany tsy milamina raha tsy hoe hivadika fotsy ny hoditavany ohatra, izay hitako koa amin'ny fiainana eny. Rendrehan'ny commercials sy ny ads eran'io.



35. niryna ( 29/10/2007 03:06)
fasaly:

soanja:

Ny ronona soja koa dia mahatsara tarehy raha hanasana azy isa-maraina. Dia avy eo kobanina refa afaka 5 minitra.


ny fihinanana produit soja dia tena ilaina mihitsy hono satria rehefa an'ny amin'ny taona ny penaupose ny vevavy dia any no azonao ny vokatry ny fihinana soja....eo main'ny resaka hormone izany e!






Sady manampy ny soja hoan'izay mihitsana ny volony.
Fa misy miteny fa tsy tsara omena soza ny lehilahy:D
36. keyoann ( 03/11/2007 00:20)
f angaha mahatsapa tena ho ratsy tarehy izany zanako izany?:?: tiavo fotsiny ny tenanao dia lasa ho tsara ho an ny hafa ianao
37. koffman ( 03/11/2007 16:50)
38. nrina ( 13/11/2007 07:06)
arialy:

misy ramatoa zay , le gokagoka be reny ny tarehany an , de nisy niteny taminy oe asina tantely sy citron de teo am 2 sem après ny nanombohany le izy izy vo hitako fa niova ny hoditavany ( malama sy manify ny masokoditra).
nety taminy le izy fa tsy aiko na hety am olona rehetra, marihiko fa ataony anaty frigo ony le produit mifangaro am zay mangatsika tsara de mapihenjana ny hoditra.
za alony produit eny am pharmacie no vidiko e (vichy) io no mety amiko hatrizay.


Rah izaho aloha tsy mba manaonao an'ireny zavatra teniteneninareo ireny fa ny olona samy manana ny hodiny tsy hay mety @le madama fa mety tsy mety @ hoditro. Aleoko mankany @ dokotera de izy mijery hoe ny metimety e


39. arialy ( 16/11/2007 13:07)
:)any am pharmacie mande fa any misy proposition bdb arakaraky ny hodi-tava e.
mahasoava
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2267