mèche
1. mirabela
(
19/10/2007 20:02)
za reto mbo t hanao meche na balayage, fa tena otran tsy misy choix mits amin lé loko atao, mena ts mety fa lazain n ol otran ny avy nitôna briky:oops: dia blonde kou ts mety amiko satria ts d tena fotsy aho, violine, vo maika louza.ny hoditro klou otran gasy retra, zarazara.dia eo ndrindr no mahatonga an lé choix dificil:?:?:?
k mis manana hevitr v nareo am zany??
k mis manana hevitr v nareo am zany??
novalian'i SHOAN ny 17/01/2008 14:46
3. xxx
(
20/10/2007 11:51)
ratsy be ny gasy manao akajou na menamena na blonde, drayyy! aza te hoatran'ny vazaha fa ny kolera manakaiky ny volonao no hataovy dia discret be no sady mivoaka ny lokon-tsika somary tsy fotsy nefa tsy tena mainty iny!
4. xxx
(
20/10/2007 11:52)
misy chocolat, ny chatain foncé. Hataovy eny anelanelany eny rehefa manao balayage!
5. mirabela
(
20/10/2007 12:08)
xxx:
ratsy be ny gasy manao akajou na menamena na blonde, drayyy! aza te hoatran'ny vazaha fa ny kolera manakaiky ny volonao no hataovy dia discret be no sady mivoaka ny lokon-tsika somary tsy fotsy nefa tsy tena mainty iny!
:roll: ts azoko?inn lé loko manakaiky ny mainty, satry ny voloko alou d mainty b é
8. mirabela
(
23/10/2007 18:11)
ikaretsaka:
blonde noire ..hmmmmmm
za efa naita otran io fa mis contraste b:oops:, d ts d tsara
9. kallie
(
24/10/2007 14:49)
refa tiana ho hita izy d chatin clair e, sady ts miavaka b nefa hita ihany
10. SHOAN
(
17/01/2008 14:46)
ié zà koa miheritreritra mitovy amy kallie
tena mety tsara io raha mainty ny volonao:P
tena mety tsara io raha mainty ny volonao:P