Fakafakao
1. LazaDaddy
(
19/10/2007 05:34)
Misy fitenenana izay @ teny Anglisy manao hoe: "the worst thing you can do to a new convert is to mix him/her with Christians".
dika teny malalaka: ny zava-doza lehibe indrindra mety ataonao @ olom-baovao niova finoana ho Kristianina dia ny mampifanerasera azy @ ireo Kristianina hafa.
=> Inona ny antony mety mahatmarina an'izany?

novalian'i fijo ny 23/10/2007 22:09
2. steeeel
(
19/10/2007 05:58)
inona no antony naha-lasa kristianina azy, any no vaha-olana, raha tsy mahazaka ny rahalahiny izy ka mandray azy ho zava-doza dia tsy tena mbola kristianina izy izany.
3. majesty
(
19/10/2007 06:12)
tsy miombo-kevitra tanteraka amin'i LazaDaddy,ny mifanohitra amin'io ary no tena izy,:D
4. diamondra27
(
19/10/2007 06:47)
LD:efa niova fo ve le olona de tokony tsy hifanerasera @ kristiana?
faux io amiko satria izao :
ny fiainana Xna de tsy solitaire fa miaraka ihany koa @ Xna hafa mba hifampahery, hifampivavaka , miaraka mianatra SM, relation fraternelle. Amiko tsy hoe: refa XN a de voageja tsy mahazo mifaly sns fa @ maha-Xna dia hafa ny fisehony: afaka miara-mifaly entre Xna
Ny fampianarana azoko de we: toy ny afo sy ny kitay ny Xna , raha misy kitay maromaro eo dia miroborobo ny afo, mirehitra tsara , fa raha alaina le sombina kitay 1 ka atokana kely lavitry ny hafa de ho faty tsikelikely le afo de maty ny iafarany
Donc, le Xna miala tsy miara @ Xna hafa io koa de miha-mangatsiaka ny finoany ary mety ho faty ny finoany any aoriana.

5. bosista
(
19/10/2007 09:58)
tsy hitako izay hiadiana hevitra amin'io satria tsy fomba fiteny araka ny baiboly ilay izy ka tokony harahina fa fomba fiteny sy fijerin'olona tsy mino an'Andriamnitra!
6. bosista
(
19/10/2007 10:00)
maka lesona avy ao amin'ny baiboly fa aza mandeha mankany amin'ny toerana hafa sao de very eo
7. majesty
(
19/10/2007 12:15)
manamafy ny tenin'i Bosista sy diams,"aza mahafoy ny fiarahan-tsika mivavaka ..."
hoy ny vavaky ny Tompo hoe; mba ho iray ihany anie izy rehetra.
hoy ny vavaky ny Tompo hoe; mba ho iray ihany anie izy rehetra.
8. LazaDaddy
(
19/10/2007 14:01)
marina daholo ny teninareo fa izao no manitikitika ahy; inona ny mety ho antony nahatonga ilay olona niteny an'io?
9. ikaretsaka
(
19/10/2007 14:52)
LazaDaddy:
Misy fitenenana izay @ teny Anglisy manao hoe: "the worst thing you can do to a new convert is to mix him/her with Christians".
dika teny malalaka: ny zava-doza lehibe indrindra mety ataonao @ olom-baovao niova finoana ho Kristianina dia ny mampifanerasera azy @ ireo Kristianina hafa.
=> Inona ny antony mety mahatmarina an'izany?
Dia valiko @ tenin'i St Thomas d'Aquin io quote-nqo io
"Ny olona voasasa atidoha, sy noferana ihany ny fahalalany, na ho ela na ho haiingana , dia lasa tsy ho voafehy intsony izany, satria Tian'ny tompo ho olona libres sy malalaka isika"
ny maha olombelona ny olona 1 dia tia izy tia mijery sy mamakafaka sy mandinika:
1- Raha tamin'ny alalan'ny "brainwashing" no nahatarihanao azy, dia lasa tsy mety sy ho mety aminy intsony ny "brainwashing" satria lasa mivelatra ny fahalalan'ilay "neophyte"
satria ho hitany hoe samihafa isikka na samy kristianina aza, misy ohatra ny extremistes, misy ny liberal, misy ny mety hivoy zavatra hampatahotra azy, satria hatahotra mafy mihitsy sao lasa "very" indray ilay trondro mba azo (izy), misy ny te hanoro hampalalaka ny toe-tsainy, misy ny mamela azy malalaka mba handinika , misy ny mamendrofendro azy, misy tery eo @ ny bible alone (baibolista sy evanjelista) , misy ny mivelatra bebe kokoa @ ilay finoana an'i Kristy amin'ny lafin-javatra maro (whole="univers-al")
kristianina daholo anefa ireo!
dia manana tendaces hanao comparative ilay neophytes! tsara anefa ny manao comparative religion amin'iny .
(io comparative religion io manko no maha convaincu anahy hoe atsy ihany izany fa any no tena fe)!
2)Raha tsy ampy fahalalana noho izy avy eo "ilay soi disant" nitarika azy, ka tsy mahavaly ny zavatra hitany sy ny fanontaniany... dia eo no comble!
therefore --> ilaina ny mianatra manokana theology na io fomba fitarihina olona io fotsiny aza. fa tsy hoe mamakimaky baiboly kely dia mitoritory kely dia hoe...
Fanasana atidoha no nahazoanao azy @ izay fa tsy fitantanana ilay olona any @ finoana marina!
10. pissoa
(
19/10/2007 15:02)
LazaDaddy:
marina daholo ny teninareo fa izao no manitikitika ahy; inona ny mety ho antony nahatonga ilay olona niteny an'io?
satria izay no zakan'ny kitapon-tsainy :-D:-D:-D
Vazivazy fa raha ny fahitako azy angamba dia heverina hoe maha-loza izany (fa tsy loza indrindra kosa aloha e) satria mahita bebe kokoa izy hoe tsy "olona tonga lafatra" ny Kristianina.
Tsy miombon-kevitra amin'io aho nefa na izany aza. Ny fiheveran-tena ho tonga lafatra dia efa somary :?::?::?: ihany :-D:-D:-D
11. ikaretsaka
(
19/10/2007 15:16)
LazaDaddy:
marina daholo ny teninareo fa izao no manitikitika ahy; inona ny mety ho antony nahatonga ilay olona niteny an'io?
1) satria izay no zakany
2) satria izy matahotra fa raha mivelatra eo fia tsy asian'ilay olona combien intsony izy
12. fijo
(
19/10/2007 19:52)
marina tanteraka io zavatra voalazan'i laza io.
mba jereo fotsiny hoe za izao lasa kristianina ohatra sanatria.dia lasa aho mifangaro amin'ireo kristianina hafa fihetsika.amina zaza sy vadin'olona.de mba ahoan ano mety ho fisainako???tsy avy dia hoe :"ary za nolazain afa ratsy ny tsy mino ,nefa izao ny mpino itako toa mamoatsampona"

13. cutie
(
19/10/2007 20:35)
. Mpandefa : fijo [ Valio ] 19-10-2007 21:52:57
Lohateny : Re : Fakafakao
marina tanteraka io zavatra voalazan'i laza io.
mba jereo fotsiny hoe za izao lasa kristianina ohatra sanatria.dia lasa aho mifangaro amin'ireo kristianina hafa fihetsika.amina zaza sy vadin'olona.de mba ahoan ano mety ho fisainako???tsy avy dia hoe :"ary za nolazain afa ratsy ny tsy mino ,nefa izao ny mpino itako toa mamoatsampona
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. cutie
(
19/10/2007 20:38)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 19-10-2007 07:34:42
Lohateny : Fakafakao
Misy fitenenana izay @ teny Anglisy manao hoe: "the worst thing you can do to a new convert is to mix him/her with Christians".
=> Inona ny antony mety mahatmarina an'izany
ka le vao2 mbola d'or koa
le ao anatiny ao efa nifangaro daholo ny ondry sy ny osy :-D:-D:-D:-D:-D